Miroso sy mijoro hatrany aho hatr@ farany...

1. diamondra27 ( 07/10/2007 11:06)
Raha naheno ity hira aho dia tena faly sady tena misy fahamarinany tokoa ny paroles lazainy.

Koa mahereza daholo isika rehetra mba haharitra hatramin'ny farany ary izay mbola tsy tafiditra dia manasa anao ihany koa mba ho any an-tranon'i Ray

http://www.dailymotion.com/relevance/search/rasolondraibe+rija/video/x25kuq_rija-rasolondraibe-tsy-maintsy_music
http://www.dailymotion.com/relevance/search/rasolondraibe+rija/video/x34le0_andriamanitray_music
Miambena fa "Jésus revient bientôt"
:-*:-*
novalian'i niryna ny 10/10/2007 04:38
2. diamondra27 ( 07/10/2007 11:34)
raha mbola mametra-panontaniana toa ity lhl ity ianao dia henoy tsara ny valiny... fa Jesosy no fanafody

http://www.dailymotion.com/relevance/search/jesosy/video/x32o9i_gasy-jesosy-hiany-ny-fanafody
3. diamondra27 ( 07/10/2007 11:45)
raha hanolon-tena ianao dia...
http://www.dailymotion.com/relevance/tag/malagasy/search/jesosy/video/x34sxx_ambarako-aminao-ny-fanilo
4. ikaretsaka ( 07/10/2007 12:03)
misy an'izay resaka izay tokoa ao : hoe
nareo koa ve handeha?
- handeha ho aiza moa izahay? Ianao no manana ny...
5. diamondra27 ( 07/10/2007 12:09)
ika: tena tadidiko le verset fa le hira tsy mba haiko, kalou tadiavina ndray saode mba hita any ho any le izy

6. ikaretsaka ( 07/10/2007 12:34)
Ao @ ankalazao misy! fa andininy @ na hira fa tsy refrain..
7. fahamarinana ( 07/10/2007 15:07)
diamondra27:

Raha naheno ity hira aho dia tena faly sady tena misy fahamarinany tokoa ny paroles lazainy.

Koa mahereza daholo isika rehetra mba haharitra hatramin'ny farany ary izay mbola tsy tafiditra dia manasa anao ihany koa mba ho any an-tranon'i Ray

http://www.dailymotion.com/relevance/search/rasolondraibe+rija/video/x25kuq_rija-rasolondraibe-tsy-maintsy_music
http://www.dailymotion.com/relevance/search/rasolondraibe+rija/video/x34le0_andriamanitray_music
Miambena fa "Jésus revient bientôt"
:-*:-*

:arrow:Mankasitraka e(l)

8. kalina80 ( 07/10/2007 18:59)
[quote=diamondra27]
Raha naheno ity hira aho dia tena faly sady tena misy fahamarinany tokoa ny paroles lazainy.

Koa mahereza daholo isika rehetra mba haharitra hatramin'ny farany ary izay mbola tsy tafiditra dia manasa anao ihany koa mba ho any an-tranon'i Ray

http://www.dailymotion.com/relevance/search/rasolondraibe+rija/video/x25kuq_rija-rasolondraibe-tsy-maintsy_music
http://www.dailymotion.com/relevance/search/rasolondraibe+rija/video/x34le0_andriamanitray_music
Miambena fa "Jésus revient bientôt"
:-*:-*



miambena marina fa efa ho avy atoato izy e


9. sarobidy ( 08/10/2007 05:19)
slt Diams: misaotra fa mampahery b, za kalony hiambina e:-*
10. diamondra27 ( 08/10/2007 08:32)
kalina: tsy fantatra aloha ny fotoana exacte fa ho avy toy ny mpangalatra izy.
sarobidy: tandremo mihintsy e! aza mety ho kivy fa miraisa foana @ ilay Jesosy Tompontsika
ika: merci @ fanomezana an'ilay ankalazao ny Tompo
11. boubounezy ( 08/10/2007 08:36)
diams mersi kia!aleo inany miambina sarobidy fa ho avy toy ny mpangalatra Izy an! za kou!!!^:^
12. diamondra27 ( 08/10/2007 08:47)
bbnz: zay ndrindra
13. niryna ( 10/10/2007 04:38)
misaotra aky diamondra a.:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2324