RNS 2008: 22-23-24 Mars

1. Samoana ( 06/12/2007 19:01)
Mbola any Vichy ihany:-D. Efa misy ekipan'i salmo andrasana mafy any:wink:
novalian'i fijo ny 20/12/2007 21:33
2. kiadi ( 06/12/2007 19:56)
makaleo le vichy lava!! lasa atao fitadiavambola ny cen le rns fa tsy fihaonana sportif tsony !!
3. ikaretsaka ( 06/12/2007 20:16)
ka any vichy hono no misy complexe milay ko..
oshy ao hoe ra salmo kely e
4. xxx ( 06/12/2007 21:35)
lavitra beuh! tssss! zà mba efa nanatena hoe etsy akaikanay etsy:?:-D atao ahoana fa te ahita an'i salmo mandray anjara zany dia hande e!è:-P
5. fijo ( 06/12/2007 22:27)
ka any vichy hono no misy complexe milay ko

ie,io dia marina mihintsy.fa le eo ihany no eo efa somary mankaleo koa
6. vale ( 06/12/2007 23:39)
fijo: aia leo zany zay samba mba ho any?:D
7. lazounet ( 06/12/2007 23:50)
kiadi:

makaleo le vichy lava!! lasa atao fitadiavambola ny cen le rns fa tsy fihaonana sportif tsony !!



Ny vola alou tsy hitako loatra hoe iza notena mi-profite azy ankoatra ny sponsors.
8. enric ( 07/12/2007 01:45)
xxx:
atao ahoana fa te ahita an'i salmo mandray anjara zany dia hande e!è:-P

tongava e! Fa aza hatao salmo rery no tena handeananao any fa 11 kontre 11 ny taranja nofidiny.

Manantena anao ho tonga izahay:D:wink:
9. Ralay ( 07/12/2007 03:08)
Efa mba mitady toerana ihany ny CEN ny hanaovana azy any @ toerana hafa fa ny olana dia ny complexe sportif io surtout ny gymnase de 3500places hanaovana ny finales.
Ny olana tamin'ity indray mitoraka ity koa dia tsy nisy nety handray ny RNS ny ville hafa satria matahotra ny fivorivorian'ny olona vahiny(Etrangers) mihisa eo @5000 eo ho eo ao @ tananany nefa hisy election municipale ka sao misy nuisance sy debordement dia matahotra ny maire.
Ny olana ao vichy @ ity koa dia mety tsy ho azo ny trano fandihizana lehibe efa mahazatra io.
Atao ahoana fa dia any indray izany mihaona e!
10. Ralay ( 07/12/2007 07:39)
Ity misy ny sanganasan'ny namantsika eto nahazo ni fifaninana hira RNS 2007. http://amimusimage.free.fr/cliphitambatra.htm
Eto koa isika no mijery ny fandaharampotoana @io RNS 2008 io http://www.rns-cen.com/
Koa dia mihainoa sy mijereva finaritra daholo.
11. lazounet ( 07/12/2007 08:36)
Ralay:

Ity misy ny sanganasan'ny namantsika eto nahazo ni fifaninana hira RNS 2007. http://amimusimage.free.fr/cliphitambatra.htm
Eto koa isika no mijery ny fandaharampotoana @io RNS 2008 io http://www.rns-cen.com/
Koa dia mihainoa sy mijereva finaritra daholo.


Dia misaotra anao Ralat ô!

12. lazounet ( 07/12/2007 08:39)
MISAOTRA BETSAKA RALAY Ô! (fa tsy Ralat)

Ralay:

Ity misy ny sanganasan'ny namantsika eto nahazo ni fifaninana hira RNS 2007. http://amimusimage.free.fr/cliphitambatra.htm
Eto koa isika no mijery ny fandaharampotoana @io RNS 2008 io http://www.rns-cen.com/
Koa dia mihainoa sy mijereva finaritra daholo.




13. Ralay ( 07/12/2007 09:04)
Tsy misy fisaorana ry akama fa mahafinaritra e!
14. kiadi ( 07/12/2007 12:23)
lasa fitadiavambola le iz wa!! taiza no nisy oe mandoa vola mijery final basket sy volley!
15. xxx ( 07/12/2007 12:32)
tss t@ tany bordeaux mbola gratos :)
16. lazounet ( 07/12/2007 17:52)
kiadi:

lasa fitadiavambola le iz wa!! taiza no nisy oe mandoa vola mijery final basket sy volley!


Manaja anao Kiadi!
Raha ny hevitro manokana aloha,tsara ihany raha misy vidim-pidirana ny finales rehetra satria mba manisy hasina an'ilay évènements. Raha vao gratuit mantsy ange toa tsy dia misy valeur loatra @ oul é!. Ny vola azo amin'iny mba hanampiana ny financementn'ny Infrastructure.
Fa tsoriko fa tena kirana ihany aho mahita hoe efa tena lasa serieu be ny RNS satria tena aux normes daholo ny rehetra h@ arbitres (officiels daholo ry zareo).
Ka ianao milaza hoe" lasa fitadiavam-bola", kanefa ny fahitako azy dia izay vola azo avy ao miverina ao ihany fa ho aiza moa...
Sa...diso ve zah...?
17. Samoana ( 07/12/2007 18:20)
Ilay hoe fitadiavam-bola aloha tsy dia miombon-kevitra loatra ny tenako satria efa mba manana ny asany any ambadika any avy ireo mpiandraikitra e ! Ny marina kokoa angamba dia azo lazaina hoe fanatsaràna CV ilay izy satria misy organisateur lasa nahazo toerana tsara eo anivon'ny ministera any Dago. Fiainana daholo izany ary tsy hita izay maharatsy azy rehefa mahafa-po ny ataony.
Izaho aloha mamporisika hatrany ny mazoto satria tsy mora ny manao zavatra e.
Momba ilay vidim-pidirana dia azo atao hoe antonona raha oharina @ vidin-tsakafo:D. Raha tena joueur mahatsapa fa anisan'ny stade couvert ari-fomba io ampiasaina any Vichy io.
Efa samy leo an'ilay toerana isika saingy aleo aloha mba misy toy izay pôlisy e:-D
18. kiadi ( 07/12/2007 18:33)
vola miditra @ posindry zareo doly zany fa tsisy ho fanapianana an'iza n'iza
19. kiadi ( 07/12/2007 18:37)
raha mandinika nareo de miha vitsy ny mandeh vichy fa leo ! zao lasa herintaona mialaoha de mila maka reservation hotel fa alain'ny organisateur rens doly ny chambre sy ny hotel any
20. xxx ( 07/12/2007 19:17)
izaho aloha sady otran'ny manao vacs kely no mande vichy dia tsy mijery loatra an'ilay hoe ahoana na ahoana fa efa miomana dieny mialoha fotsiny amin'ny rehetra....

enric: hijery an'i zandry kely aho kah! :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1497