Sekta Tsaramaso maka vadin'olona hono raha sahirana

1. Jeankely ( 21/10/2007 05:36)
Izany no mba torohevitry ny Sekta Tsaramaso hoe rehefa manahirana ny sipan'ny tena dia miatantehera @'ny vadin'olona ao ampiangonana. Fa inona no tena tian'izany sekta tsaramaso izany zahavina sy ataon'ny olona? Fa izay rehetra mifanandrify ny vava ve dia resahina @ tssss **********

Nahitsin'i lanto
novalian'i fijo ny 31/10/2007 23:36
2. Papoose ( 21/10/2007 13:20)
hay v tsaramaso sekta e!
3. Papoose ( 21/10/2007 13:21)
Dia raha mbola tsy manana sipa zany dia ao ihany koa no maka v:?:
4. ratanana ( 21/10/2007 18:52)
de ahoana ?
5. diamondra27 ( 21/10/2007 19:10)
ratanana: ngah liana be?:-P
6. xxx ( 21/10/2007 22:35)
mba te hiavaka ohatrantsika rehetra izy e, rteventsika mihintsy mantsy io miavaka sy tehefan'ny olona io, mamorona personnalité kely mihintsy hitaritana ny sain,olona. lol :-D
7. niryna ( 22/10/2007 02:28)
Jeankely:

Izany no mba torohevitry ny Sekta Tsaramaso hoe rehefa manahirana ny sipan'ny tena dia miatantehera @'ny vadin'olona ao ampiangonana. Fa inona no tena tian'izany sekta tsaramaso izany zahavina sy ataon'ny olona? Fa izay rehetra mifanandrify ny vava ve dia resahina @ tssss **********

Nahitsin'i lanto


asa aloha fa avelao izy hilaza.
Fantaro amin'ny voa nafafiny ny vokatra.
8. ikaretsaka ( 22/10/2007 02:33)
tsaramaso 1 kapoaka kay mamoaka soja firy sotrokely??:-D
9. Jeankely ( 22/10/2007 02:59)
Maro dia maro manko ny mitanisa andalana anaty Baiboly avy eo vao mivadika dinika hafa dia miseho ny maha-izy azy. Sa rehefa ao amin'ny sehatra fivavahana sy Finoana dia Baiboly sy ny andininy fa vao miala "click" iray dia efa resaka OTA? Ny fiainana iray manontolo angamba no resaka fivavahana fa tsy ny tapany Andriamanitra, ny singany Jesosy ary ny singany SATANA.
10. ikaretsaka ( 22/10/2007 03:06)
Tadiavo eo amin'ny zavatra rehetra Andriamanitra dia ho hitanao fa eo akaikinao Izy!

rangahy solasola namorona ny Jesuites no nilaza io teny io! (nasandratra ho "olomasina" izy)
11. niryna ( 22/10/2007 03:54)
Jeankely:

Maro dia maro manko ny mitanisa andalana anaty Baiboly avy eo vao mivadika dinika hafa dia miseho ny maha-izy azy. Sa rehefa ao amin'ny sehatra fivavahana sy Finoana dia Baiboly sy ny andininy fa vao miala "click" iray dia efa resaka OTA? Ny fiainana iray manontolo angamba no resaka fivavahana fa tsy ny tapany Andriamanitra, ny singany Jesosy ary ny singany SATANA.


dia izay no hitenenako hoe jereo ny voa nafafiny.Saingy tsy afaka hitsara isika fa izy mahafantatra izay fantany sy mety eritreretiny atao.
Mamafaza voa aza mba malaina fa tsy fantatrao izay ho vanona.o^o
12. Jeankely ( 22/10/2007 05:46)
Jeankely tsy mitsara ary tsy mbola nanome na andalana iray tao anaty Baiboly aza fa ny fomba hamafazana voa no tsy mitovy. Omena ho hitan'ny rehetra izay nafafy mimafanohitra dia samy mamakafaka izay tsapany sy raisin'ny sainy. Tsy afaka hitsara satria tsy afaka manasazy.
13. tsaramaso ( 22/10/2007 11:46)
hahahaaha !!!!! miady tsena angaha ny sekta Jeankely 'loha e ????!!!! Otrinona zay ny rakitra azon'elahy tany ????!!

tssssssss !!!!! tsy mitovy mihitsy ny kozy @ nikopol sy jeankely le !!!!!! hahahaahaha !!!!!
14. Jeankely ( 22/10/2007 13:14)
Ny kapoakan'ny tsaramaso izao ohatrinona. Midonaka ny fofony ary miketrona vao mandroraka. Aho tsa manana sekta ary tsy mpilalao sy mpitanisa Baiboly.
15. fijo ( 23/10/2007 21:40)
jkely an,avelao izy hamoak any heviny fa aza rarana.isika maneho ny antsika koa avy eo
16. Jeankely ( 24/10/2007 02:06)
Iza no mandrara aza fa izaho kosa tsy hamela mihintsy ny hevitr'alika hiparitaka hanimba ny sain'ny maro. Izay mamafy ratsy tsy maintsy mametraka fiaro ny hafa hiarovany ny ho avin'ny tanorany. Avela hiteny ary tsy mbola nisy afaka nandrara olona tsy hanoratra noho izany tsy azon'iza iza sakana koa ny miteny sy manoro ary manazava tsy fetezan'ny hevitra maloto. Samy mijinja ny vokatry ny famafazana voaratsy ny firenena iray manontolo na izao tontolo izao any aoriana. Samy manome ny andraikitra tiany ho lazaina.
17. Rasiligaoma ( 24/10/2007 05:17)
raha hevitra mitombina sy mivoaka tsara anie ry fijo tsy maninona fa ilay hevitra ohatran'ny hevitra tsy tonga volana, tsy hay hoe aiza no tiana hahatongavana , iza no tiana esonina, iza no tiana gafiana, fivavahana inona no tiana hafafy,
18. Jeankely ( 24/10/2007 06:45)
Rehfa mampiesona dia izy mihintsy no velesina hatory
19. fijo ( 24/10/2007 20:34)
jkely,aza milaza ny namana ho alika fa ratsy.tonio ny fo.
ary amiko dia olona efa ary saina sy mahalala ny tsara sy ny ratsy ny eto,ka raha te ho voasariky ny resany dia aleo hoany.toero amin'ny hevitra ny resany fa aza ompana.izay no tsy ekeko.
20. ikaretsaka ( 25/10/2007 03:41)
Jean kely, kalma ihany, fa andfraso aloha jerena izay tian'i Tsrm ahatongavana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0454