Mba midera koa...

1. todisoa2 ( 25/10/2007 13:36)
Lasa resa-be ty hoe mahay midera an'ATra ty. Ny gadona rehetra dia saika ahitana fiderana avokoa. Efa misy hatr@ hoe kilalaka evanjelika aza.
Ny olana anefa dia lasa entin'ny olona maneho talenta fotsn lay hira fa ts entina am-pibebahana, enti-mameno toerana any @ireny toerana fampisehoana, eny sanatria ny vava, fandihizana ireny izatsy izy.

Lovanivaina efa nametraka ity laza adina ity ihany tery ambany anefa toa tian'ny tenanay aompana bebe kokoa @ fiderana ny resaka.

Ny fiderana dia tokony hiteraka fibebahana ombam-pihetseham-po. fa ny fihetseham-po samy irery kosa dia miteraka hafanam-po (fanatisme @ farany). Lasa tsy tompon'ny tenany intsony ilay olona ka andevozim-piderana fa tsy mijanon-ko fitaovam-panompoana fotsiny ny fiderana.

Laza adina ary: mety ve ny fampidirana ireny hira ''evanjelika'' ireny anaty litorjiam-piangonana?. Valio ara-baiboly azafady indrindra.
novalian'i fijo ny 07/11/2007 00:37
2. sarobidy ( 25/10/2007 13:46)
azavao mazavazava koko ny tinao ambara fa tsy azoko tsara:roll: zany oe inona le ankasitrahao sy tsy ankasitrahanao, sa tsy izay le izy fa oe tsy mety ny kilalaka evanjelika , tena tsy azoko ny tindranamana azavaina
3. ikaretsaka ( 25/10/2007 16:04)

Ny ahy aloha ilay ba-kira sy gadona tsy asiako olana loatra.. na kilalaka iny na rock na inona inona, fa rehefa mampita ilay hafatra dia basy!

izay amiko no antony ametrahana ny mpihira sy ny mpitendry somary maka sisiny ery @ coin ery sy/na any afara rehefa any ampiangonana, taloha aza takonana ilay tuyaux be an'ilay orga be ireny nefa dia tsara sy mahay ery ireny Bach sns ireny!

Fa @ izao tena tsy hay intsony fa izy no mibodo ny alitara , atao ary ambadik'i pasitera ary... dia normale ny fijerin'i todisoa. (miombon-kevitra aminao aho eto)

Saingy diso i todisoa fa tsy fibebahana ihany, fa koa fisaorana, fanomezam-boninahitra sns.. ny hira

tsy hibebaka ihany fotsiny koa akory no atao any am-piangonana , na anisan'ny atao any koa zany, fa zavatra marobe tokoa

ilay gala evanzelika ireny indray tsy haiko loatra
4. fijo ( 25/10/2007 20:25)
nisy fandaharana izay ao mada.dia samy mpanatalenta no miresaka.
dia hoy samoela"ny ary izay ahazoako vola ihany.raha hiram pivavahana no mandeha,dia atoko,raha ompa no mandeha dia ataoko"be ngamba no naheno an'io.ka maro tokoa ny mpihira no manaraka io hevitra io momba ity resaka vanjelika vanjelika ity
5. ikaretsaka ( 25/10/2007 21:24)
misy mihitsy.. indrisy...
lamaody indray io izao, dia any daholo no mirifatra ny olona
6. fijo ( 25/10/2007 21:28)
izay.vola daholo ihany aloha.
7. LazaDaddy ( 26/10/2007 00:58)
todisoa2:
Ny olana anefa dia lasa entin'ny olona maneho talenta fotsn lay hira fa ts entina am-pibebahana,
Ahoana moa no ahafantaranao izay ao am-pony?
8. cutie ( 26/10/2007 01:02)
mba asio santionany hoejerena na henoina :)
9. LazaDaddy ( 26/10/2007 01:07)
cutie>

Ohatra:
I know He rescued my soul
His blood has covered my sins
I believe, I believe

...

My redeemer lives (wooo wooo)
10. cutie ( 26/10/2007 01:08)
tsy misy feo :-D
video koa no lazaiko @ le hojerena :)
11. LazaDaddy ( 26/10/2007 01:10)
cutie> i'll ask someone to record it for ya when i lead worship nxt time. K?
12. cutie ( 26/10/2007 01:11)
ok :)
13. fijo ( 26/10/2007 21:26)
za moa raha ity teny glisa ity dia le alaivo io no mba haiko ry zareo eeee
14. LazaDaddy ( 26/10/2007 21:43)
iza no tian'i fijo ho alaiko e? :)
15. fijo ( 26/10/2007 21:46)
ze metimety ao ka
16. LazaDaddy ( 26/10/2007 21:54)
tsy kilalao ve izany "J'aimette" izany e? Mody fitia =))
17. fijo ( 26/10/2007 21:56)
ka kilalaom piainana anie io e,hoy ilay hira nalaza fahiny izay"somao donia"
18. niryna ( 27/10/2007 03:39)
LazaDaddy:

todisoa2:
Ny olana anefa dia lasa entin'ny olona maneho talenta fotsn lay hira fa ts entina am-pibebahana,
Ahoana moa no ahafantaranao izay ao am-pony?


=DArakaraky ny talenta nomen'Atra azy io:Misy nantsoiny hivavaka ny hafa,hanasitrana,hametra-tanana,hanao choral.Afaka am-piasana izany talenta izany hanasoavana ny fanjakan'Atra,hiderana Azy fa tsara Izy ary mandrakizay ny famindra-pony.Betsaka sy tsy ampy indray aza ny olona manao ny asan'Atra.
19. fijo ( 27/10/2007 04:20)
betsaka sy tsy ampy???? ahoana indray izany ry niryna?
20. cutie ( 29/10/2007 21:24)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 26-10-2007 23:26:27
Lohateny : Re : Mba midera koa...
za moa raha ity teny glisa ity dia le alaivo io no mba haiko ry zareo eeee

zay vo kopy za :-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0602