Israël sy Palestine : Ady tsy vita mandrakizay !

1. tsiafoi1 ( 22/11/2007 08:05)
Raha zohina ny tantara de taranak'olo-mirahalahy (démi-frères) ny Israelianina sy ny Palestinianina (razamben'ireo arabo). Taranaky ny mpirafy
- Israely zanaky ny teny fikasana : Taranak'Isaka
(Zanak'i Abrahama sy Saraha)
- Palestina zanaky ny fijangajangana :Taranak'Ismaela (Zanak'i Abrahama sy Hagara mpiasany)

Zava-misy iainana ankehitriny ny fampirafesana, fa manahoana kosa ny vokany?
2. kiadi ( 22/11/2007 08:19)
tantara tsisy profo zany
3. tsiafoi1 ( 22/11/2007 09:59)
Kiadi a! vakio ny tantaram-pirenena israelianina rehefa tsy te hamaky bible toi!
4. fiaritiana ( 22/11/2007 10:46)
efa voasoratra fa tsy mety hiravina ny adin ireo, na miravina aza ny olana iray dé misy vao2 mitranga foana!!
5. kiadi ( 22/11/2007 12:45)
tsisy porofo zany wa fa angano
6. sarobidy ( 22/11/2007 12:59)
7. cutie ( 23/11/2007 03:19)
jereo alou we iza no ambadik'ny israeliana mahatonga an'io ady tsy mety vita io, de ho azonao ny fandehany :-D
8. kiadi ( 23/11/2007 21:06)
fa misy ambadika anga ny israeliana??
9. reve ( 24/11/2007 18:13)
rehefa tsy miady intsony ny israelian sy ny palestiniana de tokony hieritreritra ny olombelona rehetra ety ambany masoandro!
10. ikaretsaka ( 25/11/2007 00:27)
angano angano arira arira
11. endrika01 ( 25/11/2007 12:42)
ikaretsaka:

angano angano arira arira


Aiza kosa eeee,angano angano arira arira ahoana,mba avelao kosa ny hafa mba hampita ny heviny eeee,za ihany koa mba te hahita ny fizotr'izay voalaza,fa ahoana fotsiny no atao hoe ady tsy vita mandrakizay.?????(l)(l)(l)(l)
12. ikaretsaka ( 25/11/2007 13:29)
katolika sy protestant any Irlande koa
ny Mpivavaka sy ny koministra any shinina
sns...
izany koa aza adino
13. papala ( 28/11/2007 12:46)
Miarahaba anareo ato e ! Sendra namaky an'ity lohateny ity aho de tena gaga be amin'ireo milaza fa angano sy arira sy hoe tsy misy porofo. Tena zay mihintsy ve no fahalalanareo? tsy te ahalala tsotra amin'izao fotsiny ve? sa tsy ampy fitaizana ? Sa tsy ampy fahaizana ? sa te hamaly boraingina be zao fotsiny?
14. fijo ( 30/11/2007 23:59)
aza hadino,fa araka ny angano voasoratra ,dia i sarah ihany no nanome an'i abrahama an'i agara.ka tsy fijangajangana izany fa tolotra.na za tsy izy aza ve?????humm
15. tsiafoi1 ( 05/12/2007 14:37)
fijo: tena zay tokoa satria tsy nino ny promesse nomen'Andriamanitra azy Sarah satria efa antitr'izy nefa tsy mbola nitoe-jaza tamin'izany, de namporisihany Abrahama hiteraka t@'ny Hagara mpiasany (zay le fihevitr'olombelona), ny politika noketrehin'i Saraha koa de we (sao tsy misy handova ireto fananambean'i Abrahama).

Hiaraha-manaiky anefa ny tantara fa rehefa feno 90ans izy, zany we efa ménopause de niteraka an'i Isaac razamben'ny Isaelianina ankehitriny. Andriamanitra tsy olombelona ka hamitaka na hivadika @'ny teneniny fa zay lazainy de tanterahany avokoa.
Rehefa miteny izy we ratsy ny fijangajangana de ratsy : iaraha-mahita zao ny vokany! Israelianina sy Palestiniana. Ataovy ny enquête eny @'ny fitsarana fa 85% ny ady lova de entre démi-frères et soeurs
16. fiaritiana ( 09/12/2007 17:06)
angano angano arira ny an'ny sasany refa tsy mifanaraka @ eritreriny!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0483