couple en perile
21. ramoul
(
19/10/2007 20:34)
pissoa!hiverina any an-trano zah ho porofokoa anazy fa c'est pas la peinne ny angalany sisiny ary ho porofoko anazy ny fitiavako
22. cutie
(
19/10/2007 20:37)
Mpandefa : ramoul [ Valio ] 19-10-2007 22:34:49
Lohateny : Re : couple en perile
pissoa!hiverina any an-trano zah ho porofokoa anazy fa c'est pas la peinne ny angalany sisiny ary ho porofoko anazy ny fitiavako
:lol::lol::lol::lol:
28. pissoa
(
19/10/2007 21:24)
pissoa!hiverina any an-trano zah ho porofokoa anazy fa c'est pas la peinne ny angalany sisiny ary ho porofoko anazy ny fitiavako
Eny e, azoko anie zany e ... ary tsara ny mandeha any raha ianao nisintaka.
Fa ny tsy azoko tei dia ianao ve izany no naka sisiny satria ianao no tsy "ao an-trano" amin'izao fa vao hiverina ?
29. cutie
(
19/10/2007 23:08)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 19-10-2007 23:05:37
Lohateny : Re : couple en perile
houn ...bedy eto ndray fa mameno kisarisary ny dinika oun hihihihi
tsy eo i hery hibedy
:lol::lol::lol::lol::P:P:P:P8)8)8)8):):):):):D:D:D:D:-D:-D:-D:-D:-D
36. koffman
(
20/10/2007 06:57)
Tsisy ohatran'ny mifanazava lesy e, fa reefa tsy mety intsony izy de ny manova no mety, tsisy mahasitrana ny fitiavana afa-tsy ny fitiavana; harary andoha lava eo elah rah izy fôna no eritreretina eo nefa izy tsy tia..fa makà vaovao de ho mora am'la ny anadinoana azy. na tsy de tsy hoe hadino tanteraka aza fa mba maivamaivana kokoa e,ary mety hahita ny tena tian'lah vô izy ary elah @ zay
37. ikaretsaka
(
21/10/2007 11:50)
ramoul:
Faly miarahaba anareo tompoko.Tsy ho lava resaka zah fa tonga dia iditra amin'ny votoantony.
Efa ela ihany izay niarahanay izay ary maro ihany izay fifamalina nataonay zay,fa ty farany ity vao tsy hitako intsony izay atao.
Te aka sisiny izy fa zah no tsy manaiky fa matahotra ny ilaozany atram'farany.
Zah tia anazy ary izy koa tia anah nefa tsy mety miala ao an-tsainy ny mande maka sisiny fa tsy mitey hono ny fiarahanay.
Mba mangataka toro hevitra aminareo ny tenako fa tsy hitako intsony izay atao,efa niezaka ihany zah fa tsy nisy vokany mintsy;dia mba mangataka araeo indray zah izay mahita solution am'nay.
Misaotra anareo mialoha
fikipikiro eo aloha sady mitady hafa ihany...
rehefa mahita hafa dia dakao @ izay fa izy indray no hampikimpikitra!
izay rehefa vaky pne mba misy roue de secours fa tsy eo dia hiainga @ krik eo foana
38. reve
(
22/10/2007 07:48)
mamy ny mody kanefa refa tsy tian'ny olona de aleo manaja tena na dia tena tia be aza enao,marina fa mora amopitenenana zany fa mba asio "dignité" ny maha ianao anao, efa nataonao daholo ny tokony atao rehetra koa ref tsy positif ny avy any aminy dia aleo enao ndray no maka sisiny!:P:D
39. sakaizakely
(
22/10/2007 15:34)
Misaotra anareo rehetra namaly njy antsoko.
Ny problem de zao,efa 1mois et demis zao zay no tsy nifankahita fa nifampiantso fotsiny et le pires c'est que à chaque fois zah miantso anazy demangatsika amiko fona izy tsy toy ny tamin'nyu voalohany tsony.Mantany tena fôna zah hoe innn ny zavatra nataoko mato izy tsy mirara na inona na binona amiko tony?very hevitra.Efa nataoko dôly zay rehetra possible i-sauvé-ko ny couple'nay fa tsy misy succé mpintsy atram'zao.
Mantany anareo ndray zah zao hoe: ra miverina any antrano ve zah de misy possibilité ny ahazahoako ny fony?
shhhhhhhhhhhhh !
mazava anie izany fa efa TSY TIA intsony izy dia mahaiza mipetraka am zay fa aza misisika intsony fa efa nafoiny efa ela ianao
dia mba hajao izay safidiny izay f'aza manao pot de colle toa an'io
dia aza manahy fa tsy ho ela dia ho sitrana ny fonao maratra :cry::cry::cry:

40. ramoul
(
27/10/2007 14:01)
Misaotra anareo zay nanmpy anah tam'fandaminana ny couplenay fa tena nety tsara dôly ny conseil an'ze nanome.