gateau na dessert gasy
1. kallie
(
04/12/2007 08:22)
in kay ny gateau na dessert tena gasy mora atao sy ingredients mora hita? anontanin'ny ol a manko ao manaova hono dessert gasy... tsitako ze atao :roll: ny gasy tô ts manao gateau zany akôtran'ny koba e? d refa dessers d tonga d fruit fotsiny, sa in kay?
novalian'i mpisotrtoaka ny 20/01/2014 08:34
2. Rafotsy
(
04/12/2007 09:40)
kallie:
in kay ny gateau na dessert tena gasy mora atao sy ingredients mora hita? anontanin'ny ol a manko ao manaova hono dessert gasy... tsitako ze atao :roll: ny gasy tô ts manao gateau zany akôtran'ny koba e? d refa dessers d tonga d fruit fotsiny, sa in kay?
Salut !
Ny ahy dia flan au coco parfumé à la vanille de Madagascar no ataoko , ary ampiko akondro kely !
Sady mora hatao no ingrédients gasy be daholo !
Bon app e !
Jereo ary ambany ery fa misy recettes flan !
3. meva2
(
04/12/2007 11:22)
Afaka manao mofo akondro madinidinika koa ianao, somary asiana sucre glace kely dia asiana glace vanille eo akaikiny, ampihaingona @ ravina menthe vitsivitsy.
6. meva2
(
05/12/2007 10:10)
kallie! andraso kely jereko ilay fanaovana azy ( pâte na beignet) dia lazaiko anao!!
8. meva2
(
07/12/2007 08:13)
Mety ka, tena pâte-na beignet mihitsy no ilaina, somary atao mamy kely, tsy dia atao be loatra satria ilay sucre glace mamy, ilay akondro mamy ary ilay glace koa mamy!!.
9. kallie
(
07/12/2007 09:17)
merci fa za amin'io mbola ts nanao mofo akondro zany mintsy atramze niainana an, :-D:-D
lé flan sy tarte tsara fa zany oe recette-mbazaha d ts tena "gasy"

10. bitrokel
(
08/12/2007 20:21)
mangahazo atao dia handrahoina asiana siramamu an....avy eto totoina ilay mangahazo iny dia atao mitapesaka otran'ny hanao pate pizza ireny..dia avy teo asiana totomboanjo miparitaka eo amony manerana ny tapelaka dia avy eo ahoronona hoatra ny manorona tapis karipetraka dia tranché-na eo amin'ny 2cm na 3cm eo fa hummmmm!
11. sipagasy
(
09/12/2007 10:16)
ireny tokoa ve ny mofo mangahazo fihinana teo @ vavahadin'ny lycee Andohalo fahiny e!!!! ny tsirony tsaroako ato am-bavako fa tsy haiko ny fahanjo azy fa misaotra an'i bitrokel, tsy mila asiana fangarony ve fa potsehina fotsiny ilay mangahazo dia mety????:-*
12. bitrokel
(
09/12/2007 10:41)
sipagasy: tsy misy fisaorana....tsy mila fangarony hafa io fa raha sendra ilay mangahazo mora masaka be malemy be ireny vao maika tena tsara satria mora totoina , no manome paty tsara ilay izy rehefa tapesahina iny....raha asina fangarony dia mety ho boletaka ilay paty dia sarotra ny mamarana ny finition.... fa eo amin'ny deco ny totom-boanjo no hitako matsiro sy fanaon-tsika malagasy fa afaka soloina zavatra hafa ihany koa hoe chocolat nampitsonihina na confiture na zavatra afa koa! ianao ihany no mamorona fa ny mangahazo sy totomboanjo no hitako mivady tsara hummmmm!
hafaka hatao mofo mangahazo koa izy ! ary tena tian'ny vazaha, mitovy ihany ny fanaovana azy, andrahoina amin'n y siramamy dia totoina ihany hoatra ny puré izany dia avolavolanao atao boribory na lavalava otran'ny krokety dia passé na amin'ny la farine dia hatao otran'ny mahandro krokety de pomme de terre ihany dia matsiro be koa io.

13. niryna
(
10/12/2007 05:58)
bitrokel:

:miam:
14. fahamarinana
(
10/12/2007 07:11)
bitrokel:
mangahazo atao dia handrahoina asiana siramamu an....avy eto totoina ilay mangahazo iny dia atao mitapesaka otran'ny hanao pate pizza ireny..dia avy teo asiana totomboanjo miparitaka eo amony manerana ny tapelaka dia avy eo ahoronona hoatra ny manorona tapis karipetraka dia tranché-na eo amin'ny 2cm na 3cm eo fa hummmmm!
:arrow:Merci bcp e,efa nisy nanome aho fa tena matsiro tokoa.Mba ianarako ndray io re7 nomenao io.,mankasitraka e(l)
15. kallie
(
10/12/2007 10:10)
:lol: za mbola ts nihinana an'io fa mety ho tsara an.... fa ra tsy mahita mangazo d azo soloina fécule ve? :(
16. fahamarinana
(
10/12/2007 12:16)
kallie:
:lol: za mbola ts nihinana an'io fa mety ho tsara an.... fa ra tsy mahita mangazo d azo soloina fécule ve? :(
:arrow:Eny e,raha fécule de manioc mety ho mety raha araka ny hevitro fa zany hoe ilay manioc frais iny mety misy tsirony kokoa...(l)
17. bitrokel
(
10/12/2007 13:12)
andramo ry zareo fa matsiro be io ah!
kallie toa tsy mety raha fecule fa hafa mihitsy ny tsirony raha tena mangahazo.....
any aminareo any angaha tsy be mangahazo toy ny aty madagasikara e????
sa tsy mpamboly mangazo ny creols????hihihi
afaka solina coco rapé koa ilay totom-boanjo fa mbola tsy nanao aho fa ny mangahzo handrahoina amin'ny lait de coco matsiro be....

18. bitrokel
(
10/12/2007 13:14)
kallie : ny mofo baolina koa anie afaka atao otran'ny dessert e! somary rarahana poudre sucre glacé ilay izy fa matsiro fa mavesatra daholo aloha izany rehetra izany raha copieux be ny sakafo e!
andraso hitadiavana dessert maivana vita gasy indry....