Ampio hifidy
1. miketrika
(
09/12/2007 15:20)
Miarahaba antsika rehetra.
Miaraka amina vhv roa aho,
Halaiko vady ny iray amin'izy ireo.
Ny iray tiako, ny iray kosa dia fangorahana no iarahako aminy satria efa aman-taona vitsy izahay no niaraka, ka ranomaso ny azy raha nilaza taminy fa tsy hampiakatra azy.
Raha mety dia aleo atao matotra ny valin-teny
Misaotra betsaka anareo rehetra namaly

novalian'i Mannou ny 13/12/2007 11:22
2. kelly13
(
09/12/2007 15:24)
enao iany d efa nahavaly ny fanotanianao
Ny iray tiako, ny iray kosa dia fangorahana no iarahako aminy
3. Stretch
(
09/12/2007 16:26)
Eny wa aky ry Kelly , ko efa ho ampiakarina zany le ray ko inn ndray no mbola ilanao fanampiana ry miketrika fa ny fety fampiakarana ketriketrehana ,
alefaso serasera ny sary mariazy :°)
alefaso serasera ny sary mariazy :°)
4. kelly13
(
09/12/2007 18:27)
stretch, neveriko fa fangarohana nge le izy t@ 1° e, saika nimémé b za :°)
6. xxx
(
09/12/2007 20:00)
aza be ketrika leity fa nahoana no nampiandrasina fotsiny teo ny zana'kolona anefa tsy ampekarina ah! hanody anao ny alahelony indray andro any...lakalaka ny fiainana:°)
9. tsiambaratelo
(
09/12/2007 20:36)
Nareo kounkou masika be ery,matoa izy niteny hoe fangorahana,mety misy lesoka be ao,tsy voavaha de zay le izy.Mety ny iray protestante,ny iray katolika de tsy te hanao mariazy mixte ny andaniny na ny akilany,raha izay aloha de mety ho d\'accord@miketrika aho,misy ny fianakaviana tsy manaiky lay finoana tsy mitovy.Fa ny akoatr\'izay de laviko,indrindra moa raha efa niaraka (intime)t@lay efa aman-taona,angaha chemise izy ty ka izay ampiasana anio,soloina rahampitso.Raha mbola tsisy n\'inon\'inona anefa teo aminareo lay efa aman-taona tsy hitako zay tokony hapitomany an-dramatoakely,matoa aman-taona tsisy mangirana d\'efa tsy anjara.Atambaro é,atao mariazy miaraka nareo 3,zany hoe manana vady 2 ianao@zay.
10. tendry77
(
10/12/2007 01:01)
miketrika:
Miarahaba antsika rehetra.
Miaraka amina vhv roa aho,
Halaiko vady ny iray amin'izy ireo.
Ny iray tiako, ny iray kosa dia fangorahana no iarahako aminy satria efa aman-taona vitsy izahay no niaraka, ka ranomaso ny azy raha nilaza taminy fa tsy hampiakatra azy.
Raha mety dia aleo atao matotra ny valin-teny
Misaotra betsaka anareo rehetra namaly
-Manaona ihan:mino ah fa tian'gah avokoa izy roa matoa tafaraka nareo.Ketreo lalina aloa hoe aiza marina no tena misy ny foko,fa zao mantsy
1-Ny fitiavana tsy fiantrana
2-Rah vady tsy nokasaina no tonga ao antokatrano d...(tsy d mifandamina,mifanao faraten zan nef ts mifandao)
3-Aleo voafitaky ny hevitry ny tena toy izay voafitaky ny hevitry ny olona,ny tokatrano tsy herinandro no anana azy,ngah ihany no mahalala ny ao ampon'i ngah,ary ny fo tsy azo andaingana.
TONGAVA MALAKY LE ANDRO MALAZA !:P:P:P:D:)=D=D=DOOooeeEEHHH!!!
11. Bafota
(
10/12/2007 04:54)
Fampirafesana no nataonao:
-raha ilay tianao no taloha,dia ajanony f'ilay faharoa no alao,satria nanitsahanao ny voalohany
-raha ilay niantranao no voalohany,ialao ilay faharoa fa haitraitra
Nefa ianao ihany no afaka mandrefy ny fihetse-ponao,anao izany ny fana-pahan-kevitra koa mahita ny rariny f'aza adino fa fahotana ny mampirafy. Mahita ny rariny e!

12. la
(
10/12/2007 06:21)
Ze mety aminao alaina e!! ra le iantranao itanao fa mety de ozy alaina ra ilay iray de izy alaina.
METY AMINAO (ra ny eritreritro)= itanao fa afaka ny hiaraka aminao hiatrika fiainana, na ny toetrany na ny fitiavany anao sns...satria ny vady tsy androany ihany na rapitso fa mandrakizay ka tandremo fotsiny kosa anefa efa nisafidy enao de avy eo misy olana ;satria tsimaintsy hisy zany any aorina any; de ande hiverina any amin'ilay ray najanona ndray
Fa tano atramin'ny farany izay safidinao!
Mahereza!:):)

13. meva2
(
10/12/2007 10:24)
Raha izaho aloha dia samy tsy misy ampiakariko satria mbola tsy sendra ilay tena tianao ianao matoa nampirafesinao izy ireo.( na misy antony na tsia).
14. miketrika
(
10/12/2007 13:25)
ny iray angorahako no niarahako taonany vitsivitsy, hitako hoe misy tsy feno anefa, ilay tiako niarahako volana maro,
Tsy tatin'ny saiko ny hanary ilay tiako, ilay angorahako anefa mitalaho mafy,
Tsy tatin'ny saiko ny hanary ilay tiako, ilay angorahako anefa mitalaho mafy,
17. xxx
(
10/12/2007 20:09)
slym:
Ampina hifidy enao?? Arotsahy ny vato Hery RAFALIMANANA :D
Ny saonjo iray lohasaha tsy ilaozan'izay iray hamarara
18. xxx
(
11/12/2007 09:36)
miketrika
raha mbola tsy hainao ny misafidy ny lalanao dia mbola tsy misy hazondamosina ianao izany, tsy tokony mbola manorintokatrano.
Mijoroa ho lehilahy aloha vao mieritreritra hanambady, zao mbola môlamôla sy moledaka atidoha :{

19. Mannou
(
11/12/2007 11:52)
miketrika:
Miarahaba antsika rehetra.
Miaraka amina vhv roa aho,
Halaiko vady ny iray amin'izy ireo.
Ny iray tiako, ny iray kosa dia fangorahana no iarahako aminy satria efa aman-taona vitsy izahay no niaraka, ka ranomaso ny azy raha nilaza taminy fa tsy hampiakatra azy.
Raha mety dia aleo atao matotra ny valin-teny
Misaotra betsaka anareo rehetra namaly
Tsy mety kosa ange zany oe fangorahana zany no hanambadianao azy ? Ny fitiavana ange hono tsy azo terena e, rehefa mino marina ianao fa ilay no tena tianao dia aoka izy no tazonina fa ilay iray na dia malahelo aza tsy rariny fa tsy maintsy lazainao izy oe tsy mety ny hiarahana. Na hoazy aza tsy mety satria tsy ho tokantrano feno hasambarana mints nenareo ko.
Hevitra ny ana alo an, z ko az lasa matotra be :oops: