fanamarihana
1. rafangotsohana
(
08/10/2007 10:24)
:x
Miarahaba anareo eto @ modérateur!
Miala tsiny raha nandefa ity fanamarihana ity ho anareo aho, satria gaga aho fa mba nandefa tononkira teto, nefa toa tsy nivoaka t@ listra, ka mba azoko fantarina ve hoe : inona no antony mety nahatonga @ izany? Marihiko fa izaho dia efa mpikambana, ary ny tononkira nalefako dia "Tsy handry fotsy", sy "Avereno aminahy", izay an'ny Tarika James!
Misaotra Tompoko.

novalian'i rafangotsohana ny 09/10/2007 08:35
2. Fiffi
(
08/10/2007 10:32)
zah koh anisan'mpampiditra tononkira fa...tsy toundé mivoaka eo no eo le izy fa mbola miandry jerevan'mpiandraikitra...:)
3. hery
(
08/10/2007 11:11)
rafangotsohana> aza mampangotsoka :-)
Rehefa mampiditra tononkira ianao dia misy soratra hoe tsy tonga dia miseho avy hatrany ny hira ampidirina.