Mba midera koa...
28. niryna
(
02/11/2007 05:25)
fijo:
betsaka sy tsy ampy???? ahoana indray izany ry niryna?
Betsaka ny mandeha any am-piangonana ka raha samy mandray anjara izay mifanandrify azy daholo dia takarina ny lanitra. Varimbariana eo dia izay manao ihany no manao,eny na dia safidy aza io ka miankina amin'ny fahazotoana sy mangataka amin'Atra izay anjara omeny hanasoavana sy hitoriana ny filazan-tsara.
