"Faire l'Amour" tsara ho an'ny fahasalamana???

21. rmbary ( 31/10/2007 23:33)
ozy ny dokotera oe ho any couple d haingon ny fiarahana io fa tsy fitsabona aretina.........
le marary saina eny am orchidé blanche reny zany tsara alefa eny tsaralalana daolo?
22. bonazy ( 01/11/2007 14:28)
Gaga be aho raha novalian\'ny \"veloo aiza kosa é!tsy mety izany\" satria rahefa manao firaisana anie na iza io na iza io dia misy dépenses d\'énergies daholo é,izany hoe \"reraka daholo\",na vady na sipa io,na mijangajanga io,dia mitovy ny hery mety ho lany,ny mpivady aza mety ho bebe kokoa satria manana fotoana malalaka sy lava ny alina iray manontolo ohatra!! sa ve abus izany? ka tsy hitako aloha ,aiza no mahasalama \"amin\'ilay faire l\'amour\"!fa amiko ny mahasalama angamba dia ny fitandremana sy fiarovana tsy ho tratrin\'ny aretina satria haingana fifindra ireny,dia mionona amin\'ny vady na izay sipa azo antoka fa tsy dia maro akama loatra,na raha tia mijangajanga moa dia tsy tokony hadino ny \"kapaoty\"na lahy io ,ny vavy dia tsy tokony hanaiky hanao firaisana raha tojo ny tsy hay anoharana raha tsy misy fiarovana ny lahy ,rahefa tsy vady io na sipa fa occasionnellement fotsiny,na plaisir tout simplement,raha tsy hoe\"viol\" angamba amin\'izay dia antsoy ny Pôlisy na Zandary dia manaova fitoriana ,satria amin\'izao fotoana efa miova ny fomba fisainana entin\'ny fivoarana sy ny fandrosoana eran-tany ,
23. sarobidy ( 07/11/2007 12:42)
:roll:
24. nrina ( 13/11/2007 06:49)
xxx:

ary raha mi mast fotsiny d aona? mahasalama ve?

Mamparary saina hono ireny ry xxx a.


25. soanja ( 14/11/2007 01:53)
Ny tsy mampitovy ny manao firaisana ao anaty fanambadiana sy ny tsy ao anaty dia ny tebiteby aterak'iny firaisana iny refa avy eo. Betsaka ny mahatsapa an'io an!
Ny tebiteby anefa dia miteraka stress ary ny stress mitondra amin'ny fahafatesana tokoa satria miteraka aretina!
26. fijo ( 15/11/2007 21:43)
ataovy milamin afa io le "firaisana hiombonana e"
27. soanja ( 16/11/2007 01:41)
Ka ary ambadika ary ry Fijo betsaka no miresaka hoe voadona sns koo! Ny firaisana ao anaty fanambadiana ihany no tena atokisana fa mety handrakizay!
28. xxx ( 28/11/2007 13:04)
23. Mpandefa : nrina [ Valio ] 13-11-2007 07:49:55
Lohateny : Re : "Faire l'Amour" tsara ho an'ny fahasalamana???
Hoy i xxx:

ary raha mi mast fotsiny d aona? mahasalama ve?


Mamparary saina hono ireny ry xxx a.




kôzy veeeeee, serieu ve zany :lol:
29. miraymel ( 28/11/2007 15:16)
raha atao be loatra de mankarary kosa e
dia ny mast ko torakizany, 8)
30. miraymel ( 28/11/2007 15:18)
avec modération a
bedy a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4226