Les femmes qui fument
1. tiarah
(
04/10/2007 10:01)
Rehefa mifoka sigara ve ny vehivavy de lazaina fa te hitovy zo amin' ny lehilahy na koa hoe jiolambavy,nefa sa sipa te hirevy fotsiny? Ahoana ny hevitrareo?
novalian'i marcocofa ny 27/11/2007 08:33
2. sasa
(
04/10/2007 10:05)
raha za manokana aloha d tsy mi-gené an'ahy le vehivavy mifoka sigara e! safidy ny an'azy tsinona koa, sady tsy jiolambavy izany mintsy
4. kallie
(
04/10/2007 11:04)
menalamba :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
ny mety ts tin'ny ol ka mahatonga anle tsikera angamba d mety oe eny andalana sns lé vhv no mifoka, ts miaja manko "hono" ny vhv mifoka sigara eny andalana
io ko ange na in na in ataonao, vôkiana fôna refa ampiarahana am fihetsika ts mety na tsy mifanaraka am ao antsain'ny mpitazana e (oatra oe sady manao minizipo sy zemenfou no mifoka sigara eny andalana)...

5. sakaizakely
(
04/10/2007 14:28)
menalamba> :-D:-D:-D:-D
tiarah> f'angaha moa natokana ho an'ny lhl ihany ny sigara ?
tsy haiko aloha fa za tsy mifoka an ! fa mino aho fa tsy resaka adivarotra fitovianjo amin'ny lhl no antony. Tsy hoe andriana natao hotompoina ny lhl ka noforonina ho azy ireo daholo izao tontolo izao.
Ny fahitako azy, mbola bontolon'ny fanjakazakan'ny lhl (machisme) ny toetsaina
n'inn n'inn koa ataon'ny vhv dia ahazahoana tsiny foana

6. kallie
(
04/10/2007 14:42)
sakaiza> ka zay nge wa e, na tam vhv nanao patalo vôloany ar siora a fa tezitra reo lhl reo nefa ahazoana aina kokoa refa mitaingina sôvaly, :wink:
10. volltige
(
05/10/2007 10:36)
au diable tous ceux et celles qui ont des préjugés, on est en 2007 et je pense que la mentalité ne suit malheuresement pas!!!! Pourquoi est ce que çà pose tjs un problème aux autres quand une femme fume, leur donne ils le cancer du poumon, si elles sortent avec plusieurs mecs ou sont vierges avant le mariage, leur empruntent elles leur sexe, alors chacun pour soi et dieu pour tous!!! fumez ou ne fumez pas, baisez ou ne baisez pas mais il faut respecter les personnes avec leur différence. Et si un jour on se plaint car on a un cancer, çà nous regarde!!
11. soanja
(
05/10/2007 14:31)
Ny vehivavy mifoka sigara amiko dia vehivavy tsy ampy self esteem.
Manan-kolazaina aho momba ny lehilahy saingy tsy izao aloha fa rehefa misy ny lazaolana.

13. sakaizakely
(
05/10/2007 16:36)
soanja> tsy ny self esteem araky ny lazainao no tsy ampy.
Tadidio fa mbola tanora dia tanora ny ankizy dia efa mipololotra sigara, maka tahaka ny olondehibe satria mbola tsy manana identité dia somary maka tahaka aloha. Ny tsy fantatr'izy ireo, ary inian'ny besinimaro tsy fantarina, fa misy substance maha-"domelina" ny olona anaty ny sigara, mampisy fahazarana (accoutumance) ary maha-lasa adala mihitsy aza rehefa tsy ampy daozy izay (manque de nicotine)
Ilay accoutumance/dépendance io no mahatonga ny olona hanohy ny fifohana sigara, na lahy na vavy. Efa voaporofo arantsiantifika mihitsy izany. Voalaza koa fa mora mipetraka koa ilay dependance raha toa ka mbola vao tanora no nanomboka nifoka ilay olona.
Mila fahatanjahantsaina lehibe sy mafonja tokoa vao mety ho afaka ny fahazarandratsy. Saingy ny toepiainana amin'izao fotoana, ny stress sy ny mal être isankarazany dia manasarotra ny fanatanjahantsaina, ka betsaka ny olona no tsy afaka miala intsony, dia mitohy mifoka sigara ihany, na dia fantany aza ny ho fiantraikany aty aorina.
Ka tsy ny fanamelohana ireo olona mifoka sigara akory no mitondra mankaiza, ireo miteny hoe aza miferin'aina raha voan'ny cancer... ireo no lazaiko an'zany. Mora ny manome tsiny rehefa tsy mahafantatra ny tena olana mipetraka.
Fa ny tena tiako soritina eto, na lahy na vavy dia mitovy ny fiantraikan'ny fifohana sigara. Noho izany, tsy midika velively fa natao ho an'ny lhl fotsiny ny sigara, na koa hoe miady varotra hitovy zo am lhl ny vhv rehefa mifoka.
Sa ve aminareo hoe rehefa lhl dia manana alalana handoto ny rivotra iainan'ny vhv satria izy ireo ihany no manana zo hifoka sigara ? Ary ny vhv tsy manana zo handoto ny rivotra iainan'ny hafa ?
Ho famaranako azy, ny fahasalamana dia tsy ny an'ny vatana ihany, fa an'ny saina koa. Ny fanamelohana maimaipoana ireo izay tsy mitovy amin'ny tena dia karazan'aretina ihany koa.
Atsipy ny tady eny antandroky ny omby...

14. kally
(
05/10/2007 18:23)
Asa ianareo raha mahatsikaritra fa ny vehivavy teraka tanelanelan'ny taona 1950-1960 teo dia betsaka no mpifoka sigara,tsy midika mihitsy hoe vehivavy tsy mihaja na tsy mahatoky tena ireny. Diniho ange ny manodidina anareo matetika mpampianatra, mpiasam-panjakana ets mifoka good look na boston.
Ary renim-pianakaviana mihaja sy maotina izao izy fa ny fahatanorana nandalovany nahatonga azy ireo nifoka sigara no nisy tsy dia arako loatra...diniho hoe dia ilazao aho ry reto!?

16. soanja
(
05/10/2007 23:32)
sakaizakely:
soanja> tsy ny self esteem araky ny lazainao no tsy ampy.
Tadidio fa mbola tanora dia tanora ny ankizy dia efa mipololotra sigara, maka tahaka ny olondehibe satria mbola tsy manana identité dia somary maka tahaka aloha. Ny tsy fantatr'izy ireo, ary inian'ny besinimaro tsy fantarina, fa misy substance maha-"domelina" ny olona anaty ny sigara, mampisy fahazarana (accoutumance) ary maha-lasa adala mihitsy aza rehefa tsy ampy daozy izay (manque de nicotine)
Ilay accoutumance/dépendance io no mahatonga ny olona hanohy ny fifohana sigara, na lahy na vavy. Efa voaporofo arantsiantifika mihitsy izany. Voalaza koa fa mora mipetraka koa ilay dependance raha toa ka mbola vao tanora no nanomboka nifoka ilay olona.
Mila fahatanjahantsaina lehibe sy mafonja tokoa vao mety ho afaka ny fahazarandratsy. Saingy ny toepiainana amin'izao fotoana, ny stress sy ny mal être isankarazany dia manasarotra ny fanatanjahantsaina, ka betsaka ny olona no tsy afaka miala intsony, dia mitohy mifoka sigara ihany, na dia fantany aza ny ho fiantraikany aty aorina.
Ka tsy ny fanamelohana ireo olona mifoka sigara akory no mitondra mankaiza, ireo miteny hoe aza miferin'aina raha voan'ny cancer... ireo no lazaiko an'zany. Mora ny manome tsiny rehefa tsy mahafantatra ny tena olana mipetraka.
Fa ny tena tiako soritina eto, na lahy na vavy dia mitovy ny fiantraikan'ny fifohana sigara. Noho izany, tsy midika velively fa natao ho an'ny lhl fotsiny ny sigara, na koa hoe miady varotra hitovy zo am lhl ny vhv rehefa mifoka.
Sa ve aminareo hoe rehefa lhl dia manana alalana handoto ny rivotra iainan'ny vhv satria izy ireo ihany no manana zo hifoka sigara ? Ary ny vhv tsy manana zo handoto ny rivotra iainan'ny hafa ?
Ho famaranako azy, ny fahasalamana dia tsy ny an'ny vatana ihany, fa an'ny saina koa. Ny fanamelohana maimaipoana ireo izay tsy mitovy amin'ny tena dia karazan'aretina ihany koa.
Atsipy ny tady eny antandroky ny omby...
Zah manokana raha niteny ilay tsy fahampian'i self-esteem de tsy hijery azy ho fitsarana azy akory fa hilaza ny aretina mahazo azy. Ary mampalahelo ahy ireny olona ireny satria betsaka tokoa araka ny voalzan'i Sakaizakely no antony mahatonga ilay fifohana na fidorohana ho lasa fiankinana amin'ny fiainana.
Hoy i Sakaizakely hoe > Mila fahatanjahantsaina lehibe sy mafonja tokoa vao mety ho afaka ny fahazarandratsy. Saingy ny toepiainana amin'izao fotoana, ny stress sy ny mal être isankarazany dia manasarotra ny fanatanjahantsaina, ka betsaka ny olona no tsy afaka miala intsony, dia mitohy mifoka sigara ihany, na dia fantany aza ny ho fiantraikany aty aorina.
Io mantsy le self-esteem no miasa ka raha tsy matanjaka amin'izany ny olona iray dia tsy afaka mankaiza fa dia midoroka ihany no hitany ho fanafody.
Misy fijerena azy amin'ny lafiny roa mantsy ilay izy dia:
-Ny mihevitra ny tenany tsy manana olana amin'ny sigara.
-Ny mahafantatra ny tenany fa marary. Io faharoa no tiako tsindriana.
Raha nahatsapa ianao fa marary, zany hoe miankin-doha amin'ny sigara dia efa be de be ny toerana azo aleha hanampy anao hiala amin'izany.
Tsy misy hafa anefa ny fitsaboana fa mitovy n'aiza n'aiza fa dia misy steps arahina.
1- JEREO akaiky sady tadiavo ny mety fanalana ny olana
2- Manontania sy mikaroha info amin'ny hiatrehana izany fanalana azy izany.
3- Manantena fa ho tafita ny tanjona.
4-Araho akaiky daholo izay zavatra takiana amin'ny fialana amin'izany.
5-Mitadiava zavatra na olona hanampy sy hanome hery amin'ny fahazotoana hanatanteraka ny faniriana.
6-Ataovy izay fialana amin'ny sigara izay ho laharampahamehana voalohany amin'ny fiananao.
7- Matokia an'Ilay Nahary fa tsy mandeha irery ianao mitsabo tena fa eo izy manome toky koa.
Raha nanaraka an'ireo izy dia ho tafita. Tsy nanaraka an'ireo izy fa niovaova plan sy lalan-kafa ary mahita fomba hialana hoe satria zah zao sy zao miaro tena de any ny low self-esteem no mandeha.
Mi-apply io na sigara na toaka na hafa fiankinan-doha rehetra.
17. ikaretsaka
(
06/10/2007 22:52)
ny ahy aloha aleoko mijery ilay vehivavy mihinana paraky e.. ireny mba vao hita de eeeeeeeck!
fa le sipa mi sora efa andeha histile be be vao hoe tairo tige ray any aminao any aloha e...dein!

20. rasoary
(
25/11/2007 13:40)
Amiko aloha na vehivavy ianao na lehilahy mifoka sigara tsy mampaninona ahy e ! satria manana ny safidiny izy ireo ka maninona moa ny vehivavy no miasa @ izao fotoan'andro izao maninona no tsy kritikenareo izy ireny ? samy manana ny liberteany ny olona @ izao andro iainantsika izao ! Ny mpifoka sigara dia fahaiza miaina no angatahana amin'izy ireo rehefa mahay manaja izay olona miaraka aminy eo izy tsy maninona "izany oe mba manontany raha tsy mampaninona an'ilay olona eo akaiky raha mahatanty sigara izy "
Marihako etoana fa izaho olona tsy mifoka sigara ary koa vehivavy nefa tsy mampaninona ahy ny mahita vehivavy mifoka sigara:idea: