Mbola matory ny fitiavana...

1. DESCARTES ( 13/11/2007 14:04)
Misy lafiny mampitombian an'io ve ry zalah a?Za ndraindray ôtran'ny tonga saina ihany hoe sôd mbola matory ary ny fitiavana ao anatiko ao?In2 zô no nisy jôba niaraka tamiko fa 3 volana teo ra ela indrindra dé rava fôna.Ekeko hoe za kôf ts d mvakl izay matetik,tsy haik hoe variana lôtra any @lé mboss ve sa...?Nefa misy milaza fa afaka ampiarahina tsara ireo raha mahay mibalance azy.Mba omeo ny idée anlisan-dry zalah,efa nanao reflexion ihany fa toa misy hvtr mifangarobe ao an-tsaiko ao,tsy dé nahomby lôtra lé hoe:"Je pense donc je suis" t@ty indray mitorak'ty:roll:
novalian'i fetrakens ny 07/01/2008 05:58
2. xxx ( 13/11/2007 16:30)
mbola tsy ao enao izany!! koike tsy tia vavy enao fa mety tia lehilahy:^)

raha olna bosista loatra koa aloha dia tena tsy mba taitra amin'ny resaka sipa izany e!
mifohaza ihany sao taraiky sady tsy ampy experiansa
3. sitlo ( 13/11/2007 17:07)
Tsy kwa kambony izany fa ny revy tsy lany. Tsy misy taraiky izany.
tu penses donc tu es (um macaque). :°)
4. pissoa ( 13/11/2007 17:19)
Sady aza fohazina zany fa raha tsy ampy torimaso eo io mandaginnnn :-D:-D:-D
5. booboo ( 13/11/2007 18:58)
:-D:-D
6. koffman ( 14/11/2007 07:18)
enao mintsy zany no tsy ao @ le ftiavana e! ngà moa io azo fôrsena zany? tsisy tairina sy tsy tairina zany io fa reefa tena tia enao de taitra ho azy,
ary sô de mba lehlà marina no tian'là? :-D
"Penses-y et tu seras!!":}
7. sarobidy ( 14/11/2007 08:04)
ento milamina fotsiny eh
8. DESCARTES ( 14/11/2007 14:54)
:(Aiza kosa no hoe tia kôf é!!!Tsy marina indray ra ny @iny klé mba "soyez logique" ihany.Tsy tadidin'lisan nga lé loi de l'électricité hoe:"Deux charges de mêmes signes se repoussent et deux charges de signes contraires s'attirent"Ka za ngé zan mba mitady paika @lisany hoé ahoana no tena fomba ahitana an'ilay charge contraire @ko é,lé jôba io zany é. Voray ny conseil anlisan k,manombk'zao mba hivakl @ty resaka fitiavan'ty @zay zany ny tenanay é nefa tsy fôrsena be koa sa tsy zany é???D ny boss ko tsy ariana fa io no miantoka ny hoavy.:D
9. fetrakens ( 07/01/2008 05:58)
Mihevera tena baina raha efa mis² ian n taona a!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3141