5ans namana.serasera.org Fihaonana namana dago

21. lo ( 12/10/2007 07:21)
tywa86 : mba fety tsisy sary kosa amin'io ee

Sûr zany v le 20 ôôô, mila blokena manko ny daty jary tsy tafa
22. naritsimba ( 12/10/2007 08:17)
Ny datin'ny 20 oktobra 2007 dia efa raikitra io fa ny fotoana hifanaovana sy ny toerana sisa no ho tapahana.
Izay r'izalahy ah!
23. sasa ( 12/10/2007 09:56)
lo efa siora le 20 io kan! d samia manomana vola fa misy participation aloha izany e! izany no hafatra avy any am président Glou.
ravatorano :-*
24. ravatorano ( 12/10/2007 10:41)
defa raikitra ny datin'ny 2à octobre tontolon'ny andro e atao ohatran'ny mahazatra ireny ihany fa arakaraky ny toerana sisa io
momba ny programa dia farafahatarany ami'ny alatsinainy maraiana avoaka eto ami'ny forum ny andinindininy rehetra hahafahatsika miomana momba izany indrindrai arak'io voalazan'i sasa etsy ambony io faa defa raikitra ny daty kah !
25. lo ( 12/10/2007 11:17)
manomboka amfiry zany tontolo andro zany razoky aa, za zany tena eo am 11 any vo afaka, tara kely otran'ny mahazatra e
26. ari.malala ( 12/10/2007 11:26)
za zany ts haiko na ho afaka ndray na tsia e, misy fivorian'ny RAD ny mpianatra any am-pianaran-janako ka ts haiko na hoafaka ah na tsy... aleo alou ts mametra fa sao misy sampona k manimba zavatra.
27. ari.malala ( 12/10/2007 11:43)
sasa, ary sao d mba i dadabe ky ty lazaindry fa hoavy?:-P:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
28. andryrabe ( 12/10/2007 12:52)
eeeee!! de tena tsy afaka mihitsy mihitsy izahay amin'izany fa mahazoa fafinaretana ry reto a. loza koa izany,
raha tsy hoe angaha, mitohy amin'ny alina be ilay izy de mety hanenjika eny rehetra eny ihany.
ataovy be be ny sary e. de asehoy ny sarin'ny vahiny.
29. ari.malala ( 12/10/2007 13:16)
andryrabe, za hoamanantena hahita anao amle resaka an;)
30. andryrabe ( 12/10/2007 13:21)
ari.malala, fa ngah mo za efa nanda ee. alamina ny fotoana de zay fotsn
31. tywa68 ( 12/10/2007 18:37)
andryrabe : i ari hono tsy afaka vô dila masoandro e :-D:-D (raha tsy hoe mitondra ny rambo kely):lol:
32. fijo ( 12/10/2007 19:33)
ento ny rambo ko.hotapahana ve.
hoavy aho ka;haka an'i blanche aho de tonga ry sasa an
33. ravatorano ( 13/10/2007 08:24)
tongava re tongava re
fa hifety tsika e
sady za elaela zay tsy nifety niaraka taminareo
:wink::wink::-P:-P
34. tywa68 ( 14/10/2007 07:52)
ravatorano : ny saina any foana na tsy mandeha aza e :lol:
35. Man ( 14/10/2007 13:32)
Miarahaba ny namana rehetra!
tena tsy afaka zay vao zoma fa mba ataovy sabotsy fa zay ko mba te iarahinana @'nareo ee!
36. Man ( 14/10/2007 13:37)
ô ry sasa a!
de inn ihany zany no masaka Sabotsy sa Zoma e!? zay ange mba te hifety aminareo ee :)
37. tywa68 ( 14/10/2007 18:32)
zoma sy sabotsy zany e :D:D iza aloha ny hitondra ny kaikitra sa vary mitsangana dhl ? :-D
38. lanto ( 14/10/2007 19:20)
tywa68:

ravatorano : ny saina any foana na tsy mandeha aza e :lol:



ndao hampiara-tsaina any ;-)
39. sasa ( 15/10/2007 04:09)
Man ka efa hoe am asabotsy 20 le izy hatao koa, d manantena an'lah izany izahay amin'io koa, za io zany maly tsy namonjy fivoriana d tsy naharé vaovao mintsy, fa aleo aloha hiantso na misy hiditra eo ry sefo isany hilaza izay tapaka tany am fivoriana fa ny date aloha tsy miova tsony an!
fijo tandremo ary elah tsy tonga eo fa bedy an! za no alaina faharoa lol
ari.malala tsy dadabe kosa e! hafa mintsy :-D
40. lo ( 15/10/2007 04:12)
iee, to sabotsy tokoa, saingy tsy azo lazaina hoe akaiky kay, tsy tratrako ndray klee. mazotoa nareo ee, ataovy milay bee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1043