re7 sendrasendra
1. meva2
(
30/10/2007 10:56)
Tsy dia hitako loatra izay hatao omaly dia namorina2 @ izay nisy tao antrano aho ary tena tsara ilay izy dia hozaraiko aminareo eto raha mety hahasoa.
Quiche: dia izao no ao anatiny:
- oignon
- tomate
- magret de canard fumé ( misy efa en lamelle)
- fromage de chèvre
- Basilic
- crème liquide
- oeufs
- pâte brisée
- Hendasina kely @ menaka (ny ahy huile d'olive) ny oignon
- rehefa avy nomasahana kely tao anaty lafaoro vetivety ilay pâte dia nataoko tao @ fond ny oignon.
- napetrako avy eo rondelle na voatabia vitsivitsy
- Avy eo ny lamelles magret fumé
- ny fromage de chèvre
- basilic (feuilles)
- sel, poivre
- rarahana ny crème prise: crème liquide afangaro @ atody (tsy afanaina fa izy mangatsiaka iny)
- alefa ao anaty lafaoro eo @ 20mn eo ho eo (200degr)
Izay ary fa mahazotoa homana.

novalian'i meva2 ny 19/11/2007 10:07
2. ikaretsaka
(
02/11/2007 18:20)
henankisoa sy manga mbola mantamanta:
Henakisoa (ilay tratrany iny)
Tongolo maintso
Oignon
Voatabia anankitelo
menaka
sira sy siramamy
Ovy bongany 3
Tongolo gasy, sakamalao tsiperifery canelle (izay tiana
tsotra kely:
-Voasana ny manga sy ovy dia atao cubes kely dia tetehina kely koa ny tongolo sy ny voatabia!
-Alaina ny henakisoa efa voatetika (ohatran'ilay henakisoa fatao @ tsaramaso ireny ny hangezan'ny tetika) dia apangotrahina dia rehefa mangotraka dia ariana ny ranony
-Afindra ao anaty vilany saba dia endasina miaraka@tongolo sy voatabia ary ovy dia arotsaka ny canelle sy ny tongolo gasy voatoto/sakamalaho sns...
asiana rano kely mandifotra azy dia avela hiketrika eo, asiana sira arak'izay tiana
-manao caramel @ ilay siramamy @ izay dia arotsaka (azo soloina tantely @ izao koa io.. 1 sotrobe eo)
_rehefa akaiky ho ritra ny ranon'ilay ao anaty saba dia arotsaka ny manga sy ny tantely sady afangaro tsara eo @ 5 minitra eo, rehefa lasa misy caramel aby ny hena sy ny ovy sy ny manga.
_haingoina @ tongolo maintso sy persil sy kotomila sy basil arak'izay tiana
Vitaaaa...mazotoa homana aby!
(Afaka asiana rano sy nofona coco le mbola lena ireny (le maintso) koa izy io!

3. niryna
(
04/11/2007 06:28)
Akoho sy voanjobory.
Andrahoy mitokana ny akoho sy ny voanjombory( rehefa nilomana mandritra ny alina ny voanjobory).Endasina kely ny akoho amin'ny menaka oliva na menaka tsotra.Asiana kary kely, sy dipoivatra.Rehefa masaka dia asiana tongolo gasy kely(totona madinika) ary hafangaro amin'izay. Aza adino ny sira fa lasa tsirona tanalahy eo :D
Saosisy sy lentilles.
Andrahoy mitokana foana ilay sakafo fa heno tsara ilay tsirony roa karazany rehefa masaka ka atambatra
Endasina ny saosisy na toto-kena kisoa ,ny tena tsara dia endahina ilay nofin'ilay saosisy.Rehefa madiva ho masaka dia asiana tongolo be sy tongolo gasy kely.
Ny lentille indray dia asiana karoty kely voatetika ary rehefa madiva ho masaka dia tetehina ny celery atao madinika kely sy tongolo maitsy kely(tsy arotsaka raha tsy efa hafangaro tsara ilay hena sy lentilles).

4. booboo
(
05/11/2007 13:20)
Meva2 > tsy mitera-drano ve ilay voatabia ? Nenà tsihifiko foana kloungany isaka ny hanao tarte na tourte ka misy voatabia : tetehina kiboribory klou dia atao ambony grille no sady rarahana sira kely. Avela eo mandritra ny 30 min no sady avadibadika hitsika tsara izay vao ampiasana sinon mitera-drano beee....
5. booboo
(
05/11/2007 13:22)
Ikaretsaka > waaa, hafakely ilay raha fa ohatra matsiro tiako handramana zany. Misaotra nizara.
6. meva2
(
05/11/2007 14:25)
boboo:
Tsy nitera-drano mihitsy ilay izy na kely aza! izaho koa aza mba natahotra nefa dia nety .

8. meva2
(
06/11/2007 08:44)
hi,hi!!le izy aloha indrindra rehefa atao ampitiavana dia ohatran'ny tsara foana e! Omaly aho nanao saucisse sy brocolis nataoko ritra mendimendy, miam !! tena nafilotra mihitsy. Ny alaheloko fotsiny dia ...tsy manana sakay intsony aho! aie, maheno manque be mihitsy, snif.
Asa koa izay mahazo ahy @ izao fotoana izao fa dia mazoto manao sakafo matsirotsiro sady noana foana!!!

9. boubounezy
(
08/11/2007 21:07)
refa misy2 oignon na poirô izy d tsara fona na inn ataonao na inn oatra tsodro somon na tsy aiko é hena alou tsy mbola nandramako fa mba anadrana lé invention anao za fa ny invention mantsy no tena tsara fa tsy ny copie. ka @ mino za fa tena ho tsara io invention anao io sady lé magret de canara malemy tsara reny
11. ikaretsaka
(
09/11/2007 17:53)
fotoanan'ny paoma koa moa izao aty @ hemisphere avaratra ka ho an'ireo izay liana dia voasy ny paoma dia teteo ohatran'ny frites dia endaso @ dobera dia hano ataovy tsakitsaky. (ohatran'ny manendy ovy mihitsy
ny golden aloha ny nandramako fa tsy haiko ny sasany.
azo atao tantely na sirop d'erable ny solon'ny ketchup
mazotoa

12. meva2
(
12/11/2007 08:27)
ikaretsaka/ merci fa de handramana io re7 nao io. Ny hitako tsara koa dia salade composée misy paoma, betterave, hareng fumé, ovy, mais, oignon, endive, noix....
Efa ho avy ity ny krismasy manao ahoana ny fanomanana? izaho mantsy izao dia efa manomboka manaonao courses @ sakafo fa mandreraka be le misisika rehefa be olona be iny!!! efa misy idée ve nareo @ menu?? zista histoire de milendalenda!!!!!!

13. ikaretsaka
(
15/11/2007 18:01)
Dakafo tsotsotrea koa rehefa ilay manao vegetarian rehefa zoma iny:
Tisam, sakamalaho, pousse de bambou, totomboanjo, champignons le @ boite ireny dia tetehina madinika,
atao ao anaty lapoaly fotsiny miaraka @ menaka kely sy rano zara raha mahadisotra azy, dia afangaro mandra paha ridritra azy arak'izay tiana.. asiana cilantro (kotomila) sy tongolo maintso voatetika sy sira arak'izay tiana dia izay!
mazotoa
NBIzaho tsy mandrefy loatra fa refina mpandrafitra fotsiny: ny anana no atao betsaka arotsaka farany fa manjary mora milofika raha iny no atao voalohany,

14. meva2
(
16/11/2007 08:36)
ikaretsaka: tena mahita atao mihitsy ianao izany !!!
le champignons ve champ de paris sa hafa?
Ary hono hoa, miresaka sakafo foana isika ary raha mba resahana indray ny zava-pisotro tianareo anarahana ny sakafo na koa hoe @ apéro?
Ny ahy ny tiako rehefa misy fety kely iny dia ny divay mena. Zavatra manintona ahy koa ary mahafinaritra ahy dia ireo karazana cocktails misy voankazo, ary ny anareo?
16. meva2
(
19/11/2007 10:07)
euuuhhh ...
Le sake aloha somary mahery loatra amiko ao am-bava ! tsy dia lasako loatra.