bodo " MODIA"

1. milay3 ( 29/11/2007 13:42)
MANAO AHOANA EH§
MBA MANGATAKA NY TONON4IO AHO IZAY MANANA NAREO AZAFADY MERCI
2. rabilabila ( 11/12/2007 11:52)
Modia

Ianao zazalahy iny e!
Mba modia
Marary ny ainao,
vadinao mahia
Na soa ny lamako,
mba jereo ny an-trano.
Na soa ny donia,
sao ianao mania.
Hajao vadinao,
sao hanenina.
Jereo zanakao
mipenina.
Tsy soa 'ty nanjo
ty olo-momba ô!
Fiainana ity tsy hay
Sao ianao dobo ô!

Ianao zazalahy iny e!
mandiniha.
Nahazo karama,
dia niriaria.
Na soa ny lamako
mba jereo ny an-trano
Na soa ny donia
...............

Ianao zazalahy iny e!
mamo lava
Hariva ny andro,
ianao mitabataba.
Na soa ny lamako
.............

Tonony : Bodo - Lila
Feony : Lila
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0783