momba ny serasera namana dago ihany ty kah !

1. ravatorano ( 23/11/2007 14:13)
Vao avy teny amin'ny faritany antananarivo aho ary ny vaovao dia izao :
vita soa aman-tsara anio izany ny taratasy mirakitra ny fitsaganan'ny namana serasera dago izay voafehin'ny lalana 60.133 tamin'ny 03 Oktobra 1960.
Izany dia mitondra ny laharana faha 1445P/ANT/SPAT/ASS vita sonia sy nivoaka aradalana ny 20/11/2007.
Isaorako manokana eto ireo nitoto nahafotsy ary nahandro nahamasaka izao fametrahana ny namana serasera dago ho ara panjakana izao .
Misaotra anareo namana nikarakara izao nahafoy andro,nantsoina na alina na maraina na hariva dia tonga foana tamin'ny fiketrehana ity fikambanatsika ity ary dia miala satroka aminareo mihitsy aho amin'ny fandava tena nasehonareo rehetra e !^:^
Ho ela velona anie ny namana serasera dago=D=D=D
tsiky dia ampy
:D
:wink:
novalian'i ANARIM ny 28/02/2008 12:36
2. glou ( 23/11/2007 14:21)
okay zany milay ,de misaotra anao razoky ehhhhh:roll:
3. ravatorano ( 23/11/2007 14:25)
glou_
4. nanoukely ( 23/11/2007 14:30)
Dia faly miarahaba antsika tsika zany eh aroseo kely io zoky an :p de ho ela velona ehhhhhh :)
5. ravatorano ( 23/11/2007 14:48)
tsy maintsy arozena io kah
miandry ny akama rehetra indray d raikitra ny arozazy sy ny asa maro miandry e !
6. Ralay ( 23/11/2007 15:50)
Marina zany mila tondrahana kely fa vaovao lehibe :lol:
7. bonbongasy ( 23/11/2007 18:10)
ok milay
inona zany no tena tanjon'ny fikambanana? ny soridàlana, ny fomba fiasa sns...
8. kallie ( 23/11/2007 19:13)
:lol: arabaina zany e
9. sipagasy ( 23/11/2007 20:40)
ény e!!! dia isaorana ianareo mpikarakara izany e!

mankasitraka e!!!

rahampitso indray izany mihaona e! na ny aty frantsa na ny any dago :-*(l):-*
10. fijo ( 24/11/2007 00:01)
hayyy,hisotro kely indray aho izany na dia efa saika tsy hisotro intsony aza
11. Valala ( 24/11/2007 05:24)
merci ravatorano an! ary hazoto handeha amzay zany za fa kay vao maika mihamasaka be ity serasera ity koa.
Zé pa de paika,
Zé revy d system
Zé radio d Fm

:-*:-*:-*
12. ikaretsaka ( 24/11/2007 17:17)
Levatorano.. Shela anga de tsary mety mifanena mahitsiny ka.. Shefany ahako de tandremo shoa miala pas fa ananako arosoir bedebe mahitsy elah!
13. diamondra27 ( 25/11/2007 10:49)
Valala:

merci ravatorano an! ary hazoto handeha amzay zany za fa kay vao maika mihamasaka be ity serasera ity koa.
Zé pa de paika,
Zé revy d system
Zé radio d Fm

:-*:-*:-*

___________________

ravato: de arahabaina 'zany nareo e!
valala: zé mena valala zé tiana malala:wink:

14. sarobidy ( 03/12/2007 14:55)
Miasa mafy kosa zoki aa =D mafinaritra ee, d rôvina ny arôzazy? :)
15. naritsimba ( 04/12/2007 04:57)
Dia nivoaka soa aman-tsara izany ny fankatoavana avy @ fanjakana ny fijoroan'ny fikambanana namana.serasera.dago ara-dalana.
ny fanontaniana napetraky bonbongasy ery ambony hoe inona ny tanjona, sori-dalana, fomba fiasa, dia aleo ho valiako tsotra sady mahitsy.
Ny tanjona: fifankatiavana, firaisan-kina, fifanampiana, ho an'ireo izay vonona @ izany ka mandeha amin-kitsi-po. fanampiana ireo olona mila izany, ary koa fanasoavana an'ity madagasikara iombonantsika ity.
Ny sori-dalana: dia natao hahatratrarana ireo tanjona ireo ka ny fitiavana mifanampy no zava-dehibe voalohany ary tsy ilana tambiny izany.
Ny fomba fiasa: fifanakalozan-kevitra ho an'ny mpikambana rehetra ary na dia tsy mpikambana ary ka mahasoa ny hevitra entiny dia raisina an-tanan-droa.

fanamarihana: tsy manao politika, tsy manavaka finoana sy firazanana ny fikambanana fa tsimialonjafy. fa kosa tsy maintsy manana solon'anarana ato @ http://serasera.org/namana izy.
misaotra antsika rehetra

16. ravatorano ( 04/12/2007 10:40)
ialako tsiny raha tsy afaka namaly ireo fanontaniana napetrak'i bonbongasy aho fa tsy tafa teto fa sahirana kely .µ
Io tenin'ny namana naritsimba io dia tena marina ary mahafehy ny andininy maromaro ao amin' ilay statut ary isaorana azy amin'ny fanzavana nataony
ika
17. ANARIM ( 28/02/2008 12:36)
:D:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5276