fikambanana RAYONS DE SOLEIL miahy ny insuffisance renal

1. dadane ( 06/12/2007 02:50)
ny association RAYONS DE SOLEIL dia miahy ny olona voan'ny insuffisance renal sy miahy ny be antitra izay arian'ny zanany ary ireo zaza kamboty ary zaza mahantra koa mba miangavy izahay raha mba mahafantatra association mety ho fantatrareo metyafaka anampy aminay ara-kevitra na anampy ara-pitaovana fa efa miasa mizaha marary foana sy mampianatra ireo zaza ireo fa mbola tsy mahita mpanampy indrindra ny insuffisance renal ireo fanafody izay lafo be koa mba manentana anareo izahay mba omeo tanana re izahay fa lavitra ny lalana aleha ireo vadiaman-janak'ireo marary rein moa dia omenay fampaherezana ara-pivavahana mba tsy ho kivy ireo no asa sahanin'ny fikambanana dia misaotra betraka anareo
novalian'i dadane ny 07/01/2008 08:05
2. tsiambaratelo ( 08/12/2007 15:41)
dadane:

ny association RAYONS DE SOLEIL dia miahy ny olona voan'ny insuffisance renal sy miahy ny be antitra izay arian'ny zanany ary ireo zaza kamboty ary zaza mahantra koa mba miangavy izahay raha mba mahafantatra association mety ho fantatrareo metyafaka anampy aminay ara-kevitra na anampy ara-pitaovana fa efa miasa mizaha marary foana sy mampianatra ireo zaza ireo fa mbola tsy mahita mpanampy indrindra ny insuffisance renal ireo fanafody izay lafo be koa mba manentana anareo izahay mba omeo tanana re izahay fa lavitra ny lalana aleha ireo vadiaman-janak'ireo marary rein moa dia omenay fampaherezana ara-pivavahana mba tsy ho kivy ireo no asa sahanin'ny fikambanana dia
misaotra betraka anareo
Misaotra amin'ny fiahiana ny tsy afa-manoatra,izaho aloha tsy mahalala fa juste mandefa
fampaherezana .(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)



3. endrika01 ( 09/12/2007 12:03)
Manaona daholy ndray ary e,inona kay zany hoe insuffisance renal zany???tsy haiko tsara sao mantsy mba misy azoko hanampiana anao ihany ry dadane,:lol::lol::lol::lol::lol:
4. dadane ( 07/01/2008 08:05)
ny insuffisance renal dia toebatana izany hoe tsy dia miasa intsony ny rein ka mila fanadiovana ny ra izany no insuffisance renale
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.231