mycose na champion @ vhv

1. xxx ( 10/12/2007 08:10)
efa mba tratra io ve ianareo fa tena mampinjaly re tsy mety afaka mihitsy, efa atao ny fitandremana rehetra fa ê tsy misasa @ ranon'ny jirama sns, ampiasaina daholo izao kazarana fanaody izay omen'ny dokotera izao fa afaka 6mois eo dia miverina indray, misy an'izany hoe soloina daholo ny slip rehetra tsy mety afaka ê sao mba misy mahita vahaolana misaotra mialoa
2. xxx ( 10/12/2007 08:38)
champignon sa champion ? :P

saika hiteny aho hoe ividiano fongicide any @ magasin agriculture ireny, kanjo tsy sahiko indray :P:oops::roll::-D:-D
3. kallie ( 10/12/2007 14:04)
tsy ny fahadiovana ihany no mahatonga na tsia anireny, ny hafanana ohatra dia efa facteur mampisy azy, ny olona misy diabète koa matetika mora mi-dévellopper anazy, ny tokony ataonao d manao analyse, ijerena ny source iaviany, mba i-traiténa azy am fotony... matoa miverina fôna izy d tsy afaka tsara, mila fantarina oe in no tena mahatonga az
4. DESCARTES ( 10/12/2007 14:12)
Raha resaka "mycose" d zao no azoko ambara:matetika ny "germe responsable"@izy io ny "Trichomonas vaginalis".Fa ny tsy haiko hoe ilay doc nitsabo anao v tsy nampanao anao"Frottis Cervico-Vaginal"na FCV.Izany hoe hampidirana "écouvillon" any @ "vagin" d maka tsiranoka
any @"col",ilay mampiasa "spéculum" é!D avy eo iny no tiliana any @"labo" d hita ao zay tena "germe"fototr'ilay lazainao:"mycose"???Ary ny valin'ny
fitiliana omen'ny "labo" koa no hamantarana ny fanafody tena mahomby @lay aretina.
Fa anisany manelingelina b anareo vhv mihitsy reny aretina mampisy "pertes"na hoe "leucorrhées" reny a.Manatona fôna doc fa aza mandry2 manan'aretina é!
Mirary fhslmn
5. menalamba ( 10/12/2007 18:55)
Descartes an ,samy hafa kosa ny tricomonas sy ny mycose é,sasanangy samihafa na ny fisehony na ny fotony fa aza afangaro.
6. Veloo ( 10/12/2007 20:23)
ie asaivo jeren'i radoko fa ratsy zany
7. ikaretsaka ( 10/12/2007 21:05)
za tsy gyneco fa tsy mampaninona ahy ny mijery izany.. mba manitatra ny fahalalana
8. menalamba ( 11/12/2007 09:58)
ikaretsaka:

za tsy gyneco fa tsy mampaninona ahy ny mijery izany.. mba manitatra ny fahalalana


Raha hijery fotsiny moa maninona fa raha haka sary no atahorako,hihi:^)
9. arialy ( 12/12/2007 10:42)
mba mila fanampiana anie ry reto ixxx fa aza de atao somonga indray e!!
tsy misy azoko anampiana indrisy am tsy fananako trai-kefa am zany fa miverena any am gyneco e
10. soanja ( 13/12/2007 05:55)
xxx:

efa mba tratra io ve ianareo fa tena mampinjaly re tsy mety afaka mihitsy, efa atao ny fitandremana rehetra fa ê tsy misasa @ ranon'ny jirama sns, ampiasaina daholo izao kazarana fanaody izay omen'ny dokotera izao fa afaka 6mois eo dia miverina indray, misy an'izany hoe soloina daholo ny slip rehetra tsy mety afaka ê sao mba misy mahita vahaolana misaotra mialoa


Ny azoko hanampiana aloha dia ny hoe aza misasa mampiditra tanana any anaty fivaviana mihitsy raha tsy hoe ny dokotera no milaza fa mila manao izany ianao fa izay no mampisy azy matetika.

Faharoa dia aza mihinana sakafo misy levure na yeast koa satria io no mampitombo izany ao anatinao, toy ny mofo sy zavatra be karibonetra ireny na nandrahoina na nendasina sns...

Mihinana sakafo misy anti-oxidant be dia be toy ny zavamaintso isan-karazany sy voankazo: paoma, karoty manta, salady sns... misotroa ranona celery.

Aza manao slip polyester na lamba tsy miaina nylon sns fa zavatra mampiaina lalandava no hanaovana toy ny cotton, soga sns sy ny hafa miaina tsara saingy tsy mampangidihidy.

Mila atomboka lalandava amin'ny fahadiovan'ny ra ao anaty ny fitandrovana , efa ambinambiny vao mankany amin'ny dokotera.

Aza manambe!



11. kallie ( 13/12/2007 06:14)
soanja> tsy makarary ve sany slipo soa zany? tsy enjana be ve kia? :-P
12. xxx ( 13/12/2007 07:05)
Mialatsiny tamin\'ny fanoratana diso
Misaotra antsika rehetra tamin\'ny toro-hevitra, efa niteny ahy mihitsy ny dokotera tsy hisikotra sady hetezana ny volo rehefa nanao analyse aho FCV izany dia io mycose io no tena betsaka ireto izao ny fanafody azoko farany niconazol comp 2 boites polyginax 2boites nanao ilay polyginax aho dia afaka ilay nangidihidy nefa raha vao vita 1 semaine ilay izy dia efamiverina indray tena kivy be aho, mbola mihinana ilay niconazol ihany aho izao nefa efa miverina sahady ilay zavatra fotsifotsy, ny rano hisasana efa asina cyteal, tena very hevitra re tena marina, indro aho izao no voa tamin\'ity taona ity vola re izay lany izay

ny tena loza dia izao tsy manao rapport aho fa tsy eto ny vadikoefa fotoana lavalava nefa aho marary,izany hoe tsy avy @ firaisana izany ilay izy
mbola mamerina ny fisaorana avy amintsika rehetra @ toro-hevitra
13. soanja ( 14/12/2007 06:37)
kallie:

soanja> tsy makarary ve sany slipo soa zany? tsy enjana be ve kia? :-P


Mbola tsy nanao slipo soga aho saingy mino aho fa le soga malefaka noresahina eto. Ilay anjairana slipo- misy mivarotra mihitsy- satria misy olona tsy mazaka ireny slipo nylon, polyestera na silk mifangaro amidin'ny Victoria Secret ireny. Ireny mantsy matetika dia pozy sy hevitra hita ety ivelany (fantasme)fa tsy mikatsaka ny fahasalamana akory.
Matetika ny zavatra mikatsaka fahasalamana na mifanaraka amin'ny vantantsika dia zavatra natoraly lalandava nefa mety tsy hisy angola ary zara raha nisy nampiana ny akora hanamitana azy.
Io aretina ambony io mantsy dia vokatry ny fiovan'ny zavatra mitranga ety ivelany amin'ny vatanao tsy zaka fa tsy hoe akory voatery ho aretina mamely tamin'ny firaisana ara-nofo. Nefa afaka azo amin'ny firaisana ara-nofo koa io.

14. DESCARTES ( 14/12/2007 14:38)
Marina mits 'lé remarque menalamba iny hoé samy hafa ny
ny Trichomonas sy ny mycose.J'ai du me tromper hay, tokoa moa ny Trichomonas protozoaires fa tsy mycoses.Tokony hoe Candida albicans no nolaizaiko t@iny.Ao fa hanao revise Parasitologie tsara a zao k:roll:.ok!
15. kallie ( 15/12/2007 07:12)
soanja> am "tout simplement" misy 100% coton sady mi-style ihany fa ts tena tsotra be, DIM ko kia betsaka coton a ;-)
16. kallie ( 15/12/2007 07:15)
xxx> sô d tokony manao analyse na rà wa fa ny diabète koa mampisy an'io, ny toetr'andro koa, rehefa mafana ny andro d mora misy io, raha tsy zany d manin ra miova gynéco? fa tatarao azy oe efa nanao anzao sy zao, d jereo ko ny zavatra ohanina, cf
Faharoa dia aza mihinana sakafo misy levure na yeast koa satria io no mampitombo izany ao anatinao, toy ny mofo sy zavatra be karibonetra ireny na nandrahoina na nendasina sns..
17. soanja ( 15/12/2007 15:43)
Kallie> Ok. :-*:-*:-*
18. xxx ( 19/12/2007 05:15)
Misaotra tamin'ny toro-hevitra izay nomenareo ahy
19. watafon ( 25/12/2007 14:39)
Ny tsara indrindra aloha dia ny manao FCV(Frottis Cervico Vaginal) e ! mitovitovy mantsy ny fisehon'ny Trichomonase sy ny candidose vaginale satria samy mangidihidy ! ilay misikotra tsy tokony atao mihitsy rehefa misasa fa mahatonga io no mitarika infections génitales !
20. nandrianina1 ( 03/01/2008 13:44)
Trichomonase

candidose vaginale

iza @reo kay le vokatry ny fihinanana antibiotique b loaatra? mila fanapina koa

xxx> de aza manao reraka b koa f io ko mampande be azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0891