fa maninn ny lehilahy sasany no malemy rehefa manao pretra?

1. vavolombel ( 08/10/2007 18:40)
rehefa atao ny analyse dia hita fa faible kokoa ny pretra eo anatrehan'ny rapasy, satria tsy mahazaka mampirafy asa amin'ny fiangonana ny pretra,tsy am-panambadiana izy fa sao de tsy ahazaka sy tsy ahavita mikarakara ny eglizy nefa dadapasy mahazaka tsara,but faha-2 rapasy mbola mahavita manao toriteny be ,nefa tsy zakan'ny pretra izany,but faha3 rapasy mbola mahavita mandeha mandroaka devoly ,nefa tsy vitan'ny pretra io,but faha4 rapasy mbola mahavita mamboatra zaza10 ingahy pretra na dia zaza iray ary tsy vitany,ary tsy misy mihintsy lay fomba fanatanterahany ilay teny masin'Andriamnitra hoe miteraha mamenoa ny tany ,famenoana ny tany io anefa tsy ho tanteraka raha tsy @ alalan'ny fanambadiana,rehefa atao izany ny score resy 4/zero ny pretra,malemy be izany pretra izany fa mba tokony hanao sport,hoy ny soratra masina hoe:raha jamba mitarika jamba dia samy ho latsaka anaty lavaka izy roa,ka raha ny malemy no mitarika ny matanjaka dia ahoana?sa ahoana hoy izy ianao? firy ny score homenao ny pretra?
novalian'i Jeankely ny 20/10/2007 03:37
2. tywa68 ( 08/10/2007 18:45)
Tsy anjarantsika ny manome score ary tsy hifamaly @izany akory aho fa efa raiki-tapisaka anatinao ny fankahalàna ny katolika dia ny Tompo anie hanome fiadanampò ho anao.:lol:
3. vavolombel ( 08/10/2007 18:47)
tsy mankahala aho fa gaga hoe naninn no malemy rehefa lasa pretra ,inn no mampalemy ao?io no valio
4. naughtyboy ( 08/10/2007 18:57)
hafahafa be le fanontaniana tsy otrany resaka sport anie ka oe misy athlet 2 ny iray sprint ny iray marathon de iza oh.no tsara koko,na izany aza tsy ahazo valiny amzay satria taranja 2 samihafa ny preference de anlay mandalina ny sport no zvdehibe fa tsy ny mpijery(spekta)
ny pasitera sy ny mopera efa manana spons sy mampiasa izy reny hitsara sy hanome score ka tsy idirany mpijery
5. gasynamana ( 08/10/2007 18:58)
1 Corinthians 1:26-31 26 Considérez, frères, qui vous êtes, vous qui avez reçu l'appel de Dieu: il n'y a parmi vous ni beaucoup de sages aux yeux des hommes, ni beaucoup de puissants, ni beaucoup de gens de bonne famille. 27 Mais ce qui est folie dans le monde, Dieu l'a choisi pour confondre les sages; ce qui est faible dans le monde, Dieu l'a choisi pour confondre ce qui est fort; 28 ce qui dans le monde est vil et méprisé, ce qui n'est pas, Dieu l'a choisi pour réduire à rien ce qui est, 29 afin qu'aucune créature ne puisse s'enorgueillir devant Dieu. 30 C'est par Lui que vous êtes dans le Christ Jésus, qui est devenu pour nous sagesse venant de Dieu, justice, sanctification et délivrance, 31 afin, comme dit l'Écriture, que celui qui s'enorgueillit, s'enorgueillisse dans le Seigneur.
Ataoko fa voavaly ny fanontaniana
6. pissoa ( 08/10/2007 18:59)
I Vavolombel no mihevitra azy ho malemy !

Mafy be ve Rapasy hihahaka otran'ireo sectes booooobaka be reo ny ondry e ? :lol:
Sao toriteny mandeha inspiraka fotsiny ilay toriteny lava be ?
Sao tsy nisy demony akory ilay lazaina hoe noroahiny demony ? Na tsy voaroka akory ilay demony hoe noroahina ? Cf 2002 :lol:

sns !
7. vavolombel ( 08/10/2007 19:12)
misalasala angah i pissoa no mampiasa mot hoe:sao de?
betsaka anefa ny mijoro vavolombelona aminizany hita ankalamanjana fa raha tsy mahavoaroaka ny pretranao ento any aminny dadapasy fa talentany io,sady misy fandroahana devoly koa angah any amin'ny kato?!
8. simplex ( 08/10/2007 19:13)

vavolombel,
rapasy ary ve ela zany e? :)
9. pissoa ( 08/10/2007 19:17)
misalasala angah i pissoa no mampiasa mot hoe:sao de?
betsaka anefa ny mijoro vavolombelona aminizany hita ankalamanjana fa raha tsy mahavoaroaka ny pretranao ento any aminny dadapasy fa talentany io,sady misy fandroahana devoly koa angah any amin'ny kato?!

:-D:-D:-D
Misalasala ? Rehefa miady hevitra fotsiny dia mba mody atao an'io ny fomba fiteny ka ... :-D:-D:-D
10. vavolombel ( 08/10/2007 19:20)
tsy rapasy aho,fa ahoana?
fa hoe hita fa faible ireny pretra ireny ho aho,tsy matoky azy ireny ny ao vatican,de tsy ampanambadiany,satria ry zareo no mahay ny fomba sy methode nitaizana azy ireny,fa tsy ahazaka ny ho vitan'ny rapasy ho aho
11. gasynamana ( 08/10/2007 19:23)
Vaovao marina ireto:

1 - nanao baolina ny pretra sy ny pasitera tao ambositra ary resy 7 sy 0 ny pasitera.

2 - Firy ny zaza velomin'ny pasitera? Fa mba isao kosa hoe firy ireo olona sahanin'i Pere Pedro? Firy ny fiangonana sahan'ny pretran'ny distrika iray? sns... Raha tsy hainao ireo dia aza miteniteny foana.
12. simplex ( 08/10/2007 19:23)

vavolombel,
zany hoe malemy kou ela zany? :)
13. mbaliana ( 08/10/2007 19:32)
mahagaga koa i vavolombel... mba mitondra anarana vavolombelona ihany fa dia ny manaratsy ny fomban'ny hafa no mihabahana ny ao antsaina... na ireo milaza hoe tsy mpino aza tsy hanao izao ataonao izao... sa vavolombelona amin'ny fanenjehana ny pretra no tianao tenenina?

hoy ilay pretra namako zay... Ao anatin'ny fahalemenay no misy ny ahazoanay Hery hanohizanay ny asanay ...
14. salmo1 ( 08/10/2007 19:34)
gasynamana:
2 - Firy ny zaza velomin'ny pasitera? Fa mba isao kosa hoe firy ireo olona sahanin'i Pere Pedro?

Zay sahady ela de efa diso.
Ny zaza sy lehibe tezaina ao @ Pedro raha tsy mikapoka vato tsy velona.




15. salmo1 ( 08/10/2007 19:37)
gasynamana: bandy notezaina tao ao @ Pedro no nilaza anio fa tsy fantatro alou ra marina zany noteneniny lery tamiko zany.
16. pissoa ( 08/10/2007 19:38)
salmo1 : satria aminao ny mamelona = manome vary hanina fotsiny :-D:-D:-D
17. hery ( 08/10/2007 19:43)
:-)

NIezaka ihany aho nandinika hoe resaky ny nahita fianarana ve izany resaka izany... fa lanaka fotsin :-)

18. mbaliana ( 08/10/2007 19:47)
NY SAHANINA ANIE tsy voatery hoe omena sakafo sy ampitafiana e...fa olona azo ifanakalozan-kevitra, olona ahafana milaza zay rehetra ao am-po...namana mahatoky...
19. gasynamana ( 08/10/2007 20:00)
o rahery a: efa mba reraka miresaka amin'ny be saina dia mba manao resaka tsy dia misy dikany aloha e! Nefa ezahana ihany mba hampitana hafatra amin'ny hafa.

Fa mora kokoa ny mamelona zaza folo noho ny misahana olona 1000 samy manana ny fomba fiainany avy: ny sasany mpamono vady, ny sasany mamo lava, ny sasany manana fahazaran-dratsy mangalatra, ny sasany efa tsy te hiasa intsony fa efa zatra fiainana mandeha ho azy, sns...
20. salmo1 ( 08/10/2007 20:09)
gasymanana:
ny fomba fiainany avy: ny sasany mpamono vady, ny sasany mamo lava, ny sasany manana fahazaran-dratsy mangalatra, ny sasany efa tsy te hiasa intsony fa efa zatra fiainana mandeha ho azy, sns...

de iza amreo ela? :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6494