vary amin\'anana

1. kofbay ( 30/10/2007 21:42)
isak\'alahady aho dia vary amin\'anana no ataoko sakafo, staria io ihany aloha hatamin\'izao no afaka manala ny makafokako! toy izao no fanaovako azy:

tongolo, voatabia, cube, taolam-pifika,tavik\'henomby, kitoza kisoa na saosisy, na izay azo atao loaka e! dia patsa mena sy anana ( mety daholo na ciboulette na,poirreaux,na anana maina, na rehefa zava-maintso e! sakamalaho dia aza adino ny sakay!

hendasiko aloha ny taolam-pifika sy ny henomby matavy, mndritra izany fotoana izany aho mitetika ny anana, avy eo endasiko tsy misy menaka ny patsa mena, avy e poretiko ho poudre,ny vary koa efa ataoko ao anaty rice cooker, avy eo asiako tongolo sy voatabia (azo tsy asiana voatabia koa) arotsako ny anana,azo asiana une pincee de canabis kely raha misy (tsy misy heriny io raha andrahoina! style Andrianampoinimerina io raha vary mena no atao), tantara kely: isaky ny dizin\'ny moly hono andrianampoinimerina dia tsy mety mihinambarimena fa heverin\'i lery fa rojo bediabe ny eo ambiliany dia hoy i lery hoe tsy maintsy hiasa mafy aho fa efa ny rojon\'ny vahoakako ity sisa no haniko! vao masaka ireo dia asiako cube sy ilay vovopatsa ary sakamalaho dia arotsako ny vary sady endasiko ny loaka (saosisy, kitozakiso, na hafa), ataoko bebe rano dia homaniko ny sakay, mitoto pilokely aho ary tsy asiako fangarony afa-tsy sira kely! dia rehefa vita zay za vao mandeha mirevy satria tsy manampotoana hanaovana an\'ireo intsony aho vao dozy eo na makafoka! ny ampitson\'ny revy dia hafanaiko fotsiny ireo vao mifoha aho ka marariray an-doha na malemy! tsembotsemboka be, dia avy eo mandro, dia misotro cafe dia ohatran\'ireny hoe tsy nisotro ireny! Misy bandy rasta izay mpanafika vary aminana ao amiko isak\'alahady, tena tsembotsemboka mihitsy ilery vao miala ao satria mivoaka ny makafoka, dia lena be ny volon\'i lery dia hoy za hoe: izao ialahy rasta original satria ialahy irery izao no rasta ohatran\'ny hoe manao Gel! dia ozy lery hoe: sy body lotion!
novalian'i bichette ny 09/11/2007 10:34
2. kallie ( 31/10/2007 07:32)
kofbay> vary efa masaka avy nandraona tam rise cooker zany no arotsaka ao amle fangaron'anana sy vôtabia sy tongolo?
3. rafano73 ( 31/10/2007 08:52)
Tsara ilay re7 fa ilay felatongotra be ao @ ilay sary kosa tsy mampite ihinana vary amin'anana ao aminao ka:-w,fa aiza alou ilay tsena mba andalovana any ee,mba samy mpikambana ato iany,zay fa maztou ee
4. kofbay ( 02/11/2007 16:23)
tsy azoko le hoe le tsena? tena tsy hitako izay soratana fa rafano73 manapatsinay be le!:-D
5. niryna ( 04/11/2007 06:32)
kofbay:

isak\'alahady aho dia vary amin\'anana no ataoko sakafo, staria io ihany aloha hatamin\'izao no afaka manala ny makafokako! toy izao no fanaovako azy:

tongolo, voatabia, cube, taolam-pifika,tavik\'henomby, kitoza kisoa na saosisy, na izay azo atao loaka e! dia patsa mena sy anana ( mety daholo na ciboulette na,poirreaux,na anana maina, na rehefa zava-maintso e! sakamalaho dia aza adino ny sakay!

hendasiko aloha ny taolam-pifika sy ny henomby matavy, mndritra izany fotoana izany aho mitetika ny anana, avy eo endasiko tsy misy menaka ny patsa mena, avy e poretiko ho poudre,ny vary koa efa ataoko ao anaty rice cooker, avy eo asiako tongolo sy voatabia (azo tsy asiana voatabia koa) arotsako ny anana,azo asiana une pincee de canabis kely raha misy (tsy misy heriny io raha andrahoina! style Andrianampoinimerina io raha vary mena no atao), tantara kely: isaky ny dizin\'ny moly hono andrianampoinimerina dia tsy mety mihinambarimena fa heverin\'i lery fa rojo bediabe ny eo ambiliany dia hoy i lery hoe tsy maintsy hiasa mafy aho fa efa ny rojon\'ny vahoakako ity sisa no haniko! vao masaka ireo dia asiako cube sy ilay vovopatsa ary sakamalaho dia arotsako ny vary sady endasiko ny loaka (saosisy, kitozakiso, na hafa), ataoko bebe rano dia homaniko ny sakay, mitoto pilokely aho ary tsy asiako fangarony afa-tsy sira kely! dia rehefa vita zay za vao mandeha mirevy satria tsy manampotoana hanaovana an\'ireo intsony aho vao dozy eo na makafoka! ny ampitson\'ny revy dia hafanaiko fotsiny ireo vao mifoha aho ka marariray an-doha na malemy! tsembotsemboka be, dia avy eo mandro, dia misotro cafe dia ohatran\'ireny hoe tsy nisotro ireny! Misy bandy rasta izay mpanafika vary aminana ao amiko isak\'alahady, tena tsembotsemboka mihitsy ilery vao miala ao satria mivoaka ny makafoka, dia lena be ny volon\'i lery dia hoy za hoe: izao ialahy rasta original satria ialahy irery izao no rasta ohatran\'ny hoe manao Gel! dia ozy lery hoe: sy body lotion!



misaotra nizara .
6. hantakely ( 06/11/2007 12:29)
Misaotra amin'ilay re7 ry kofbay,fa mba ndeha hikara2 izaho rahariva ,fa ny ahy aloha asiako anamalaho kely.
miam !!!!
7. kofbay ( 07/11/2007 09:36)
tena izay no hadinoko! io koa no tena maha vary amin'anana ny vary amin'anana fa merci Hantakeeeeeeel!
8. boubounezy ( 08/11/2007 21:09)
téna manja b zany sakafo zany ry kofboay fa mba anandrana ny tenako fa fotona fonana azy mintsy mantsy zao é! mérsy
9. bichette ( 09/11/2007 10:34)
:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5155