toroy hevitra fa tsy hitako izay atao

21. angelgirl ( 26/11/2007 18:44)
misaotra ry reto @ hevitra fa ilay bandy gasy no tena tiako.Hatramin'ny omaly zao de namerina nanadala ahy indray lay vazaha fa tsy raharahiko fotsiny, aleo milamina fotsiny eny.
22. slym ( 26/11/2007 20:05)
Zay ngeh wa eh.Le bandy gasy wa tato ato tsisy mirara mints fa lasan-drinzalah vahiny daolo ny sipa.
Mety nenao ka
23. jimteam ( 26/11/2007 22:43)
tsy ampy sokay
24. xxx ( 27/11/2007 12:06)
Ny anaranao dia efa mampihomehy(ANGE GIRL)
Aza asiana anjely ny anarana refa tsy hay ze dikany, ary enao degany be a! ra tsy shanana ny bandy koa enao ery manao tsy haiko hoe im-balo moa izy teo, refa tsy hitanao ny hiainana na tsy mahita atao de aza manoratra fa manome lagy, miseho hoe any an-dafy anefa ny fiainana aza tsy tafavoakanao, ary maninona moa enao ra manao koaitra e! d amin'izay tsy mintantara intsony hoe im-balo natsy haiko. Mba manaova modely refa any am-pita fa manala baraka ny razam-ben'ny Gasy enao, zany koa tantaraina; ny hitako mety aminao zao ao @ Gasy tia vetaveta.com. Ary ny apetrako farany raha mbola mianatra mahaiza miaina fa mbola mpianatra, zany hoe mbola ampianarina fa tsy pro akory de ny resultat jerena tsara vao mivarom-bodrody. OK Bye aky ry Bôbô vorona a!
25. ari.malala ( 29/11/2007 13:11)
ary masika koa zany xxx zany a! kay zany taimbava le! :roll: aza idirana ny fiainany fa anazy zany, torohevitra no nangatahany fa tsy tambava b otranzao! ary hitako no manao xxx kay hanambany olona...
26. angelgirl ( 29/11/2007 22:47)
o ry xxx!
toa mbola tery fisainana be enao zany ,otrany lay gasy tsy mba mivoaka ny tanana reny mitsy. Atao aohoana moa fa toa misy olona tsy mpanota hono anga eto @ ty tany ty. Sady miseho mitsara nefa tsy sahy mijoro fa manafina anarana.
27. angelgirl ( 29/11/2007 22:52)
ary mbola ho ampiako koa, aiza no ahafantaranao zay fiainako, na ny parcours_ko.Raha ho tsindriko eto koa dia ny fahaizako manala azy no mahatonga ahy tsy nidouble hatr@ zay nianarako ary voalohany foana any am_pianarana.Aza mbo joko tsoriaka oa: zay ry mpangery tay an-tsalaka a!
28. bioubiou ( 30/11/2007 05:13)
na i xxx na i angelgirl
aleho ho an'Andriamanitra irery ihany ny fitsarana ny ataon'ny olombelona ety an-tany ary mbô samy hifampitondra tahaka ny pirahavavy sy mpirahalahy avokoa anie isika mianakavy.
Ekene fa sehatra malalaka ity nefa tsy ny hifampitsikera angamba no ho hatao eto fa mba hifampizara traikefa d mbô samy mandray zay tandrify azy. sa ahoana?
hevitro manokana alou zay,ça n'engage que moi hoy ny vazaha.
mazoto!:-o
29. miraymel ( 30/11/2007 09:12)
Le manakiana miafina anarana kosa tsy mety na dia pseudo fotsiny aza e.
Inona no dikan'ny anjely aminao?
30. hantakely ( 05/12/2007 13:07)
message
ary mbola ho ampiako koa, aiza no ahafantaranao zay fiainako, na ny parcours_ko.Raha ho tsindriko eto koa dia ny fahaizako manala azy no mahatonga ahy tsy nidouble hatr@ zay nianarako ary voalohany foana any am_pianarana.Aza mbo joko tsoriaka oa: zay ry mpangery tay an-tsalaka a! =))=))=))
31. kary ( 08/12/2007 12:23)
ny tena tsy mazava dia ny tsy fanananao hevitra mitombina momba ny fiainanao.Ra tena misy fitiavana ao aminao na aminy dia tokony mahay miresaka sy mifanaja ianareo fa matoa izany tsy misy dia aleo samy miaina ny fiainany.Tonga dia tsory ny resaka fa aza avilivily fa vao maika mihasarotra ny mialaolana .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0074