misy fahavoazana
21. Rasiligaoma
(
17/10/2007 04:10)
pissoa:
Nga niryna ihany no sitlo kle ?
Sa Salmo no tena misy fahavoazana eto
i salmo efa ela no nisy fahavoazana ka
22. najah
(
17/10/2007 05:51)
Vavaka ho anao androany Iza no mampamirapiratra ny kintana amin'ny
> >hatsarany rehetra ? Iza no mampikoriana ny renirano ? Ianao koa, tsy
> >mila miady mafy vao tafita amin'ny fiainana, satria ny tsara indrindra no
> >mendrika ho anao sady voaomana ho anao . Mifikira amin'izay irin'ny
> >fonao, fa ho tanteraka izany. Amena ! Ny maso izay mamaky ity hafatra
> >ity, tsy ho tojo amin'ny ratsy Ny tanana izay handefa ity hafatra ity
> >amin'ny hafa, tsy ho sasatra foana Ny vava izay hanonona ny amena
> >aorian'ity vavaka ity, hitsiky mandrakariva. Miorena amin'ny
> >fitiavan'Andriamanitra ! Tsy hanjavona ny nofinao Tsy ho rava ny
> >fikasanao Tsy ho foana ny anjaranao Izay irin'ny fonao, dia ho azonao
> >tokoa, amin'ny anaran'i Jesoa. Tonony mafy ny amena. Hahafantatra ny
> >anaranao sy ny adiresinao ny fanambinana alohan'ny faran'ity volana ity.
> >Raha mino ianao, alefaso amin'ny namanao rehetra ity. Tsy misy mandeha
> >mantsaka vao maraina ka mitondra rano maloto mody Androany, hadio anie
> >ny fiainanao, hiadana sy hanelatrelatra tahaka ny loharano vao maraina.
> >Ny fahasoavan'Ilay Tompo Tsitoha anie hanohana anao, hampaharitra ary
> >hanome izay rehetra ilainao, araka ny hareny ao amin'ny voninahitra.Amena.
> > Ho andro tsara ho anao anie ity andro ity, amin'ny anaran'i Jesoa. Ny
> >sitrapon'Andriamanitra anie tsy hitondra anao na oviana na oviana any
> >amin'izay tsy hahitanao fahasoavana sy fiarovana. Hisy zava-tsoa ho
> >tonga aminao androany, zavatra izay efa nantenainao. Tsy vazivazy
> >izany, fa handray ny Tompo ianao ary hampandroso ny fiainanao amin-kery ny
> >asan'Andriamanitra tsy azo sakanana. Fitahiana maharesy ny ozona rehetra
> >no ho azonao amin'ny anaran'I Jesoa. Gaga ve ianao hoe nandefasako ity
> >hafatra ity ? Androany maraina, nandondona tao amin'ny varavaran'ny
> >lanitra aho, ary nanontany ahy Andriamanitra : "anaka, inona no tianao
> >hataoko aminao?" Dia hoy aho hoe : "Ray ô!´, arovy ary tsofirano ilay
> >handray ity hafatra ity" Nitsiky Andriamanitra ary namaly hoe :
> >"tanteraka ny hatakao" Izay nahazo maimaim-poana aoka hanome
> >maimaimpoana, ka handefa ity vavaka ity amin'ny namany.
AMEN

24. Aino
(
17/10/2007 08:07)
ary ilay mandinika ny misy fahavoazana sy mandefa fisainana be @izy iny sy amampiasa saina @iny iny koa ve tsy efa anisany misy fahavoazana?:°):°)
za aloha ndraindray misy ihany eh lol:-D:-D:-D:-D:-D

29. sasa
(
17/10/2007 13:53)
ari.malala koa misy fahavoazana amin'ity mihomé toute position ity :wink:
31. ari.malala
(
17/10/2007 14:42)
=))=))=))=))=))=))=))vao maika tapaka ny tsinaiko=))=))=))=))dommage tsy eo tsony le akama mpanao tsy ankihetsika izay:P:-$=))=))=))=))=))
32. ikaretsaka
(
17/10/2007 14:43)
aza mihetsika mihitsy rehefa mmimeme izany ry ari fa hehehehehehehehe fotsiny a
33. ari.malala
(
17/10/2007 14:49)
ika, ka mampime b manapatsinay mints tsin le resaka ko!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
35. tsaramaso
(
19/10/2007 08:55)
hahahahaha !!!!!! tsy kobon'la ve ry lety fa vendrana ny maro an'isa ???!!!!!