misy fahavoazana

1. sitlo ( 16/10/2007 14:33)
Rehefa mijery dinika aho dia miteny hoe ohatra ny misy fahavoazana koa iny izany.
Dia mitombo ihany ny lisitra. Tato ho ato dia be dia be mihitsy ny hitako fa misy fahavoazana.
Farany aho niteny hoe sao dia izaho aza no misy fahavoazana.

mba misy mitovy amiko ve ato amin'ny serasera? :°)
novalian'i tsaramaso ny 19/10/2007 08:55
2. xxx ( 16/10/2007 14:34)
Vavolombelona V :-D :-D :-D :-D
3. ikaretsaka ( 16/10/2007 14:40)
lasa indray ty...:-D:-D
4. Samoana ( 16/10/2007 14:46)
Mbola resaka fahasalamana hilaina psy sy sekourista indray izy izany:-D
5. sitlo ( 16/10/2007 14:49)
an an an serieux izany kah
6. mandrindra ( 16/10/2007 15:08)
alefaso kouny lisitry ny hitan'i sitlo hoe misy fahavoazana dia avy eo lazaina na misy fahavoazana i sitlo na tsia. dia main'izay mba mety ho resak'isika samy misy fahavoazana :wink:
7. kallie ( 16/10/2007 15:28)
fa azavao marina kalou oe fa manin no misy fahavoazana iza :-D:-D
8. simplex ( 16/10/2007 15:36)
sitl,

misy fahavoazana ela satria tokoy otran'izao no firafitr'ity dinika ity.

[quote]i xxx dia misy fahavoazana satria blablaba


i X1 no noinfecter-n'i xxx voalohany bla bla bla

i X2 no manaraka ....

i Xn ...

tiako ho tsapan'ireo X rehetra ireo fa fitiavako azy no itenenako azy hoe misy fahavoazana izy ireo. Ra sanatria ka tsy misy fahavoazana ianareo dia aoka tsy hahatsapa hovoatohina akory @ ity dinika ity.

Miandry anareo hamaly.

(l) sitlo
9. laolina ( 16/10/2007 16:10)
ohh le pop corn ohh le pop corn^^^^:lol: otran'ny hanakarena tampoka ihany za ka bizna daholo zany asty astimo andrefana kay ...
10. sitlo ( 16/10/2007 16:32)
ka tsy izany fa izao.

mandeha aloha ny resaka matotra dia maaaaaatotra be daholo, dia izay mitsivalana tonga dia voakiana

mandeha indray ny fosafosa dia fosafoooooooosa daholo dia izay mitsivalana dia voafosafosa

tezitra any ambadika any indray dia miadiady dia miadiaaaaaady daholo dia izay tsy miady tsy misy kil

dia mandeha indray ny pop corn dia pop cooooooooorn daholo dia raha vao heineken dia memezana

ganagana mody dia i hery no sefo :-D

dia raha vao misy manontany hoe maninona i hery no sefo dia memezana

mbola hitohy ...
11. mandrindra ( 16/10/2007 16:43)
miandry ny tohiny izany ...
12. salmo1 ( 16/10/2007 16:50)
niryna:
mandeha aloha ny resaka matotra dia maaaaaatotra be daholo, dia izay mitsivalana tonga dia voakiana

nirynaaaaaaaaaaaah! ny resaky njy ve mba matotra:?:
;-)
13. pissoa ( 16/10/2007 16:57)
=))=))=))

Nga niryna ihany no sitlo kle ?

Sa Salmo no tena misy fahavoazana eto :-D:-D:-D
14. salmo1 ( 16/10/2007 17:01)
way le aza :-D:-D

pissoa :b:b
15. kallie ( 16/10/2007 17:09)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
16. mbaliana ( 16/10/2007 18:06)
:-D:-D:-D
17. tywa68 ( 16/10/2007 18:31)
tena miha-lava ny lisitra marina !:-D:-D
18. lemenakely ( 16/10/2007 18:39)
sitlo:

Rehefa mijery dinika aho dia miteny hoe ohatra ny misy fahavoazana koa iny izany.
Dia mitombo ihany ny lisitra. Tato ho ato dia be dia be mihitsy ny hitako fa misy fahavoazana.
Farany aho niteny hoe sao dia izaho aza no misy fahavoazana.

mba misy mitovy amiko ve ato amin'ny serasera? :°)



ny adàla tsy misy fa ny ondrakondrafana no betsaka!
19. patrick2002 ( 16/10/2007 19:07)
sitlo:ka ialahy ve lesy hampianatra internet @ mpandoro biriky ohatra ,na hanazava an'izany atao hoe virus izany any @ mpitaty ra-kena .
rehefa adala no miresaka amin'ialahy dia misari-adala miaraka aminy ialahy fa izay no maha-hendry azy .
Tena misy fahavoazana mihintsy i sitlo ity kah :-D:-D:-D
20. sasa ( 17/10/2007 04:01)
=))=))=))=))=))=)) eh cool doly wa an! hi hi hi hi manala azy ny eto fa tsy misy hiasa saina amzé adala sy misy fahavoazana any, azy any ny an'azy.

laolina isika zao le misy fahavoazana satria refa mijery film d tsy maintsy mila pop corn sy bonbon vandro,kkpizon rehetra io:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5628