Sekta Tsaramaso maka vadin'olona hono raha sahirana

21. Jeankely ( 25/10/2007 13:13)
Iza no mikoropaka moa e? Samy mamafy izay tiany hafafy @ fomba hanehoany azy fa izay kely atidoha no misavoamboana zakan'ny rivotra. Ny Sekta Alika izy tsaramaso ihany no nampiasa izany fitenenana izany voalohany fa tsy izaho. Avy eo izy tratra t@'ny vavany satria hafa ny nalehan'ny tanany sy notondroin'ny molony. Ahoana no amelanay vila-molotra handahatra be @ resaka tsy izy eo.=))=))=))
22. fijo ( 25/10/2007 21:33)
hi hi hi ,nareo roalahy wa aza mifanalika,fa izahay anie tsy miresaka hafatsy amin'ny olona e.
aiza ise ravoanjobory an?
23. Jeankely ( 26/10/2007 02:55)
An An An Katsaka ka.
24. fijo ( 26/10/2007 21:56)
ary tsaramaso no hoavy eo raha izany
25. Jeankely ( 27/10/2007 03:00)
Tsy sahy miseho iny satria azo tao @'ny ainy. Tia manoratroratra fahatany nefa tsy hainy fa atambatray tokoa ny resany isaky ny sehatra isankarany hidirany. SEKTA TSARAMASO.
26. fijo ( 27/10/2007 04:21)
aiza elahy ry tsaraorona fa misy miandry ato an
27. Papoose ( 27/10/2007 22:57)
ohatran'ny kilalao saka sy voalavo ty marina dia tsa hita ny voalavo:-D
28. Jeankely ( 29/10/2007 07:41)
Tsaraorona angaha sa be orona? Mitsoka mafy ny rivotra dia takonana lamba ny orona fa idirany fasika. Anontanio an'io ny Arabo=))=))=))
29. fijo ( 30/10/2007 23:27)
kay ,vao mihatiany elahy miresaka arabo
30. Jeankely ( 31/10/2007 09:34)
Miresaka be ORONA ve ?
31. fijo ( 31/10/2007 23:36)
resaka silamo ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.007