Ampidiro aloha ny tenimiafina
mampiditra "jereo eto" sy "hevitr'olona teo aloha"
1. koffman
(
16/10/2007 14:24)
mba ampianaro an'le mampiditra référence otran'ny hoe "jereo eto" ireny hoe zah a,
de le hevitr'olona teo aloha reny "hoy i ...." dia ilay fond gris iny ilay nisy resaka teo aloha.
Tonga de azonareo angamba no tiako tenenina e!! help!!!!:?::idea:
misaotra mialoha e!
2. xxx
(
16/10/2007 15:21)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/bbcode.help fa efa misy fanazavana nataon'ny mpandrindra ao.
3. xxx
(
16/10/2007 23:28)
4. koffman
(
17/10/2007 06:14)
xxx:
efa nahay ve koffman e!
manao essai e!
5. xxx
(
18/10/2007 18:14)
6. xxx
(
18/10/2007 18:27)
http://www.hoatrizao.ve
;-)
7. princesseN
(
19/10/2007 14:10)
xxx>za ampenaro manao an'io xxx io!:(serieux an!