fa maninn ny lehilahy sasany no malemy rehefa manao pretra?
21. zandikely
(
08/10/2007 20:46)
Mba ampitahao kosa indray ary ny faripahazandry mompera sy pastera e?
22. ikaretsaka
(
08/10/2007 21:25)
salmo1:
2 - Firy ny zaza velomin'ny pasitera? Fa mba isao kosa hoe firy ireo olona sahanin'i Pere Pedro?
Zay sahady ela de efa diso.
Ny zaza sy lehibe tezaina ao @ Pedro raha tsy mikapoka vato tsy velona.
Diso, Veloni mompera tsara ny zaza sy ny lehibe fa fanahy inian'i mompera mihitsy ny mamporisika azy ireo mba hahatsapa izany hoe toe-tsaina "miasa" izany, fa tsy hangata-potsiny! hitaritana azy hahavelon-tena tsikelikely izany! fa tsy ho eo ambany elatr'i Mompera foana.
Anisan'ny education izany!
23. ikaretsaka
(
08/10/2007 21:27)
salmo, za "mpanampy mitaiza" ao amin'i mompera pedro no niteny anao an'io! :wink:
25. salmo1
(
08/10/2007 22:22)
pissoa:
salmo1 : satria aminao ny mamelona = manome vary hanina fotsiny
Efa oe: tsy za no niteny anio kou:!::oops:
ikaretsaka:
Veloni mompera tsara ny zaza sy ny lehibe fa fanahy inian'i mompera mihitsy ny mamporisika azy ireo mba hahatsapa izany hoe toe-tsaina "miasa" izany, fa tsy hangata-potsiny! hitaritana azy hahavelon-tena tsikelikely izany! fa tsy ho eo ambany elatr'i Mompera foana.
Anisan'ny education izany!
Tienes toda la razon ^:^
26. ikaretsaka
(
08/10/2007 22:44)
raha miakatra eny i salmo dia ny hitan'ialahy soratra voalohany mitsena an'ialahy ankoatran'ilay hoe Tongasoa eto Akamasoa, dia soratra hoe: ny asa no maha olona!
anisan'ny mampiavaka ny olona amin'ny biby ny asa satria ny biby ompiana fotsiny!
sady mampiasa ny Genesisy 3:19 mompera eto e!:wink: "
ny Hatsembohanao no hihonananao hanina"
Te ganarĂ¡s el pan con el sudor de tu frente,
anisan'ny mampiavaka ny olona amin'ny biby ny asa satria ny biby ompiana fotsiny!
sady mampiasa ny Genesisy 3:19 mompera eto e!:wink: "
ny Hatsembohanao no hihonananao hanina"
Te ganarĂ¡s el pan con el sudor de tu frente,
27. Jeankely
(
09/10/2007 01:59)
Tsy misy malemy sy mafy izany fa izay ampety ny vavakao atao. Milaza ianareo fa tsy tia ny hifamaly sy mifanenjika nefa manao resaka hafahafa. Ny Malagasy dia anisany mahay mampifanaraka ny finoana samihafa koa aza dia rangitina fa zavatra sarotra sy manahirana ioary samy mahalala ny adin'ny katolika sy ny anao. Tsy malemy ny Katolika, tsy malemy ny Mopera fa rehefa mafy ny Pastera dia tsara izany. Izay ahalasa anao any andanitra atavy fa sao miteraka ady io ka asa na fahotana aminao ny mitady izay tsy hifandraisana. Fa inona loatra ny fianarana hianaranareo fa toa miteniteny izay tandrify ny vava.
28. bosista
(
09/10/2007 10:02)
amiko indray tsy malemy izany ny mompera ,angambany mompera tamin'ny 1960 izany lazainao izany,fa raha resaka fanamboarana zaza no mampatanjaka ny pasitera misy koa ny mompera misipa,de manan-janaka fa kosa we tsy oficialiser-na ilay izy,ny masera misipa na manao lesbienne no tsy mbola heno,
ary raha marina ilay resaka we pedofila sns de matanjaka iany ry zareo satria tsy mora angeh izany we mi-touche bandy izany e!:-D:-D
ary raha marina ilay resaka we pedofila sns de matanjaka iany ry zareo satria tsy mora angeh izany we mi-touche bandy izany e!:-D:-D
29. ravatorano
(
09/10/2007 10:46)
tsy hitako ilay tena resaka fa toa but no lazaiana ka maninona raha mba atao essai namana fa andron'ny lavalava izao an
sa za ve no tsdy mahazo ilay hoe mampalemilemy an Ingahy mopera nefa izay mompera fantatro sy haiko dia toa matanja-belona avokoa na dia efa nahazo taona aza ! :-P:-P:-P
sa za ve no tsdy mahazo ilay hoe mampalemilemy an Ingahy mopera nefa izay mompera fantatro sy haiko dia toa matanja-belona avokoa na dia efa nahazo taona aza ! :-P:-P:-P
30. Jeankely
(
09/10/2007 14:09)
Na mompera antitra na pasitera antitra mitovy fa raha samy tanora ny mompera ary ny matanjaka. Fa iza no milaza aminao fa izay manambady no matanjaka. Tsy hainao fa misy manala ny kambana roany ny sasany kely maso mba hapatanjaka azy=))=))
31. fijo
(
09/10/2007 21:11)
io letsy ratemoin safidy an,tsy midika mihintsy hoe tsy manambady izy dia tsy mananjanaka izany.ary tsy ampitahaina io,fa avela samy hanao izay safidiny.
toa lasa fifaninanana fotsiny mantsy le resaka eto.
toa lasa fifaninanana fotsiny mantsy le resaka eto.
32. Jeankely
(
10/10/2007 13:59)
Izay tia hanala azy dia miresaka eto aloha ary betsaka ny manoratra izay mifanandrify ny sainy. Avy eo nefa rehefa sendra ny manoratra izay mifanandrify ny sainy koa dia romotra.
34. Jeankely
(
11/10/2007 08:46)
Avohay aza ny Pasteranao dia asehoko ny Moperako dia hita eo izay matanjaka.=))=))=)).Samy manala azy io
35. vavolombel
(
11/10/2007 09:12)
ka le momperanao matanjaka amle zvtr ratsy tsnn koo! ndehana mankany argentine aloha avoty ny momperanao!
36. Jeankely
(
11/10/2007 09:32)
F'angaha ny any andafy izao no resahina fa tsy ny Malagasy. Raha ny ataon'ny Pastera Malagasy dia ahoana. Mahay Politika, Misipa @ mpivavaka...Misy ireo sa tsisy. Efa miteny ny sasany hoe izay ahalasa anao any andanitra no tokony dinihinao fa tsy ny ataon'ny sasany. mba mahaiza mijery ry vavodombel an?
37. fijo
(
11/10/2007 20:47)
iza tokoa no tena ratsy e,le mopera pedofily io ,sa ry rapasy malama vava any mada?????ny iray manimba ankizy ny iray manimba firenena.
40. Jeankely
(
20/10/2007 03:37)
Ny mitsara tsy mety saingy ny sasany tia hampiakatra ny tenany na ny havany Pastora. Izaho miteny ary manamafy satria fantratro sy hitako izany fa azo antsoina ny Pastora anao baolina kitra @ Mopera fa resy 15 sy zero angamba. Ary raha resaka fahaizana dia tsy hiteny betsaka aho fa maro no nanovo fahaizana tany @'ny Katolika na mpitondra sy manampahaizana Silamo aza ary ny Pastora tsy lazaina intsony satria tany no naianara a,b,d.
