fitiavana sy sex
1. Stretch
(
07/12/2007 20:31)
manana namana lhl mpiara miasa a !
manambady izy de nefa ko mandé any am koaitra refa ndraindray , de mpinamana mo zay de mandé ny resaka le refa pôzy kafé iny ,
(vazaha klou izy an) de miteny am a we maninona nefa ra manaja ny vadinao e !
de ity resaka ray ty no tiko resahana anareo ,
ny faire l'amour sy ny faire sex hoy izy tsy mitovy , de nitohy mo ny ady hevitray fa za zany hatramin zao tsy resy lahatra a , zavatra mitovy ihany le atao , nefa aminy samy hafa ny ataony aminy vadiny sy ny ataony any avelany zany we sex .
:oops:

novalian'i gasinamana10 ny 05/01/2008 23:18
3. Stretch
(
07/12/2007 21:17)
sady tsy lhl ny tsy vhv e !
ka tsy misy an lé milentika ôtran-dry rafilômena eto de aleo atao eto,
ka valio e !
ka tsy misy an lé milentika ôtran-dry rafilômena eto de aleo atao eto,
ka valio e !
4. simplex
(
07/12/2007 21:24)
k ny iray fitiavana an'ilay olon-tiana fa ny iray fitiavana an'ilay "sex" kou ;-)
5. Stretch
(
07/12/2007 21:30)
ka ilay izy ngé ry simplex samy manao ihany e !
de inn ny maha samy hafa azy ?
de inn ny maha samy hafa azy ?
6. sitlo
(
07/12/2007 21:34)
zany hoe rehefa misy olona manana olana amin'ny fitiavana izany dia teneniko foana hoe:
mitadiava aloha vola fa ny fitiavana izany azo vidiana.
mitadiava aloha vola fa ny fitiavana izany azo vidiana.
7. Papoose
(
07/12/2007 21:46)
amiko samy hafa!
"f...ing" sy "making love"
raha le olona tsy andalovana reny sy 1 nite stand de "f..ing" amiko
fa raha olontianao dia mifera lamoro :wink:
"f...ing" sy "making love"
raha le olona tsy andalovana reny sy 1 nite stand de "f..ing" amiko
fa raha olontianao dia mifera lamoro :wink:
8. dongadonga
(
07/12/2007 21:47)
ny maha samy afa anazy de miovaova vilia ,izany hoe miova finanana ,de lasa milay beee:-D:-D:-D
9. simplex
(
07/12/2007 21:50)
Stretch,
samihafa ny manao sy manao ;-)
sitl,
ny vola no hozatry ny fiainana :)
Papoose,
dia ny "casual" zany in ny fiklasiavana azy? :P
10. vale
(
08/12/2007 01:55)
Papoose:Papoose: dray,dray,dray,marina!!:-D:-D:-D yes ouz!:*:wink:
amiko samy hafa!
"f...ing" sy "making love"
raha le olona tsy andalovana reny sy 1 nite stand de "f..ing" amiko
fa raha olontianao dia mifera lamoro :wink:
11. Papoose
(
08/12/2007 05:47)
simp, ny casual passe partout, raha tianao hanalana azy dia f*** fa raha mba asianao hajany de mi make love fotsiny:-D
sady raha hi fera lamoro le ol dia tsy ataony betsaka le denominatera fa raha vao mifera le seksa izy zay dia efa mety telo aman'efatra ny denominateran'ny pumpkin pie:lol:
vale, ka iza @reo le titindry ary e!:^)

13. sakaizakely
(
08/12/2007 15:02)
inn reto zany sex ? le fanadiovana vilany reny ve ? Atao inn kou ? za tsy tia an
14. xxx
(
08/12/2007 15:05)
mety otrany hoe tsy tia tifirina avy any aoriana ohatra ilay vadiny nefa izy te hanandrana dia ny koaitra ny possible manome azy dia makany izy rehefa te hanao anizay ! asa aloha :-D:-D
15. karinah
(
08/12/2007 15:36)
:-D:-D:-D rhf ampy fitaovana mety dol io ka! mmmhhhhhhhhhhh! hi hi hi
16. fiaritiana
(
08/12/2007 19:43)
faire l'amour sy faire un rapport sexuel tsy mitovy ka!!resaka vo haingana nataon i prof io ary refa nandinika za dé marina io.Ny firaisana @ olon tiana tsy mitovy amin ny mpandalo!!
18. Stretch
(
08/12/2007 21:03)
xxx:
mety otrany hoe tsy tia tifirina avy any aoriana ohatra ilay vadiny nefa izy te hanandrana dia ny koaitra ny possible manome azy dia makany izy rehefa te hanao anizay ! asa aloha
tsy hinoako we tsy mavita kamasutra le vadiny , fa izy mintsy ny môla.
fiaritiana:
faire l'amour sy faire un rapport sexuel tsy mitovy ka!!resaka vo haingana nataon i prof io ary refa nandinika za dé marina io.Ny firaisana @ olon tiana tsy mitovy amin ny mpandalo!!
za ndray nefa mandinika fa tsy hitako zay mahasamy hafa , sa ny sentiment mandeha mandritra ilay fanaovana no lazainareo mety mahasamihafa azy ?
vale > mamôtsampona eo ndray ndry an !
19. vale
(
08/12/2007 22:31)
stretch: taiza koa akia zà no namoaka sampona?:( :D
papoose: draissss:lol: tsara mintsy ny sensazione am zay:wink:, injy ve aôné:?:
papoose: draissss:lol: tsara mintsy ny sensazione am zay:wink:, injy ve aôné:?:
20. Stretch
(
09/12/2007 16:44)
be resak'eo ndry ry vale fa tô tsy arak'io ra tena izany tokou ny tokou :°)