RNS 2008: 22-23-24 Mars

21. lazounet ( 07/12/2007 20:56)
Ny mampalahelo ahy fotsiny dia araka ny efa voalazan'ilay rahalahy Samoana hoe, ny vidin-tsakafo somary mamelymely ihany.
22. fijo ( 07/12/2007 21:17)
1€ ve ny fidirana dia maninona kosa le?ny spekta nefa mahafinaritra ihany rah aireny famaranana ireny no jerena.ny marina kosa aloha dia efa miha mihena ny mpankany e.efa ny mpilalao sisa fa ny mpizahatany tsy tonga intsony
23. Ralay ( 08/12/2007 06:50)
18. Mpandefa : kiadi [ Valio ] () [ Ahitsio ] [ Fafao ] 07-12-2007 19:37:41
Lohateny : Re : RNS 2008: 22-23-24 Mars
raha mandinika nareo de miha vitsy ny mandeh vichy fa leo ! zao lasa herintaona mialaoha de mila maka reservation hotel fa alain'ny organisateur rens doly ny chambre sy ny hotel any

Ny mahatonga ny hotel alain'ny organisateur dia mba tsy hampanahirana ny ekipa hitady hotely izany hoe ireo olona mpanotrona izany no mba somary mandeha alavidavitra fa ny ekipa no priorité @ hotely akaiky sy mora.

17. Mpandefa : kiadi [ Valio ] () [ Ahitsio ] [ Fafao ] 07-12-2007 19:33:14
Lohateny : Re : RNS 2008: 22-23-24 Mars
vola miditra @ posindry zareo doly zany fa tsisy ho fanapianana an'iza n'iza


Ny vidimpidirana @ny famaranana dia tsy mankaiza akory fa natao hanampiana ny fanatanjahantena any antanindrazana izany hoe hividianana materiels(Maillots;ballons,sns....)dia alefa any madagasikara.
24. xxx ( 08/12/2007 08:32)
lazounet:

Ny mampalahelo ahy fotsiny dia araka ny efa voalazan'ilay rahalahy Samoana hoe, ny vidin-tsakafo somary mamelymely ihany.


lazounet: indrindra fa ny nems sy ny sambos hamidy ao ambony ao tena lafo mitsy....


25. lazounet ( 08/12/2007 09:01)
xxx:

lazounet: indrindra fa ny nems sy ny sambos hamidy ao ambony ao tena lafo mitsy....



Ny ahy ilay mofo gasy sy café v^p massil no hitako hoe lafo.araka ny nolazain'ise hoe aty ambony io;:^)
26. xxx ( 08/12/2007 09:05)
lazounet: fa angaha misy mofogasy any ???ary toi ngah hande amity rns 2008 ity? pimaso (seksilady):°)
fa ilay sakafo ary amin'ny resto kosa itako norme ihany ny vidiny satria betsaka ihany sa izaho no tsy mahatadidy?????? rehefa otran'ireny dia mandeha any amin'ny ville no misakafo, mora sady manana choix tsara.
27. xxx ( 08/12/2007 09:08)
fijo: ary hanao kanety be ihany ve nareo amity e??? nareo sy samoana ary i citron?????:wink: kopy enao amilay citron noresahitsika.....izaho tsin manao xxx:-P mba handeha hijery mantsy raha ohatra kan!

hijery an'i salmo dia hijery an'i ry fijo diah ijery an'i lazounet mivazo:-P:^)
28. kiadi ( 08/12/2007 12:43)
ninonona fanazavanao ralay amiko le iz vô maika mikorotana an!! tsy hotrireny ny rns taloha !amizao aza hatan'ny olona fakana visa ny mandeh rns nefa refa tonga aty tsy mipoitra any akory fa madehandeha fotsiny !! manin raha ba le tena manao sport no homena visa fa de ol tsy ho any akory!! efa hitako io matoa zah miteny!!
tsy manaratsy fotsiny le rns zah fa ny taloha sy ny @ zao fotoana tsy nitovy tsony! ary jereo tsara fa manomboka tsy de be ol hotran'ny taloha tsony le rns farany teo !
29. Ralay ( 08/12/2007 13:00)
kiadi:ka ny blem-ny visa anie tsy blem ny organisateur e fa an'ny ambasady.Io ilay atao hoe miketrika2 ny gasy mahita fika ivoahana foana.
Tsy mitovy mihintsy aloha ny taloha sy ny ankehitriny ary mahita izany koa aho fa efa 2O taona no nanarahako rns na ny isan'ny mpandray anjara fotsiny aza.
Ny mampihena ny olona indray dia ilay toerana efa mankaleo ny olona satria na eo aza ny sports dia eo ihany koa ny mpizahatany.
30. lazounet ( 09/12/2007 00:08)
xxx:

lazounet: fa angaha misy mofogasy any ???ary toi ngah hande amity rns 2008 ity? pimaso (seksilady):°)
fa ilay sakafo ary amin'ny resto kosa itako norme ihany ny vidiny satria betsaka ihany sa izaho no tsy mahatadidy?????? rehefa otran'ireny dia mandeha any amin'ny ville no misakafo, mora sady manana choix tsara.


Zah r'ise mandeha rns 2008 a!

31. xxx ( 09/12/2007 11:51)
lazounet: ok defa any zany n o miaona e!8)
32. salmo1 ( 10/12/2007 13:19)
xxx: tandremo aza tsy hitako!!
33. xxx ( 10/12/2007 18:33)
mifankahita foana rehefa any ry salmo ah! fa inona aloha no hataon'i toi????basket sa volley sa petanky????
34. lazounet ( 10/12/2007 20:05)
Ny anah compétion SABAKA no andraisako anjara:lol:
35. xxx ( 10/12/2007 20:48)
lazounet: mitovy izany tsika ! ilay misababàka be iny no tena tiko raha manao compety:-P
36. fijo ( 13/12/2007 21:35)
hi hi hi xx tena haindry io sabaka io an,ilazako ndry raha handeha aho,fa hoatry ny efa somary leoleo koa mantsy.
kiady an,aza hafangaro kosa ny visa sy ny lalao e.ny olona tsimaintsy mitady fika,iny anjaran'ny polisy,fa ny antsika kilalao.
37. salmo1 ( 20/12/2007 10:01)
xxx:
mifankahita foana rehefa any ry salmo ah! fa inona aloha no hataon'i toi????basket sa volley sa petanky????
hafahafa be raha mbola tsy fantatrao ny hataoko any^:^
38. fijo ( 20/12/2007 21:33)
fa inona hono no hoataon'ialahy any?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.28