ny ahy ny koziko de zao;za misora fa ratsy io,ra ny oe te itovy zo@lehilehy diso be:-D:-D:-Dsamy manana enimpolo sa ohatrinona zao ny sora any dago samy mahay mividy;ny zo ko samy manana ny azy;aza manaiky atonlo anizay oe te itovy@lehilahy zany
ny oe jiolahimbavy ndray;ny sigara ry zareo tsy midika inona famonoantena ary au contraire
ny ahy zao de refa mirevy a vo mifoka;ny toetsain gasy mintsy ko no mbola mirefarefa@tany e
ny tena azo lazaina ho jiolahimbavy ary le sipa manfitoetra tay reny azafady fa mandreraka be ny mieritreritra izany:evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil: