Andry no ben'ny tanana
1. Tenamarina
(
12/12/2007 20:05)
61.68% ANDRY NO BEN'NY TANANA!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
ANDRY NO BEN'NY TANANA!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
toa maimaina ianao ry tvm??????????????????????????????????
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
MIANDRY ANAO NY FIRENENA RY ANDRY!!!!!!!!MIANDRY ANAO NY VAHOAKA MALAGASY!!!!!!! TSY ANTANANARIVO FOTSINY FA MIANDRY ANAO NY VAHOAKAN'NY MADAGASIKARA!!!!!!!!!
N.B! Joyeux anniv quand même à Ravalo! Comblé par ce cadeau???????????

novalian'i patrick2002 ny 13/12/2007 14:49
2. patrick2002
(
12/12/2007 20:09)
Mbola mivadibadika te hanova vato ny TIM, 23H izao any dago efa t@ 21H30 no namoaka valim-pifidianana farany ny radio FM sy ny TV .
Ao raha :roll::roll::roll:
Ao raha :roll::roll::roll:
3. ravatorano
(
12/12/2007 20:14)
efa takatry ny filoham-pirenena angamba fa niteny izy rehefa avy nifidy fa hiara hiasa ami'ny ben'ny tananan'antananarivo izay lany eo !
efa tsinjony fa na izany aza dia manakaiky tokoa ny fiovan'ny olona hipetraka ao amin'ny sezan'ny ben'ny tananan'antananarivo etsy tsimbazaza !
io vokatra lazain'i tenamarina io dia mbola vokatra tsy ofisialy ary tsy ny bureau de vote rehetra no nahazahoana an'io
ny nahitan'i tenamarina an'io dia ao amin'ny tv viva fa lery koa mahay manao manip information dia tsy lazainy ao daholo fa mbola 263/412 BV no nahazahoana an'io 61.68% ho an'i andry tgv io
mba iangaviana izany mba atao feno ny information omena eto mba tsy ho induit en erreur ny namana mamaky eto e satria izay ilay tarigetra ho tratrarina eto mba hanakaiky ny fahamarinana ny lazaina eto fa tsy hanao manip info fotsiny
misaotra ô

4. Tenamarina
(
12/12/2007 20:20)
Sao ary dia mbola hanao fikafika ihany rizalahy izany?????rY TIM ISANY IO!!!!!!8-)8-)8-)8-)
Vitan-drizalahy anie izany e!!! Efa mahazatra re!!!!

5. damann
(
12/12/2007 21:00)
Tenamarina:
61.68% ANDRY NO BEN'NY TANANA!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
ANDRY NO BEN'NY TANANA!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
toa maimaina ianao ry tvm??????????????????????????????????
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
MIANDRY ANAO NY FIRENENA RY ANDRY!!!!!!!!MIANDRY ANAO NY VAHOAKA MALAGASY!!!!!!! TSY ANTANANARIVO FOTSINY FA MIANDRY ANAO NY VAHOAKAN'NY MADAGASIKARA!!!!!!!!!
N.B! Joyeux anniv quand même à Ravalo! Comblé par ce cadeau???????????
hafahafa ihany le message an
tsy lany io oa, afaka mitomany nareo avy eo an
10. Bienem
(
12/12/2007 21:55)
nareo ve de mihevitra fa hanaiky foana eo ny TIM, indrindra Ravalo be fo iny
11. patrick2002
(
12/12/2007 21:58)
aleo ra damann indray hamoaka ny vokatra lazain'ny MBS eh! fa mieno anay ewh! zahay tsy hitomany mihintsy na ho lazainao aza fa 95% ny an'I Rafalimanana dia 61% ny an'i TGV.
13. Veloo
(
13/12/2007 01:03)
aleo averiko eto ity. raha tena marina dia idiran-doza ndray isika
Des rumeurs ont circulé sur le financement d’Andry Rajoelina qui proviendrait de politiciens en exil en France et adversaires du pouvoir actuel. Ces rumeurs ont eu semé le doute dans l’esprit de certains électeurs déjà acquis aux causes de Rajoelina. Ils craignent que ce dernier ne soit une marionnette dans les mains de l’opposition:twisted:

14. patrick2002
(
13/12/2007 03:36)
ka inona moa ny olana na iza no ao ambadiky ny na iza ,izany hoe efa ao ambadika aloha dia izay ,isika rehetra tokony ao ambadiky Ravalomanana ,ny vahoaka ao Antananarivo tokony ao ambadiky Andry Rajoelina satria izy no ben'ny tanana ,ka na TIM na AREMA, na Makosa, ao ambadiky Andry Rajoelina daholo oh!=D=D=D
15. pika
(
13/12/2007 04:24)
tsy misy resaka fa i Andry no ben' ny tanâna
ny vahoaka anie tsy miteny fa ao ampony ao efa ..... ka tokony mba hisaina amin' izay ny TIM

16. namana2008
(
13/12/2007 06:07)
o ry reto a. gaga eo nareo fa iny ono zany d oe alaini ra8 ho ministra njay i TGV ao aoriana ao.
aza miady oa nareo fa politika ange hafahafa zay iany e.
TGV ministre de la jeunesse. hihihihi

18. volana1
(
13/12/2007 08:32)
Mimhie : afaka misioka ihany ka ! zao kosa ve dia mbola hisy fiovana raha tsy hoe....raha izay dia raharaha tadiavina.
19. patrick2002
(
13/12/2007 14:49)
Mimhie:
aza mbola misioka aloha raha tsy tafavoaka ny ala e!
TGV io Mimhie azo antoka ah! aleo hitendry gitara mihintsy fa tssssssss