«Antananarivo ho an’ny taranaka merina

1. tezitra ( 22/11/2007 12:24)
SCANDALEUX!
jereo, jireo ,henteo,zahavo eto:

http://www.madagascar-tribune.com/Restaurer-l-identite-Merina,3074.html

-Sachez, qu’ à l’époque Hitler disait L’Allemagne aux allemands.on a laissé faire, Il a eu le pouvoir. Vous connaissez la suite…

-Le Pen Dit la France aux Français, on ne laisse pas faire , . La France respire.

-Le KKK (Ku Klux Klan) dit L’USA aux Whites american. Heureusement, il est critiqué,on ne lui laisse pas faire,il est combattu, interdit, l’USA vit.

Pkoi les Merinas sont silencieux ?

surtout Pkoi l’Etat qui est capable de fermer des Eglises, des Radio, reste muet. Complice ????

je, vous, nous, voulons des excuses, et de condamnation ferme de RAVALOMANANA . On ne blague pas avec l’unité Nationale :



Les 18 ethnies, nous sommes tous en danger, ensemble, faisons pression sur Ravalo, sinon, bottons lui dehors.
On ne blague pas avec l’unité Nationale :

Madagascar ho an’i malagasy n’aiza n’aiza.

seuls les poissons morts suivent le courant!
novalian'i Jeankely ny 27/11/2007 08:41
2. Jeankely ( 22/11/2007 13:03)
Resaka tsy marina satria miaina soa na ny Bandy na ny Sipa avy @ Faritany ao Antananarivo. Na ny Filoham-pokotontany aza maro ny avy @ Faritany ary tena mahay miara-miasa @ olona. Rehefa tsy mahita atao dia resaka mirefarefa no aroso. Mondialisation, Globalisation ve dia mbola resaka adim-poko no arosonao ry Prix Nobel Tezitra?
3. vakiniadiana ( 22/11/2007 13:18)
vakio tsara aloha r'ise fa tsy avoakanao tsara ny hevitra tiany ambara
4. Jeankely ( 22/11/2007 13:25)
Aza adinonao fa be no mijery loha-teny na loha-hevitra fotsiny dia lasa. Ny loha-teny tsy mifanaraka @'ny zava-misy avvy dia tsy lasa aminay.
5. sipagasy ( 22/11/2007 15:43)
shhhh resaka ka tian-kateza marina,tsy tsara kokoa aza ve hoa hanao statut monja jaona any toliara toy izay eo besarety e! hhihihi
6. teamryan ( 22/11/2007 16:07)
Sssssssh.Ny an'la ndray resak'etotr
7. tezitra ( 22/11/2007 17:05)
une seule chose, le mec dit:

1):"Antananarivo lovan'ny taranaka merina";

ça veut dire quoi ?

seuls les poissons morts suvent le courant
8. sipagasy ( 22/11/2007 17:13)
Moa ka tsy izany vah?

Marina hany izany yyyyy!!!!


Toamasina an'ny Betsimisaraka sns.....

:lol:
9. caprio ( 22/11/2007 20:39)
de samia zany samy mionona @izay anjara tandrify azy fa aza asiana resaka be io:-D
10. fijo ( 22/11/2007 22:08)
inona no maharatsy ny fampiroboroboana ny fiavian'ny tena.sy fihezahana miaro ny lova ny tanin'ny tena???sao dia resaka horohoro ity le.
11. risy ( 22/11/2007 22:43)
ny hoe MADAGASIKARA ho an'ny malagasy aloa dia ho sarotra ihany satria misy ireo te handrava an'i MADAGASIKARA ankitsirano izao fotsiny ka aleo angaha atao hoe MADAGASIKARA AN NY MALAGASY TIA TANINDRAZANA:!::!::!::!::!::!::!::!::arrow::arrow::arrow::arrow::arrow::arrow::arrow::arrow::?::?::?::?::?::?::?::?::?::?::?::?::):):):):):):):):):):):)
12. bazylou ( 23/11/2007 01:21)
Marina mihitsy io ary izay tsy faly amin'io dia mibontsina e!!:roll::roll:
13. teamryan ( 23/11/2007 06:24)
Samia miezaka ho olom-pirenena vanona fotsiny dia vita io resaka io.Fa zao koa eh, raha mbola tsy manova ity fisainana mirefarefa @ tany ity tsika dia mbola ho sahiran-dafa eto foana.Na jesosy ary no atao filohan'ny antanantohatry ny fitondrana rehetra.Zany resaka foko zany zao dia tokony efa tsy oresahana intsony fa ny malagasy dia iray ihany fa tsisy oe avy ary na avy ary.Ra nitolona ry zareo t@ 1947 dia nitolona hoan'ny Malagasy rehetra fa tsy hoe an'ny zatsy na zary.Ampy angamba izay
14. naja1 ( 23/11/2007 09:28)
teamryan:

Samia miezaka ho olom-pirenena vanona fotsiny dia vita io resaka io.Fa zao koa eh, raha mbola tsy manova ity fisainana mirefarefa @ tany ity tsika dia mbola ho sahiran-dafa eto foana.Na jesosy ary no atao filohan'ny antanantohatry ny fitondrana rehetra.Zany resaka foko zany zao dia tokony efa tsy oresahana intsony fa ny malagasy dia iray ihany fa tsisy oe avy ary na avy ary.Ra nitolona ry zareo t@ 1947 dia nitolona hoan'ny Malagasy rehetra fa tsy hoe an'ny zatsy na zary.Ampy angamba izay


Ombako manana ny hevitrao t@ iny, ny manitikitika hay fotsiny dia hoe firy @ Malagasy no misaina toy izany? Ny asa ataon'ny ol iray no tena zava-dehibe sy manadanja fa tsy hoe avy aiza izy etc... na milaza ho toy zao sy toy izao inao nefa manao zvtra tys mahomby dia ho tofoka ihany ny ol.
15. Jeankely ( 23/11/2007 09:29)
Dia gaga aho fa maro ny olona avy amin'ny faritany no mividy tany sy manao trano ao Antananarivo sahala izay ny vahiny mipetraka andafy. Na mividy tany sy mipetraka any aza ianao dia d'origine Malagasy no fahalalana anao. Tsy hitako ny olana amin'izany. Tsy misy ady izany ary tsisy olana fa tiana hasavorovoro ny sain'olona. Tsy azonao intsony ny seza na ho aiza ianao na ho aiza satria ratsy saina sady tsy mivoatra.
16. reve ( 23/11/2007 10:39)
:lol:Antananarivo renivohitr'I Madagasikara de noho izany amiko tsy mitombona ny hoe Antananarivo an'ny MERINA
Antananarivo an'ny MALAGASY rehetra! asakasak'izay tery sy kely saina mbola miheritreritra ny ampiady foko fa na tian'laisany ry TEZITRA sy BAZYLOU na tsy tian'laisany de zao ny samy gasy tsy maintsy mifanerasera elaisany ihany ary no miteny mondialisation nefa to tsy mazaka akory ko ndana eny am masoandro mitono mangazo miaraka am satana sy ny tariny ref tsy mahay hiara monina am nay MALAGASY!
GASY KA MANJA RY ZALA A!:P8)
17. Jeankely ( 23/11/2007 11:09)
Ok reve. Ny anao no marina sasatry ny manao ratsy toetra ireo ka mizaha izay hitambotsorana. Hafa no resahiny ary hafa no ataony. Efa hita fa dondrona lasa andafy ireo. Asa mpamafa kiraron'ny vazaha angamba dia ny Malagasy no tiany hisavoritaka. Faly ery izy vao mahare olana.
18. vakiniadiana ( 23/11/2007 13:54)
tadidio koa fa harena lehibe ho an\'ny Madagasikara ny fananana foko betsaka sy kolontsaina betsaka. Amiko dia tsara ihany ny hihazonana ny maha samy hafa antsika, izany dia atao ao anatin\'ny fihavanana sy ny fifankatiavana. Ny Riba sy kolon-tsaina dia tsy ireny hita any @ tranom-bakoka ireny ihany, fa indrindra indrindra ny iainan\'ny foko tsirairay avy eto Madagasikara. Mba tsy hahavery ny kolon-tsaina Malagsy dia tokony hihazona hamelona ny maha izy azy ny foko tsirairay avy eto @ ity Tanindrazana malalantsika ity.

Tadidio koa fa ny mpanjanan-tany no niezaka nampakahala ny merina sy foko rehetra hafa. Ny Tantara anefa dia milaza fa ny fanjakana rehetra t@ faha mpanjaka na ny eto imerina na ny tany @ foko hafa dia nifangaro ary nafanambady aza ny mpanjaka merina ny mpanjaka tny @ foko hafa.

Ny hafatro sy hevitro dia aoka tsy mora rangitina izany fa mbola ny olona voazanaka ireny mora taritina hanao izany.
19. Jeankely ( 23/11/2007 14:36)
Efa nanaovako loha-hevitra mihintsy fa ho an'ny firenena hafa dia tombontsoa sy hidirambola aza ny fananana foko sy fomba samihafa. Ny eto ny amin'ny lafiny ratsy ihany no mba hianarany any amin'n,y andafiny. Maizina ampototry ny mazava. Manaporofo ny mahadonrona azy izany
20. tezitra ( 23/11/2007 15:30)
sobika. com dans son editorial du 22/11/2007, s'est aussi indigné. il n'est pas Tezitra, mais il est intelligent comme lui

La Merinisation est elle un argument de vote ?

La "Merinisation", un mot que nous avions lancé il y a quelques années dans un édito en évoquant une mérinisation culturelle de Madagascar. Que de foudres reçues alors que nous évoquions une constatation. Aujourd'hui un candidat à la mairie de Tana, Jonah andrianarivo reprend ce thème comme fer de lance de sa campagne. La question qui se pose est : peut on faire d'une identité ethnique un thème de campagne ? A notre avis non, car ce n'est pas la préoccupation des tananariviens de revendiquer une merinisation qui changera leur vie ! Ce qui est plus grave dans les propos que nous avons lu de ce candidat est sa revendication pour une séparation publique des personnalités malgaches en fonction de leurs régions d'appartenance: concrètement, un Monja Jaona ne doit être célébré qu'à Tuléar, un Radama qu'à Tana ! Ce monsieur doit oublier que Madagascar est une et indivisible et que les personnages de l'histoire malgache concernent tous les malgaches du Nord au sud ! Souhaitant une entente entre les diverses ethnies, il en prone aussi clairement la séparation géograhique. Chacun ethnie chez soi et tout ira bien en somme ! Quel programme si on peut appeler ca un programme !!


SEULS LES POISSONS MORTS SUVENT LE COURANT


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0436