toroy hevitra fa tsy hitako izay atao

1. angelgirl ( 21/11/2007 21:08)
efa herin-taona za sy ny sipako no miaraka,efa nifankalala hatramin'ny mbola kely zay,samy manohy fianarana aty am-pita.Nanana olana zay no nisy vazaha miara-mianatra amiko anefa nanadala ahy dia nanala azy im-balo zay.nohon'ny nilamina anefa ny olana teo @ za sy ilay sipako dia otrany tezitra izy satria laozako miresaka @ telephone @ lay sipako rehefa pause sady faly ery za dia nandefasany sms za hoe vita zany ny fanalana azy ,tsy novaliako satria,izy moa manala azy no lazainy tadiaviny fa tsy sipa.Lasa tiako anefa izy, ny olana hafa koa dia ity ,talohako kay efa nadalainy ilay namako hafa mpiara-mianatra amiko fa lay sipa io tsy miraharaha azy . Zao anefa dia rangitiny za no fanahy iniany kotiana eo anoloako lay namako izay tsy fantany fa mahafantatra ny nataonay ms bon mamonjy forme satria zay no fiainana.Hatr@ zao aloha tsy miraharaha zay fandrangitany za ,je garde mon calme fa il reste 7 mois alohan'ny faran'ny taom-pianarana.Tsy hitako izay atao
novalian'i kary ny 08/12/2007 12:23
2. xxx ( 21/11/2007 21:53)
ahoana aloha izany nanala azy imbalo izany e!
dia aza atao kilalao ny fitiavana fa rehefa mirehitra loatra dia may anie e!
3. bioubiou ( 22/11/2007 06:36)
somary sarotra aloha ny hanoro hevitra anao raha tsy fantatra mazava tsara aloha ny zavatra tadiavinao @ fiainanao,@ fitiavana.
lé fiarahana 1 taona t@ sipanao ve aloha midika inona ho anao?dia ilay fitiavana tsapanao fa nitsiry ho an'lé anankiray koa midika inona?
sa hoe mitady "distraction" mandrapaha tapitr'ilay 7 mois ve?
4. ari.malala ( 22/11/2007 06:36)
Tsy azoko ilay olana, ilay vazaha ve no mikoty ilay namanao sa ilay tena sipanao? dia inona ilay tianao atao tsy hitanao?
5. Angie ( 22/11/2007 06:50)
angegirl> mianjy fanazavana tsara aloha fa dia mifangaro be ihany izy zany.

Fa na izany aza misy raha la terre. :D
6. hantakely ( 22/11/2007 07:32)
Tena tsy azo mihintsy ny tianao hazavana fa tena hotrany mifangaro be,ilay sipa niarka taminao 1 taona ve no mikaoty ny namanao sa ilay vazaha?Mifanala imbalo ahoana?
7. meva2 ( 22/11/2007 08:07)

O ry \"angel girl\", tsy dia \"chretien\"loatra ange izany ataonao izany e!!!

Vazivazy irain-dalana fa zavatra mety miseho ao anatin\'ny fiainana izany. Soa ho solafaka hahay hamindra hoy ny fitenenana.

Tsotra dia tsotra ny hevitro manokana momban\'io situation io.
Miankina aminao irery ny solution an\'io resaka io.
Satria ianao no nifidy ny hiaraka amin\'ilay olona faharoa, \"na manala na tsy manala azy\", mba rariny ihany raha somary sorena izy mahita anao eo @ tel lava miresaka @ ilay sipanao!!!! meteza anie ianao eo @ place-ny e!
Fantaro aloha hoe iza no tena tianao iarahana, avy eo assumer-na ny choix.
Rehefa nasianao croix moa ny fiarahanareo sy ilay \"aventure\",tsy tokony ho tohina intsony ianao @ mety ho fihetsiny, izany hoe tsy tokony hieritreritra akory ianao hoe: mandrangitra izy!!

8. kiadi ( 22/11/2007 08:17)
averiko fa zah rery no tsy mahazo le zavatra soratana!! mifangaro be!
9. Ralay ( 22/11/2007 08:45)
Tsy dia tena maizina nefa tsy dia mazava koa fa mangirangirana ny sujet.
Ny azo lazaina dia fantaro izay tena tinao dia tapaho ny hevitrao hoe iza no tianao hiarahana. Possible koa anefa ny manao double jeu fa tandremo sao voa double :-P votsidroa mantsy fa ho voa double ve moa tsy ho voa:lol:
10. sarobidy ( 22/11/2007 13:02)
za ko fann tsy mahazo mihitsy, ôka aloha hisotro rano :lol:
11. angelgirl ( 22/11/2007 15:44)
misaotra @ hevitra ry reto a!. Lay vazaha no mikoty an'ilay namako.
12. angelgirl ( 22/11/2007 15:55)
Tsy raharahiako anie lay izy mikoty an'ilay namako,normal iny satria efa vita ny anay na mbola tiako aza izy fa ilay izy mi-aguiché sy mi-provoqué ahy no mahasosotra ahy.Ankotra io, misy dikany amiko ny fiarahako 1 taona @ lay bandy gasy izay tsy sarahako zany satria efa fantatro fa be loatra ny tsy fitovizako @ lay vazaha.
13. keyoann ( 22/11/2007 23:19)
sarobidy sao d jus no tian -dry fa tsy rano fotsiny?:-D:-D:-D:-D
14. ari.malala ( 23/11/2007 07:30)
de in le tianao atao fa ts mbola mazava le olana? Ka efa vita ny anareo sy ilay vazaha de avadiho ny pejy e! aza miraharaha izay ataony any na hokotiany daolo aza ny vevavy retraretra ao ampianaranareo in tsony ny olana? sa tsy metimety ndray ny anareo s'ilay Gasy de te hiverina amin'le vazà enao?:P
15. bioubiou ( 23/11/2007 11:00)
angelgirl:

Tsy raharahiako anie lay izy mikoty an'ilay namako,normal iny satria efa vita ny anay na mbola tiako aza izy fa ilay izy mi-aguiché sy mi-provoqué ahy no mahasosotra ahy.Ankotra io, misy dikany amiko ny fiarahako 1 taona @ lay bandy gasy izay tsy sarahako zany satria efa fantatro fa be loatra ny tsy fitovizako @ lay vazaha.

inona anefa no mampiteny anao hoe mi aguiché anao izy?sao d ianao no mi interprété ny fihetsiny nefa izy tsy manao an zany akory?
aza rarahina fotsiny refa zany sa ianao mbola te hiverina aminy?

16. xxx ( 23/11/2007 13:57)

Raha ohatr'izao firesakao izao kosa aloha ry anglegirl dia tsy hazava @ iza n'iza ny resaka : na ny namana serasera, na ilay sipanao , na ilay tsy sipanao , na ilay vazaha na ilay tsy vazaha ... tena tsy hay intsony fa misavoritaka be marina a

17. sarobidy ( 23/11/2007 13:58)
12. Mpandefa : keyoann [ Valio ] 23-11-2007 00:19:27
Lohateny : Re : toroy hevitra fa tsy hitako izay atao
sarobidy sao d jus no tian -dry fa tsy rano fotsiny?


=)) =)) tairo any raha misy ee
18. mirabela ( 23/11/2007 14:24)
angelgirl, rà za aloha d eviteko ny mifanerasera amin'ilay mpandrangitra e.mangala distance e.
bon courag:wink:
19. reve ( 24/11/2007 18:20)
nenao no tonga am le fiteny hoe tsy asiko sira fa lamoria "morue" mba asehoy koa ny ftiavanao le bandy gasy e! fa zany eo ihany fa ignorena tanteraka izy de ampy azy zay !le vazaha io an!
courage e!:lol:
20. slym ( 24/11/2007 18:38)
Le im-balo manala azy io ve alo,tao anatin'ny iray andro sa in-dray isan'andro sa maraina sy hariva??:lol:
Enjana ihany mants zany.Au moin alo enao zany tsisy "stresse" mintsy eh.:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1001