couple en perile

1. ramoul ( 18/10/2007 21:50)
Faly miarahaba anareo tompoko.Tsy ho lava resaka zah fa tonga dia iditra amin'ny votoantony.
Efa ela ihany izay niarahanay izay ary maro ihany izay fifamalina nataonay zay,fa ty farany ity vao tsy hitako intsony izay atao.
Te aka sisiny izy fa zah no tsy manaiky fa matahotra ny ilaozany atram'farany.
Zah tia anazy ary izy koa tia anah nefa tsy mety miala ao an-tsainy ny mande maka sisiny fa tsy mitey hono ny fiarahanay.
Mba mangataka toro hevitra aminareo ny tenako fa tsy hitako intsony izay atao,efa niezaka ihany zah fa tsy nisy vokany mintsy;dia mba mangataka araeo indray zah izay mahita solution am'nay.
Misaotra anareo mialoha
novalian'i ramoul ny 27/10/2007 14:01
2. cutie ( 19/10/2007 01:20)
in no hifikirana @ zany ry ramoul fa manaja tena :lol:
3. reve ( 19/10/2007 05:56)
salut ramoul!
zao aloha an ! matoa misy ny fifamaliana dia misy zany zavatra tsy mazava ka tokony atao izay hifanazavana ampitoniana tanteraka satria mino aho fa samy efa olon-dehibe nareo ( tsy zaza -de 15ans milalao fitiavana angamba)Anontanio izy hoe inona marina no tsy mety am ny fiarahanareo?ary sur ve enao fa tena tia anao izy e?
farany ra olona iray no tsy tia aza mora manary toky fa mbola tanora e! marina fa ze tia adala kanefa koa raha fitia hamono tandremo ihany fa tsy aleo ve mila ampanajana!
de mahereza e! zay aloha no azoko ambara!
4. lemenakely ( 19/10/2007 06:56)
ramoul:

Faly miarahaba anareo tompoko.Tsy ho lava resaka zah fa tonga dia iditra amin'ny votoantony.
Efa ela ihany izay niarahanay izay ary maro ihany izay fifamalina nataonay zay,fa ty farany ity vao tsy hitako intsony izay atao.
Te aka sisiny izy fa zah no tsy manaiky fa matahotra ny ilaozany atram'farany.
Zah tia anazy ary izy koa tia anah nefa tsy mety miala ao an-tsainy ny mande maka sisiny fa tsy mitey hono ny fiarahanay.
Mba mangataka toro hevitra aminareo ny tenako fa tsy hitako intsony izay atao,efa niezaka ihany zah fa tsy nisy vokany mintsy;dia mba mangataka araeo indray zah izay mahita solution am'nay.
Misaotra anareo mialoha




Ataovy toy ny an'i SARKO sy i CECILIA e ! séparation par consentement et mutuelle !:-D
5. Jeankely ( 19/10/2007 07:42)
Resaka olam-pitiavana Ra-namana dia tsy misy mahavaha azy afatsy ianareo roa ihany. Mitady hevitra aloha fa rehefa tsisy hevitra dia mizara roa. Aza mba mamono tena izany. Alohan'ny hidirana @ manaraka dia mba mandanjalanja ihany fa aza dia roboka fotsiny izao fa sahirana avy eo. Ny hita eto dia tia Challenge ary tia hiditra @ pataloha tery. Manahirana io.
6. salmo1 ( 19/10/2007 07:53)
reve:
tsy zaza -de 15ans milalao fitiavana angamba

=))^:^^:^

reve: aoka ho fantatrareo tsara fa ny zaza 15ans no mahay mifakatia kokoa nohony 25ans 30 ans sns...

7. kaleido ( 19/10/2007 08:40)
Fa ahoana aloa ilay maka sisiny e ?Ary fitiavana tsotra sa fanambadiana ?Misy zaza ve sa tsia ?Sarotra io e!:x
8. mandrindra ( 19/10/2007 11:24)
aza terena fa avelao handeha haka rivotra aloha. raha vao terena io dia vao maika tsy mety.
9. booboo ( 19/10/2007 12:10)
ie !

Ramoul > :-*:-* nareo roa !
10. tsaramaso ( 19/10/2007 12:33)
tsisy problema !!!!!!!!!
11. ramoul ( 19/10/2007 12:38)
Misaotra anareo rehetra namaly njy antsoko.
Ny problem de zao,efa 1mois et demis zao zay no tsy nifankahita fa nifampiantso fotsiny et le pires c'est que à chaque fois zah miantso anazy demangatsika amiko fona izy tsy toy ny tamin'nyu voalohany tsony.Mantany tena fôna zah hoe innn ny zavatra nataoko mato izy tsy mirara na inona na binona amiko tony?very hevitra.Efa nataoko dôly zay rehetra possible i-sauvé-ko ny couple'nay fa tsy misy succé mpintsy atram'zao.
Mantany anareo ndray zah zao hoe: ra miverina any antrano ve zah de misy possibilité ny ahazahoako ny fony?
12. cutie ( 19/10/2007 12:47)
andramo alou :)
13. ramoul ( 19/10/2007 13:21)
innn ndray no andramana cutie?
14. cutie ( 19/10/2007 13:24)
Mantany anareo ndray zah zao hoe: ra miverina any antrano ve zah de misy possibilité ny ahazahoako ny fony?

io
ndana alou miverina
15. sitlo ( 19/10/2007 13:32)
ramoul> tsy mazava amiko ilay toe-draharaha. Efa mivady ve nareo sa tsia? Dia any an-trano aiza io?

ilay izy koa nge mila kolokoloina fa tsy samborina dia vita eh. :°)
16. ramoul ( 19/10/2007 13:32)
cutie! ary ra milaza izy we tsy te ahita anao tsony zah de innn no ataoko?aiza no alehako?
17. ramoul ( 19/10/2007 13:35)
sitlo mbola tsy vady fa vô anao ny officialisation am'l'an prochain
18. cutie ( 19/10/2007 13:36)
de anontanio ny antony sy ny sisa de refa veo hitanao ze ataonao :)
19. sitlo ( 19/10/2007 13:47)
hay ve eh, mitotoa koba hatavy lesy eh. Aza mieritreritra ny fisiany akory fa izy izao any efa :*.
20. pissoa ( 19/10/2007 15:38)
ramoul:

Misaotra anareo rehetra namaly njy antsoko.
Ny problem de zao,efa 1mois et demis zao zay no tsy nifankahita fa nifampiantso fotsiny et le pires c'est que à chaque fois zah miantso anazy demangatsika amiko fona izy tsy toy ny tamin'nyu voalohany tsony.Mantany tena fôna zah hoe innn ny zavatra nataoko mato izy tsy mirara na inona na binona amiko tony?very hevitra.Efa nataoko dôly zay rehetra possible i-sauvé-ko ny couple'nay fa tsy misy succé mpintsy atram'zao.
Mantany anareo ndray zah zao hoe: ra miverina any antrano ve zah de misy possibilité ny ahazahoako ny fony?

tsy azoko ! ery ambony ianao milaza hoe te haka sisiny izy fa ianao no tsy manaiky ! Izao nefa toa misy indray hoe hiverina any an-trano ianao ... :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0758