Inona daolo ny signe ilazana fa hyperactif ny ankizy na ny zaza iray? Ary ahoana no fomba fitaizana azy?
Misy psychologue nilaza fa normal be ny zaza eo am 5 - 10 taona eo be lalao be, fa ahoana no fomba hi capter na ny attention any refa manao zavatra iray izy?