Innn no mahatonga an'ity eritreriitra ity?

1. salmo1 ( 18/11/2007 22:43)
Tato ato izaho mahatsapa, fa ny tena betsaka mpamaly ny diniko dia namana vaovao.
Tsy amiko ihany fa amin'ny sasany ihany koa. Tsy izay rehetra mpamaly ahy akory, fa lay namana vaovao ihany. Satry isakiny mitsidika ny mombamombany aho dia namana vao niditra amin'ny hora namaliany dinika.

Namana vaovao efa namana tranainy miova ps ihany ve ireny sa tena namana vaovao tokoa:?:
;-)

novalian'i rova30 ny 19/11/2007 21:18
2. ikaretsaka ( 19/11/2007 00:45)
satria izy vaovao dia tsy mahalala ny tena fikan la.. fa rehefa kobony dia byebye hono
3. XxxX ( 19/11/2007 05:18)
satria izy vaovao dia tsy mahalala ny tena fikan la.. fa rehefa kobony dia byebye hono
Namana vaovao efa namana tranainy miova ps ihany ve ireny sa tena namana vaovao tokoa
d in blèm lah lesy?tena kozy io lazain'i ika io!ho hitan'lah eo fa tsis hamaly tsony elah vo gaga!
4. Papoose ( 19/11/2007 07:51)
ka na miova ps aza anie ry salmo dia "malgache" daholo ihany le mpamaly hvt e!:lol: na bandy io na sipa!:-D
5. salmo1 ( 19/11/2007 08:53)
XxxX:
d in blèm lah lesy?
Nada
Ika:
satria izy vaovao dia tsy mahalala ny tena fikan la..
Fika ahoana ndray zany e, de zany ve no tena hanovana ps leisy? :)
6. rova30 ( 19/11/2007 21:18)
Dia mba andramo ovaina indray izany ny ps-nao ry Salmo ,dia ho hita eo izay ho tohiny kooooooooooo, sa tsy mety?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0721