kitra malagasy

1. suzuki ( 22/11/2007 09:25)
za nsà mlaza fa ho lasa lavitra io nkitra malagasy

sahiko nmanao fanamby fa tstafakatra CAN na MONDIAL zany 'tsika.

mariana lo fa tsioe tsti nkitra malagasy zà (tena fans mits ny aty an!!!), fa mba jerena iahny ko nlogique njavatra.

mba remarkeo nge joueur any ivelany e!!!, ohatra ry "Drenthe(Madrid), Geovanni(Barca), ...", reny nzandrikely kitany nbôlakitra (relève e!!!). kely D efa manantaleta , aiza @ zany niantsika.

ntena olana ra nfazaoko azy D tsy mjery ny zandrikely mits ntomponandraikitra, fa nga refa hoe mpilalao any ivelany D hoe mahay, maro ane ny gasy mlalao any (zay tsita porofo), nefa mety water boy no ataonreny any e!!!.

ka mba aza varmbarin'lavitra ka tsmaitan' ambany maso e!!!

reo zandry key voalazako tetsy ambony reo zao mpilalao tany aminy iany fa reefa mahay itan'oul eny fôna e!!! .

couragy r'zandrikely, ary refa io ntena ilofosana D mba fotory tsara fa tsieo nalaza kely ndray teo nrugby D WILKINSON ndray no iondanana, ok eee!!!!
novalian'i tontavao ny 12/01/2008 14:29
2. baraingo ( 23/11/2007 10:51)
aza atoa mahagaga zany e!!!
3. NathanScott ( 28/11/2007 00:31)
za ko aloha mitovy hevitra @ suzuki.
fa zao fotsiny il y a un debut a tou.
ny ecole de foot ko no tsy ampy eto @tsika.
i faneva Ima sy Voavy paulin izao no nivoaka tao @ akademi ny antsika ( sa ajesaia?) d mba tafita any @ FC Nantes, na d hoé 2è division aza.
fa za mievitra fa mbola miandry 10 a 20ans any ho any mintsy vao mivoatra tsara ny kitra gasy
4. Rasiligaoma ( 28/11/2007 03:21)
raha tsara lamina io mandeha foana
5. sarobidy ( 28/11/2007 13:26)
2. Mpandefa : NathanScott [ Valio ] 28-11-2007 01:31:19
Lohateny : Re : kitra malagasy
za ko aloha mitovy hevitra @ suzuki.
fa zao fotsiny il y a un debut a tou.
ny ecole de foot ko no tsy ampy eto @tsika.
i faneva Ima sy Voavy paulin izao no nivoaka tao @ akademi ny antsika ( sa ajesaia?) d mba tafita any @ FC Nantes, na d hoé 2è division aza.
fa za mievitra fa mbola miandry 10 a 20ans any ho any mintsy vao mivoatra tsara ny kitra gasy


Enao miteny anzany fa io miankina am le mpitantana fôna no ivoahan'ny zavatra tsara e :):wink:
6. Rojoukel ( 29/11/2007 18:25)
Zah ndray de milaza fa raha mbola ireo Federation ireo de tsy ho tafavoaka mitsy tsika e ! ndao fa hiaraha-mahita eo nge e ! i comore iny no resintsika misimisy fa ndao fa ho hitantsika eo ny tohiny.
7. baraingo ( 30/11/2007 11:20)
miova taranja mitsy no mety e
8. NathanScott ( 01/12/2007 00:23)
ny tena marina dia resaka vola io
raha fahaizana aloha dia maro ihany ireo mpilalao mahay
fa ny tena manahirana ny gasy dia ny resaka vola.
jereo fotsiny t@ jeux des iles teo, nivoatra b ny sport teto mada satria natao affair d etat, fa rehefa tapitra ny jeu d inona ny tohiny? .....
9. baraingo ( 03/12/2007 09:43)
NathanScott:

ny tena marina dia resaka vola io
raha fahaizana aloha dia maro ihany ireo mpilalao mahay
fa ny tena manahirana ny gasy dia ny resaka vola.
jereo fotsiny t@ jeux des iles teo, nivoatra b ny sport teto mada satria natao affair d etat, fa rehefa tapitra ny jeu d inona ny tohiny? .....


inna ary?:?::?::?:
10. odneiy ( 03/12/2007 17:19)
Zao lesy ny ahy ry zalah!
Tsisy ze tsy marina ny voalazanareo tetsy ambony fa zao fotsiny ny ahy, ny zavatra ray no mandroso de tena anaovana investissement, zany hoe tena atao zay hahatafa azy mba hahazoana mibenéficier aminy. Fa ny antsika lesy ny foot atao hoe sport ho an'ny mahantra, donc tsy de ivakian'olona loha, nefa ny firenena ray ane no fantatra de avy @ resaka sport indrindra fa ny foot matetika.Ka ny ahy tsotra hoe raha mbola tsy mirindra tsara ny fanaovana selection ao na koa tsy te hamoaka vola hanohanana ny ekipa ny fanjakana de tsy ho tonga lavitra reo ekipa reo na eo aza ny talenta, toy izany hany koa ny fédération, tsy de tokony hiandry ny vola hoe azo avy @ vidim_pidirana hany fa mba tokony hitady fidiram-bola e! Jerevo za alou hatr@ nahakely ahy tsy mbola nahita hoe maillot na short an'ny ekipa nasionaly hoe namidy manerana ny mangazay teny nefa zany tena an'isany fidirambola tsara ho an'ny fédération. Ny mpanao foot antsika ao de faly fotsiny manao ny maillot ny firenena malaza aty ivelany fa tsy mba manao ny an'ny tena ka zay no lesoka koa nefa ireo mpilalao kitra ao Dago ane tsy tambo isaina ny maniry mba te ho ao @ Barea e! Za mantsy tsy any Dago tsony fa anisany mpitia baolina kitra ary hitako fa manana talenta ny gasy fa tsy vo-exploiter.
Lava loatra fa efa mba hitako mantsy ny fandehan'ny ekipa aty ivelany ka hitako ny lesoka ao @ ekipantsika.
Fa ny hafatro fotsiny de aza faly fotsiny hoe eo @ toerana ry mpitondra tsy haiko tsony hoe iza mantsy fa mba jerevo ny ho avin'ny tanora tia fanatajahatena tsy an-kanavaka ary jerevo ny ho aviny firenena fa manatalenta ny malagasy fa tsy vo-exploiter noho ny fitiavan-tenan'ny sasany.

Courage ry sportifs fa mbola ho tafa sika e!
11. karaotikely ( 08/12/2007 05:24)
Salut aby e, ny ahy raha ity resaka foot ity dia zavatra iray no hitako nisan'ny lesoka koa ankoatr voalazanareo. Tsy ampy vatana (tsy manana halehibe ilaina ny mpanao sport- na mahay toy inona aza rehefa tsy ampy vatana bahan'n olona fotsiny (tadidio Madagascar contre Còte d'Ivoire sady mbola adversaire ndray io amin fifanitsanana hoan Mondial 2010) SPORT= fahaizana + vatana + fitaizan-tena sy fifehezantena amin javatra maro ... OK e
12. tontavao ( 12/01/2008 14:29)
Marary mafy ny kitra malagasy
MBA TE-HISALOTRA NY AKANJON'NY BAREA ny Boay kely avy any amin'ny FARITANY;

OVIANA NO MBA ANJARA MASOANDRON4IZY IREO??????????????

Nivoaka ny lisitra androany: 100% avy eto amin'ny faritany Antananarivo daholo ny mpilalao.

MISAOTRA BETSAKA AMIN'NY FANAVAKAVAHANA.
MAP= MERINA AMPERIN'ASA; NO COMMENT!!!
Marary ny fonay tanindrana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2824