sauce soja sy épices

1. kallie ( 20/11/2007 15:36)
fanontaniana manitikitika ahy, mba mila valiny ra hainareo : ny sauce soja sy ny épices ve mampatavy?
novalian'i niryna ny 01/12/2007 12:29
2. diamondra27 ( 22/11/2007 08:18)
ny sosy en elle-même tsy mampatavy fa ny miaraka aminy no mampatavy hihih
raha minana poivre v de hampatavy oh? non mety hamparary vavony ra be loatra

ny sauce curry ndray de tsy mampatavy koa ra seul fa raha vao ataonjy @ poulet aun curry + coco sns izy de ra minana le sosy de mampatavy satria mampazoto omana b hiiii

3. diamondra27 ( 22/11/2007 08:19)
misy sosy mampatavy akia de misy tsy mampatavy a!
4. kallie ( 22/11/2007 09:17)
diam> ka eo ndrindra kia, oatra oe manao poulet za d sauce soja fotsny ny ataoko aminy (satria sady efa masira no matsiro) d b calories ve zany?
Na oe hena d ampiana sel sy poivra fotsny na apina ail kely, d manakory ndray?
5. Rafotsy ( 22/11/2007 10:10)
kallie:

diam> ka eo ndrindra kia, oatra oe manao poulet za d sauce soja fotsny ny ataoko aminy (satria sady efa masira no matsiro) d b calories ve zany?
Na oe hena d ampiana sel sy poivra fotsny na apina ail kely, d manakory ndray?

Tsy mampatavy ny sauce soja sy ny épices na ail ,échalotes ny herbes rehetra na frais na maina , azo ampiasaina tsara mba hampatsiro ilay sakafo ! Ny moutarde sy ketchup no tsy azo atao betsaka !
Ny ahy aza @ salade manao sauce nem ireny zah dia iny no hataoko solony vinaigrette ! Sady matsiro ( sahala ny mihinana nem , indrisy tsisy nem anefa ) no tsisy calorie !


6. kallie ( 22/11/2007 11:07)
merci Rafotsy, mihezaka mitady ihany a manko fa ts d misy ny infos oe b calories ve ny épices
7. niryna ( 01/12/2007 12:29)
kallie:

fanontaniana manitikitika ahy, mba mila valiny ra hainareo : ny sauce soja sy ny épices ve mampatavy?

Mampatsiro sakafo fotsiny io ka

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7779