ANTANANARIVO MIREHATRA JIRO

1. tsinjo
(
25/10/2007 04:54)
ahoana ny fahitanareo ity tananan tsika mirehatra jiro mahafinaritra kous e
répondu par xxx le 14/11/2007 06:02

2. remandilatse
(
25/10/2007 11:09)
Soa aloha lafa misy jiro
Fa le probleme koahy, le elakelantrano tsy possible hisy jiro izany mihintsy, geographie ny capitaln-tsika mihintsy no tsy mi-permettre sasy.
fe asa...
Fa le probleme koahy, le elakelantrano tsy possible hisy jiro izany mihintsy, geographie ny capitaln-tsika mihintsy no tsy mi-permettre sasy.
fe asa...

4. Kwasi
(
25/10/2007 13:21)
Mahafinaritra HONO hoy ny olona ny eny @ ville @ alina nefa zahay tsy mba afaka mankafy an'izany azony maizina tsisy jiro ny elakelatrano mankany aminay ka matahotra ny ho voaendaka izahay.

5. tsinjo
(
28/10/2007 08:12)
mety efa hisy jiro kous angamba atsiwatsy ny elakelatrana e ,fa ny mahafinaritra alou zao de ny akamaroany arabe eto aminy tanana de efa misy jiro doly sa ahoana hoy ianareo andraso alou fa asiantsika sary e:P

6. lanto
(
28/10/2007 08:33)
simplex:
asivo sary kely hoe hankafizako azy :P
Sary kely tokoa aloha mba iaraha-mankafy! Zah efa maka plasy akaikin'i simplex :)