namita-tena
1. bioubiou
(
07/11/2007 12:15)
film efa nandeha ve?
tafaresaka tam finday zay sy lé ranamana d potika be tam feoany à!nataoko zay nifaneraserana taminy,d nitohy ny resaka d tafaray ny tia sy ny manina,izy nefa nilaza tamiko fa efa manana sipa,nefa izy koa tsy d tena hoe nanisy olana tam zany...nitohy ny lanonana...kinanjo babo ty fokely adalako,naniry ny ho "izy 'lay tokana"...tsy afaka ny hisaraka amin'io oul io hono izy,bla bla bla... otrany mbola babo iany ao nefa satria izy tsy manova ny fihetsiny amiko refa mifanena zahay,mbola manontany vaovao,sns...,diso ve za raha mbola manantena?tena babo fa tsy vazivazy.

novalian'i bonbongasy ny 14/11/2007 20:05
2. iarryrral
(
07/11/2007 13:23)
Ie, diso enao, nefa iza moa zah no handiso anao. Heritrereto sy saintsaino tsara.
3. DESCARTES
(
07/11/2007 13:25)
:roll:bioubiou ô!Efa ao an-tsainao ao ihany ilay valin'ilay fanontaniana napetrakao ka hoy aho hoe:henoy
ny feon'ny fieritreretanao.Tsy zaranao aza ve hoe niteneny dieny mialoha izy fa efa misy olona miaraka aminy.Koa aza hasarotina ny fiainana é!Mbola maro no tsy manana olo-tiana any ho any...Ny olona ihany koa nge mahay mandambolambo é,mody ilazany zao atsanga tsy aman'orana izao énao dia babo,mitandrema ihany.Mandiniha lalina ihany aloha fa matoa nomen'ilay Mpahary saina tsika zanak'olombelona dia...ampiasao ny saina zany.Lasa fitiavana mande ila io raha ny logique no arahina satria enao no tena tia,izy efa manana an'ilay voalohany.

4. xxx
(
07/11/2007 13:42)
bioubiou, itantarako zavatra niainako enao, niresaka tao am msn alou d nifanome numero, d nifanao fotoana, d tonga tokoa ny fotoana nihaonana d nihaona, d mpinamana tsotra klou no niresahana, teny nandeha ny fotoana, nilaza izy fa tia ahy (za vevavy) fa saingy efa misy ol tiany any hoany, ary efa fantatry ny RAD ny io ol io fa saingy tsy tena tiany, d mbola nanantena iany le fo kely adala tato anatiko, d miandany credit miantso mandefa sms sns, mahavatra mangalatra miantso azy am 22 ato ampiasana mints aza, d ndremande, andro alahady tamzay, manina azy ny tena d niantso, kinanjo feona vevavy no tao anaty tel nefa ny tel anazy no natsona an! d ts nino aloy fa taitra b d notapahina d aveo natao anonyme ny numero fa mbola le vevavy iany no nandray tao, de mody ts taitra fa we hitady an'i ann, d namaly le vevavy we izy iany ky cherie a, d taitra b a, d ozy a we tsy feony zany fa iza le miresaka amko azafady , d tonga d ozy le vevavy we vadiny, tonga d notapahiko ary nanapakevitra ah fa ts hiantso azy intsony ary d zay no nataoko. Mbola nibip ana in2 iany izy ny harivan'io andro alahady io,fa ts nirappel azy tsony mints za mandrak'ty ny androany, ary d voafafa tsikelikely na ny anarany na ny momba azy. Ny tiako tenenina anao d zao, aza miandry voa otrana vao manapakevitra, fa ra vo misy miteny we efa misy ol hafa any, d raiso ny fanapahankevitra hoe aleo hidaboka fa manjary mitady aretin'andoha sy aretim-po ftsn refa injay fa mitongilana any amle ray ny lelamizanan'ny fony. Mahereza.
5. slym
(
08/11/2007 13:05)
Ts diso enao ry bioubiou ah fa zao ry,efa tena vadiny ve le olona sa mbola sipasipa fotsiny.ra ohatr'io ka anjara sy sahaza anao de tokony hiady hoan'io anjaranao io enao ary satria ko izy ts mbola raiki-pitia @le anankiray dia noho izany mbola malalaka ny safidiny ary mbola afak manafika ndry io ngeh "course" kapsily eh ze tonga alo ihany.:wink:
6. bioubiou
(
08/11/2007 13:53)
koa raha course kapsily nge d tsy za no tonga taloha fa ilay iray e!mbola sipany lé izy
7. koffman
(
08/11/2007 14:19)
bioubiou > efa nilaza taminao ne izy talohan'ny niarahanareo e! Nefa tsy nataonao sakana tsy niarahana taminy izany, fa izao e :
Atodiho ny lohanao ry bioubiou a, be de be ny olona tia anao any ho any fa tsy nojerenao satria jamba ny fitiavan'ny ??? enao. Ho hitanao fa tsara kokoa ny manana an'izany an'ny tena irery zany.
SAdy ny fahitako anao de olon'ny fo be, tena tianao le bandy, zany oe tsy de intérêt loatra no nanintona anao hiaraka aminy na de efa mana-tompo aza izy fa tena fitiavana.
Omeo olon-kafa le fitiavanao bioubiou a tsy very anjara enao e!!!

8. keyoann
(
08/11/2007 22:55)
Tsy haiko aloa ze hevitry ny hafa fa raha za ianao de miezaka ny manova satria angamba manana tombony kokoa le voalohany mety misedra olana ry zareo d zay no mahatonga le ol hitady hafa nefa ny maharatsy an ireny anie rehefa miravona ny olan-dry zareo d adinony eo ianao e!
sady ry zareo mety efa nifampizara zvtr b d b
sady ry zareo mety efa nifampizara zvtr b d b
9. soanja
(
09/11/2007 03:06)
bioubiou:
film efa nandeha ve?
tafaresaka tam finday zay sy lé ranamana d potika be tam feoany à!nataoko zay nifaneraserana taminy,d nitohy ny resaka d tafaray ny tia sy ny manina,izy nefa nilaza tamiko fa efa manana sipa,nefa izy koa tsy d tena hoe nanisy olana tam zany...nitohy ny lanonana...kinanjo babo ty fokely adalako,naniry ny ho "izy 'lay tokana"...tsy afaka ny hisaraka amin'io oul io hono izy,bla bla bla... otrany mbola babo iany ao nefa satria izy tsy manova ny fihetsiny amiko refa mifanena zahay,mbola manontany vaovao,sns...,diso ve za raha mbola manantena?tena babo fa tsy vazivazy.
Ny torohevitro indray dia ny hoe aza raisina ho sipa ny fihevitrandry azy fa namana tsotra saingy tiavina.
Betsaka ny mpinamana mifankatia any anaty saingy betsaka ny sakana mahatonga izany; ohatra hoe efa manambady ny iray na efa manana sipa toy izany.
Ataovy madio ny finamanana ary aza asiana fiankinandoha amin'ny fo sy ny fihetsem-po.
Iza no mahalala, mety hisy fiovana ny fiainana ary mety hisaraka izy roa saingy tsy ho ianao no antony fa zavatra hafa.
Izay tia maharitra ary matetika rey ry tanora dia ny namanao tena akaiky anao izay tsy niheverinao hovady no lasa vadinao.
Atombohy amin'ny finamanana ny zavadrehetra ary tandrovy izany fifandraisana izany. Ny hatsarana eny/ao aminao no taratra ny fitiavana hiseho ety ivelany. Good Luck!
10. Angolaina
(
12/11/2007 09:04)
Ity misy zavatra iray mahavarina eo @ fiainam-pitiavantsika olombelona, rehefa an'olona foana vao mamy sy tina ny olona iray nefa maro ireo tokan-tena sy tsy manana olona miaraka aminy ! ary ny mahagaga arakaraky ny ahalalana fa oe efa misy tompony iny no vao maika hita fa tsara sy mety @ tena.
Mahaiza mitia ary aza maka ny anjaran'olo de milamina ny rehetra e !!
Mahaiza mitia ary aza maka ny anjaran'olo de milamina ny rehetra e !!
11. reve
(
12/11/2007 10:59)
oeeee! bravo angolaina! de tena marina an zany!
nefa ty angamba no tsy fantatry angolaina be ny vavy noho ny lahy de mety zay angamba no mahatonga an zany
sa hoe reny efa manan tompo reny no mety efa masaka tsara asa re!!! fa anareo vaiavy ny valiny!