5ans namana.serasera.org Fihaonana namana dago

1. sasa ( 11/10/2007 09:19)
Araka ny phone vao azoko vao teo izany dia nanafatra ny président an'i namanadago fa hanao fihaonana miaraka indray isika ho fankalazana io fety io, araka ny efa nampidirin'ny hery any am momban'ny serasera ny tantara rehetra,ny fotoana novinavinaina hihaonana moa izany d amin'ny zoma 19 octobre na ny sabotsy 20 octobre izay mahaafaka ny betsaka amintsika amreo date ireo no hanaovana azy. za moa tsy mbola naharay vaovao betsaka fa ho anzay namana handé d efa afaka miomana izy fa holazaina miandalana eto ihany ny date sy ny ora, ary tonga d afaka mivonona isika fa misy fiaraha-misakafo amin'io ka samy mitondra vola atao participation.

Tsy haiko ny mampiditra an'le jereo eto(le any am momban'ny serasera) fa mba mangataka an'izay mahay mba hampiditra azy eto d amzay hitan'ny namana rehetra hoe inona no anton'ity fety ity.
:-*:-*:-*
novalian'i fijo ny 18/10/2007 19:16
2. nirijimka ( 11/10/2007 09:39)
sasa
3. sasa ( 11/10/2007 10:22)
nirijimka misy mamono amin'io hoe malala io zao za fa atovy tsara, :-D:-D:-D:-D:-*
4. hery ( 11/10/2007 10:43)
Wééé izay mihitsy no mahafinaritra @ le namana serasera dago... tsy ela.

Dia ho haparitaka indray ity fa izahay aty tsy sasatra manao pub e.
5. ari.malala ( 11/10/2007 11:15)
tsy afaka amzany zomà zany aho (za manokana an,) fa aleo sabotsy raha azo atao.
6. xxx ( 11/10/2007 11:45)
serasera 5 taona

raha mety marina dia asabotsy na alahady fa ny zoma toa ora fiasana koh^:^
7. andryrabe ( 11/10/2007 12:54)
faly tokoa fa hiaona sahady sy hiaraka hisakafo, nefa za tena tsy afaka sabotsy fa raha ilay zoma klou de tena mety amiko mihitsy nefa zay za ve no hiaonanareo rehetra eee.
mahavità soa reto aaa.
8. sasa ( 11/10/2007 14:00)
xxx mba misehoa amzay fa tsy fantatray anie, le alahady aloha tena betsaka ny tsy afaka le zoma sy sabotsy io zao no vao ho hita eo izay mahaafaka ny betsaka.
9. Samoana ( 11/10/2007 14:21)
Atomboka zoma alina ary faranana alahady maraina @ izay tafandalo ny be sy ny bobaka:wink:
10. fijo ( 11/10/2007 19:13)
ny volana octobra izao ve io sa rahoviana ?
11. lo ( 12/10/2007 04:21)
fa atoandro zany le izy sa alina ee
12. sasa ( 12/10/2007 04:40)
lo mety manomboka am 4h io fa any ankizy vao afaka ny samedi angamba tsy haiko tsara fa za sy raprezy koa tsy mety tafaresaka andraso fa antsoiko iny refa tonga le flotte ao ampesanay ato, hamafisiko eto ihany
fijo amin'ity octobre ity io kan
13. naritsimba ( 12/10/2007 04:57)
Miarahaba ny namana rehetra!
Nitafa t@ finday izaho sy raprezy glou, ka dia mbola eo am-panomanana ny fihaonana isika ho fankalazana ny faha-5 taonan'ny serasera, ampitaina amintsika eto ny dinika rehetra koa dia manantena antsika ho tonga @ izany, ary hisy surprise betsaka ary tena goavana @ io.
14. tywa68 ( 12/10/2007 05:04)
Sasa : sympa akia zany fiarahana any zany,njy zany no sefo ao an ! :lol::-*

lo : aza adino ny sary an :-*

Ho avy any angaha i Fijo ?:-D

inona ny surprise goavana ry naritsimba ? Efa tsy andriko ny hamakiana ny tantara eto marina :lol:
15. ari.malala ( 12/10/2007 05:42)
tywa, tongava aky d mba miaraka aminay a, sady za mba efa te hahita tava an'ilay namako mpifanala lava eto am forum hihihi

16. sasa ( 12/10/2007 05:48)
misy tokoa ny surprise izay tsy ampoizintsika rehetra amin'io fa tongava daholo e! za zao naheno hoe misy namana 1 avy any ampita indray ho hitantsika rehetra amin'io, klou za tsy hiteny fa tongava d hahita an'azy.
raikitra izany le izy fa atao ny asabotsy 20 octobre mbola eo ampiketrehana ny sefo isany fa ho lazaina eto ny ora sy ny toerana hanaovantsika azy!
tywa68 za tsy sefo kan! sekreteran'ny sefo
17. ravatorano ( 12/10/2007 05:58)
zay zany fa dia ny 20 octobre izao no hatomboka ny fanakalaza ny faha valo taona'ny srasera eh
ho lazaian eto ihany alohan'izay ny pro rehetra na dia efa herinandro aza sisa hiantsoana antsika rehetra izay afaka satria ny namana serasera dago dia tsy ranon'ikopa ka tonga namana vao ho mavomavo fa dia raisina antanan droa avokoa tsika rehetra e
:D
18. nirijimka ( 12/10/2007 06:46)
hehehe, hifety ndray ato ato! fa SVP aza atao alina ilay izy fa za andeh misison ny alahady! eo moa ry reto a! lolll:roll::roll:
ravato
19. la ( 12/10/2007 07:02)
Eka! miandry ny tohany izahay ry mpikarakara an!=D=D=D=D=D:):)
20. ravatorano ( 12/10/2007 07:05)
nirijimka < ny reboisement lety mbola amin'ny janvier kle efa niresaka tamin' i DD za tany fort dauphin fa tany lery no hitako hihihihihi
elah no ande mission v less d ny fety no ho ravaina aloh ry bandy akama mlay b an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0963