"Faire l'Amour" tsara ho an'ny fahasalamana???

1. koffman ( 23/10/2007 08:10)
"Faire l'amour : c'est bon pour la santé"
Sa ahoana ny hevitrareo ?
novalian'i miraymel ny 28/11/2007 15:18
2. lemenakely ( 23/10/2007 08:44)
MAZAVA HO AZY !!! tsara matoa be ny manao azy ..
3. Jeankely ( 23/10/2007 09:02)
Dia ahoana raha tsy manambady sa midika hoe izay afaka manao ihany no salama sa midika koa hoe raha tia ho salama dia manaova ary mizahava fa tsara?
4. tsaramaso ( 23/10/2007 09:07)
Sô de mila fahasalaman-tsaina aza elah ty ry Jeankely ???!!!! hahahaahaha

Fa propagandin'ny fijangajangana ve izy ty ra koffman sa fahasalaman'ny mompera le kozy a ????!!! hahahahaha
5. sarobidy ( 23/10/2007 09:27)
d aôna, marary zany refa tsy manao azy v
6. zoky ( 23/10/2007 09:27)
de tsy haiko aloha fa raha ny henoko koa de oe ra te ho salama tsara de mila manao in 3 isa-kerinandro fara-fahakeliny e, ny akoatr'zay no :roll: ts haiko
7. Djaw ( 23/10/2007 09:56)
Io ko zan de sam manana ny tsarany! Firy ny olona marary (maso, loha,...) izay kozin'olona fa hoe noho ny ts fanôvana firaisana; tsara hoan'ny fahasalamana zan le izy. Fa nefa kosa dia azo adinoina fa maro ko ny marary noho ny fanôvana firaisana izany. Miankina amin'ny tena ihany ny mahasalama sy ny ts mahasalama azy.:?:
8. xxx ( 23/10/2007 12:23)
resaka fahasalamna arantsaina no lazaina eto fa tsy hoe arabatana.
Rehefa mahazo ny ampy dia falifaly sy mirandava satria afapo.

ry jeankely sy ry tsaramaso angamba tsy ampy dozy fa ngerongerona sy havinirandava no mba hainy.

atao ahoana fa izay mba iainany ihany no avoakany eto e :{:{:{:{:{

9. Kwasi ( 23/10/2007 14:16)
"Faire l'amour : c'est bon pour la santé"
Sa ahoana ny hevitrareo ?

Marina io ary tena marina, indrindra ho an'ny fahasalaman'ny fo. Karazan'ny manao exercice ny fo @ ilay fiovan'ny rythme cardiaque eo ampanaovana l'amour iny.
10. bonazy ( 23/10/2007 15:37)
Le hoe "faire l'amour"... ny olona manao izany ve dia salama daholo? lahy sy vavy na lahy sy lahy na vavy sy vavy? ny tia vetaveta rehetra vé?
11. xxx ( 24/10/2007 06:42)
d aôna a zany fa tsy manao mihitsy, nefa za mahatsiaro norma b sady matanjaka b:roll:
12. xxx ( 26/10/2007 12:33)
Mandany aina io, indrindra ho an'ny lehilahy. Jereo fotsiny ny mpanao sport rehetra fa rehefa hanao match dia tsy mahazo miaraka amin'ny vadiny mandritry ny andro maromaro mialohan'ny lalao ataony.

Misy bandy kely izay mpianatr'i Saint Michel amparibe, mpanao basket, fa hatramin'ny fotoana niarahan'i lery tamin'izay sipakely izay dia crampe foana lery. Tsy lazaiko moa ny anarany fa vao mahita an'ity zao ny kofy namana rehetra de kopy daholo.
13. Veloo ( 26/10/2007 15:10)
bonazy [ Valio ] 23-10-2007 17:37:28
Lohateny : Re : "Faire l'Amour" tsara ho an'ny fahasalamana???
Le hoe "faire l'amour"... ny olona manao izany ve dia salama daholo? lahy sy vavy na lahy sy lahy na vavy sy vavy? ny tia vetaveta rehetra vé?

aiza kosa e tsy mety zany.

Faire l'Amour" tsara ho an'ny fahasalamana?
Io titre io amiko dia ho an'ny pivady ihany...dia afaka milaza aho oe eny tena marina io.



14. sarobidy ( 27/10/2007 08:27)
Veloo: raha ny zava-misy iainantsika amzao fotoana izao nefany d tsy natokana ho an'ny pivady izany:( fa na ny mpisipa aza d afaka manao an'io na tsy aiko le olona mijorojoro reny, ny tiko tenenina oe tsy ny pivady rery iany no mahay azy
15. xxx ( 28/10/2007 18:43)
ary raha mi mast fotsiny d aona? mahasalama ve?
16. koffman ( 29/10/2007 14:47)
Ato ny valiny
voavaly ny fanntaniana e!
fa rah mbola tsy nanao aza mbola miditra aloha tsy maninona, fa rah efa nanao TSARA FA TOHIZO !!:wink:
Zany akory tsy midika hoe aza hajaina ny vadinao na ny sipanao an, tsy hoe mijangajanga fa manao firaisana (mijangajanga = fanaovana firaisana ivelan'ny tokatrano)


17. xxx ( 30/10/2007 01:21)
Izay zao mba te-ho salama be mihintsy nefa tsy eo ilay fanaovana an'ilay spaoro dia ahoana:?::?::-D:-D:-D:-D
18. soanja ( 30/10/2007 04:04)
Misy ny fanadihadihana natao tokoa milaza fa ny lehilahy manambady no maharitra kokoa na lava andro hiainana nohon'ny lehilahy tsy misy vady.
Ny vehivavy manambady no tsy be stress kokoa noho ny vehivavy tokana. Ny stress anefa dia mitondra amin'ny aretina isan-karazany tokoa.
Dia hatramin'izao anefa dia mbola tsy tena nahitana porofo ara-tsiansa tanteraka hoe mahasalama tanteraka ny sex raha tsy resaka psikolojika saingy kosa ireo no manome ny valiny azo itarafana izany.

Tamin'io fanadihadihana io dia ny lehilahy/vehivavy manambady dia manao firaisana in-3 isakerinandro farafahakeliny.

19. Veloo ( 30/10/2007 17:41)
xxx [ Valio ] 30-10-2007 02:21:10
Lohateny : Re : "Faire l'Amour" tsara ho an'ny fahasalamana???
Izay zao mba te-ho salama be mihintsy nefa tsy eo ilay fanaovana an'ilay spaoro dia ahoana


Tadidio fa rehefa manara-dalana ianao tsy manao raha tsy manambady dia ho salama be foana. Andrimanitra no nanao an'io sex io izy no mahay manamboatra ny tenanao...
sarobidy [ Valio ] 27-10-2007 10:27:29
Lohateny : Re :
Veloo: raha ny zava-misy iainantsika amzao fotoana izao nefany d tsy natokana ho an'ny pivady izany fa na ny mpisipa aza d afaka manao an'io na tsy aiko le olona mijorojoro reny, ny tiko tenenina oe tsy ny pivady rery iany no mahay azy


Ka izay no tena loza ankehitriny ka tsy kely lalana Satana, nosombain'ilay tena oe "sex". Antsika tsirairay no mieritreritra... angaha tsy loza e...
20. zoky ( 31/10/2007 09:46)
Ilay fetra ambany indrindra zany efa voazava ny fanadihadihana fa in 3 io raha te hitazona le fahasalama e.
Ny fetra ambony angamba miankina @ toe-batany tsiray2 avy sy ny filany io. ka enao ihany no mahalala oe ampy ahy ve zay sa tokony mbola hanenjika isa, de anao samy irery izay.
Fa amiko ny zavatra rehetra na tsara tahaka n'inona ary ka raha diso tafahoatra dia mety hiteraka ts fahasalamana avokoa.
Fa tandremo fa ts vitsy no ef maty teo amperinasa @ io taranja iray io, raha ts mahalala ilay fetra ambony.
Mila fatarinao sy ny vatanao io fetra ambony io raha te ho salama enao.
Mazotoa ary e 8) 8) 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8231