«Antananarivo ho an’ny taranaka merina

21. fijo ( 23/11/2007 21:19)
tsy hoe satria niresaka io ny sobika dia hoe izay tokoa ny marina,efa zavatra hafa no misy izao
22. kiadi ( 24/11/2007 08:40)
ary zay vô aiko oe manin lery mizesita @ teny frantsay :-D:-D:-D!! tsy mahay miteny malagasy officialy de manana complexe de aleony teny frantasy no hiresahina!! manambany ny "identité" anao enao ry zandry !!
23. reve ( 24/11/2007 17:39)
merci "kiady" tena marina tokoa angamba io, fa lery io na i kala io de gasy sadasada amiko!:°):-P;-)
24. Jeankely ( 26/11/2007 10:37)
Tsy Malagasy io fa mitetika hamotika an'i Magadasikara. Aza amelana fa poteho daholo izay avoakany. Ny hevitra ratsy ve no avela hiseho sy hanin'ny vahoaka. Kapaho fa ratsy fanahy.
25. kiadi ( 26/11/2007 12:23)
gasy io fa gasy manana complexe e miteniteny fona :-D:-D:-D
26. Jeankely ( 26/11/2007 12:49)
Gasy io fa tsy Malgasy. Gasy mitapy io Tezitra io
27. vakiniadiana ( 26/11/2007 15:12)
Mirehareha @ maha anao anao dia ho mora ho anao ny handray ny hafa
28. tezitra ( 26/11/2007 15:35)
g suis merina, g suis tanalagna, g suis sakalava, g suis antandroy, g suis betsimisaraka,g suis antevolo, g suis vakinakaratra, g suis sihanaka, g suis betsirebaka, g suis antanosy, g suis bezanozano,g suis vakiniadiana, g suis antakarana, g suis maromena, g suis antemoro, g suis metisy, g suis vezo, g suis masikoro,g suis tsimihety, g suis betsileo,g suis bara, g suis ...G SUIS MALAGASY

mais G SUIS PAS NI ravolomanana ethniciste NI ratsiraka tribaliste

je metrompe pas de cible, ils sont 2: ravalo + radidy

Peu importe que le chat soit blanc ou noir, pourvu qu'il attrape les souris
29. reve ( 26/11/2007 20:01)
tsy mbola nahita malagasy hoatran'ty za ry zalahy a!
fa tena vozana hatrany anaty tsinay maintiny io tezitra io "tetiteteho fa ratsy fanahy"!!
30. bazylou ( 27/11/2007 00:28)
ie gasy io fa tsy cotier!!!hihihihihhh
31. Jeankely ( 27/11/2007 08:41)
Ny teny Malagasy mifangaro izany ve manome teny Parararantsay e? F'angaha azo adinoina ny soratra rehetra efa nosoratanareo fa mbola ireo voatahiry ireo daholo e? Fantatra ny sainareo ary tsy miresaka fiahaviana izahay fa ny sainareo no resahinay. Tsy ny olona avy @'ny fihavianareo no hafahafa fa ianareo no sain-dratsy faly {ny fahavoazan'i Madagasikara. Noventesina hantrany ny fahorian'i Madagasikara sy ny Malagasy. Tsy izy ianareo e. Milevena any Pararantsa fa tsy ilainay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0584