Ampio hifidy

21. salmo1 ( 11/12/2007 12:55)
simplex:
ra misy tomobil ao andrefa-trano ao dia inona ny loko tiadavinao?

transparente

;-)
22. malalatinasoa ( 12/12/2007 02:15)
Aza mampijaly zanak'olona fa tsofy rano izy rehefa tsy tianao.
Dia aza mbola manambady raha mbola misalasala.
23. slym ( 12/12/2007 05:58)
Elah ry xxx an.mandehana alo mifidy androany fa sô de tara eo.:wink:
24. miketrika ( 12/12/2007 15:27)
malalatinasoa:

Aza mampijaly zanak'olona fa tsofy rano izy rehefa tsy tianao.
Dia aza mbola manambady raha mbola misalasala.


Tsy vonona hampijaly azy aho ary izay no efa notsoriko tamin'ilay angorahako, fa izy no miangavy hatrany satria hono mba efa niandry izy
25. Mannou ( 13/12/2007 11:22)
slym:

Elah ry xxx an.mandehana alo mifidy androany fa sô de tara eo.:wink:



[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Rires/Mdr.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0611