Delestazy

1. xxx ( 11/12/2007 11:51)

Rehefa maty jiro
Na injao minaianaina
reo vahoakan'Iarivo
Velona Taraina
valaka sy reraky ny asa an-davanandro
kanefa va ahandro
ny ketriky ny anio
anaty azim-pito
tsy misy zay mangirana
vahoaka izay sahirana

fa tsy mba maty jiro
ny mapanao zara vilana
eny Ambohimitsimbina
Faly sy mitavana
Hazavana, tsy fizara amin-kavana
fa voatokany ho azy
sy reo mpifanolo-bodirindrina
anaty efiny mirindrina
tsy azonao idirana

mijaly zay sahirana



TSILAITRA, 10/12/2007

http://serasera.org/vetso/?rub=vetso/vetso&vid=v475cebf61354e
novalian'i tynah ny 16/12/2007 13:48
2. fahamarinana ( 11/12/2007 12:03)
:arrow:tena marina tokoa fa mijaly izay tratra an'io kah,sendra nandalo vacance aho dia efa nimenomenona be tsisy ohatr'izany fa maika fa monina any ndray.Ary ny pire dia mbola tsy fantra hoe hiova hihatsara ve fa dia miandry zay figadony eo izany...(l)
3. tynah ( 16/12/2007 13:48)
Zany ny asan' dra8 eh !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1804