fitiavana sy sex
21. fiaritiana
(
09/12/2007 17:09)
Strech:samy miray anie e!!fa lé sentiment no toa maha samihafa azy,ny iray plaisir tsisy amour,ny iray plaisir,amour,tendresse sns
25. tiffanie2410
(
20/12/2007 09:00)
=))=))=))amour sy ny baise tsy mitovyndonc samy hafa be ry strecth a,faire l'amou@olona tina sy nekena;ary ny baise miaraka@olona manala azy fotsiny,zany hoe sex fotsiny zany le any@sisiny fa ny miaraka@le olona tiana sex avec amour et tendresse;
andramo fa milay io:-D:-D:-D:-D
andramo fa milay io:-D:-D:-D:-D
26. yuka
(
21/12/2007 08:25)
tiffanie2410:atao ahoana ny manandrana azy,nefa za mboula tsy manana any @ sisiny8-)8-)8-)
27. vivi
(
23/12/2007 19:47)
mety mikenakena b koa lery rehefa @ vadiny na lay sipa na tsy manomé fahafam-po d mijery any ankafa lery , tsy mitovy kosa aloha ny zana-bita @ vady sy ny any @ sisisny e!:cry:
28. jawa
(
30/12/2007 02:25)
ny fitiavana sy ny sex tsy misaraka,naturel izany ary tonga hoazy fa misy tsy ampy ao matoa ny iray mitady any @ sisiny
29. tsoupou
(
02/01/2008 13:29)
Stretch:
manana namana lhl mpiara miasa a !
manambady izy de nefa ko mandé any am koaitra refa ndraindray , de mpinamana mo zay de mandé ny resaka le refa pôzy kafé iny ,
(vazaha klou izy an) de miteny am a we maninona nefa ra manaja ny vadinao e !
de ity resaka ray ty no tiko resahana anareo ,
ny faire l'amour sy ny faire sex hoy izy tsy mitovy , de nitohy mo ny ady hevitray fa za zany hatramin zao tsy resy lahatra a , zavatra mitovy ihany le atao , nefa aminy samy hafa ny ataony aminy vadiny sy ny ataony any avelany zany we sex .
:oops:
Oz toi oe mitovy iany reo satria samy manao (ery ambany ery io fa tsy reto an).
NEFA :
Ny fanaovana nge misy fomba maro e. Oz lé akaman-toi hoe faire l'amour et faire sex tsy mitovy : satria ny faire l'amour nge refa adika am teny malagasy be tsotszao dé lasa hoe manao fitiavana e dé zay lé ataony am vadiny fa refa maka koaitra izy dé faire sexe, manao dé manao fotsn, hanamaivana ny vatany fotsiny fa tsy dé oe nisy fahafinaretana azo na nomena tao.
Tsy hitovy mitsy nge ry Stretch lé izy e, oe manao am olona tsy tiana sy ny manao am olon-tiana. Tadidio nge lé vô niaraka tam bandy reny toi e, lery lé vô mangataka, toi tsy vonona akory, tsy hisy ny ambiance, lery mety faly fa toi maina be eo fotsn.
Dézay lé différence amreo zavatra 2 reo :-$ :-$ :-$
30. tsikih
(
02/01/2008 22:00)
resaka daholo zany angamba! asa aloha fa amoko samy ahitàna tsirony daholo matoa atao, na ny "baiser" na ny "faire l'amour".Ohatry ny olona te hi pipi ihany io, rehefa poritra ka mahita hanaovana azy de izay, na ohatry ny olona noana ka matsiro daholo izay jerena.Matoa misy ny filàna de ao raha, fa lba enti-miala-pà daholo ny hoe itsy na iroa.Raha manam-bady izy ka te hanandrana sipa hafa de efa revy sy ditra izany e,maro be koa ange ny antony iarahany amin'ny vehivavy iray e, tsy "vody" fotsiny akory, ka io lay hoe na manambady aza izy mbola mitady vehivavy hafa ihany, ary mitovy amin'zany ihany ny mi "mast.." nefa manam-bady na manana sipa tsotra izao hanaovana ny sitrapo, zany hoe mila mahita tsirony hafa fotsiny e...de zay, ...
31. tsoupou
(
03/01/2008 05:35)
Ohatry ny olona te hi pipi ihany io, rehefa poritra ka mahita hanaovana azy de izayKa samy hafa nge le mipipy transparent sy mipipy fotsifotsy e =)) =)) =)) :@
32. gasinamana10
(
05/01/2008 23:18)
aza manandrakandrana oa @ zay plaisir 13min ihany hoy ny mpandinika dia remords hatrany no zakaina mandrakizay:-@:-@