Fifaninana mahasoa

1. Kwasi ( 23/10/2007 16:31)
Jereo eto, fifaninana mety hahasoa ny namana manam-pahaizana malagasy. Tolotra'asa ahazoana karama 200000$ isan-taona ny loka voalohany. Mandraisa anjara ry zareo a!
novalian'i sarobidy ny 03/11/2007 09:52
2. cazal ( 23/10/2007 17:15)
Ilazana enao mandefa an io karazana arnaque io mba tsy hamitaka ny gasy namanao ! efa nisy dinika teo aloha ary efa nomeko any daholo ireo sites misy tahakizao, fa zavatra tsy misy akory ireny fa fisolokina be vava fotsiny, koa manoro hevitra anao aho, MANAOVA ALOHA DE REHEFA HITANAO FA NETY TAMINAO VAO ZARAO @ hafa!!!!!
fa misy ny gasy sasany eto tena vendrana dé mora azon ireny avy eo vao mipenipenina!!!!
misaotra !!!!!
3. Kwasi ( 24/10/2007 10:01)
Rehefa tsy mahalala ry cazal dia aza be famendrofendroana tahak'io a. Sa tsy mba sitrakareo ny hisian'ny malagasy mba ho tafasondrotra fa dia ho any ambany lakaly lava izao? Raha mba misy zavatra hita fa mahasoa dia aleo fikirina ho an'ny tena samirery? Aleo lazaiko anao fa izaho aty am-potony mahalala. Ary sao dia heverinao fa vao omaly koa ary aho no miserasera @ ity internet ity, ka tsy hahalala ny hoe itsy arnaque itsy tsy izy. Ary raha hamitaka ny namako aho tsy hametraka ny pseudo-ko eo fa nataoko xxx io. Raha mpamitaka aho tsy hametrapetraka ny sariko ato @ site ity serasera ity. Mba sokafy ihany ny maso fa aza lazaina fa rehefa miainga avy aty afrika ny zavatra dia fitapitaka daholo, ka hoe ny avy any europa sy ny tany mandroso ihany no tena marina.
Tsy mahagaga raha mbola miflasika ihany i Madagasikara raha toy izany foana ny toetsaina entin'izay mba nomen'Andriamanitra fahasoavana ka tafasondrotra eto @ firenena.
4. sarobidy ( 03/11/2007 09:52)
inn ty! :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1979