ANTANANARIVO MIREHATRA JIRO

1. tsinjo ( 25/10/2007 04:54)
ahoana ny fahitanareo ity tananan tsika mirehatra jiro mahafinaritra kous e
novalian'i xxx ny 14/11/2007 06:02
2. remandilatse ( 25/10/2007 11:09)
Soa aloha lafa misy jiro
Fa le probleme koahy, le elakelantrano tsy possible hisy jiro izany mihintsy, geographie ny capitaln-tsika mihintsy no tsy mi-permettre sasy.

fe asa...
3. simplex ( 25/10/2007 12:52)

asivo sary kely hoe hankafizako azy :P
4. Kwasi ( 25/10/2007 13:21)
Mahafinaritra HONO hoy ny olona ny eny @ ville @ alina nefa zahay tsy mba afaka mankafy an'izany azony maizina tsisy jiro ny elakelatrano mankany aminay ka matahotra ny ho voaendaka izahay.
5. tsinjo ( 28/10/2007 08:12)
mety efa hisy jiro kous angamba atsiwatsy ny elakelatrana e ,fa ny mahafinaritra alou zao de ny akamaroany arabe eto aminy tanana de efa misy jiro doly sa ahoana hoy ianareo andraso alou fa asiantsika sary e:P
6. lanto ( 28/10/2007 08:33)
simplex:


asivo sary kely hoe hankafizako azy :P

Sary kely tokoa aloha mba iaraha-mankafy! Zah efa maka plasy akaikin'i simplex :)

7. simplex ( 28/10/2007 12:08)

:)
ndana alou mitady kkpigeon sy popcorn mandraphatongan'le sary e :P
8. tsinjo ( 28/10/2007 16:07)
hihihihih de miandry sary isika io e
9. sarobidy ( 31/10/2007 09:47)
milay beuhhh:D
10. xxx ( 13/11/2007 21:12)
ka tsy ilay autoroute eny nosibe iny ihany ve no misy jiro e????:wink:
11. xxx ( 14/11/2007 06:02)


milay kosa izao e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4817