Nisolo akanjo ny Madagascar Tribune

1. hery ( 01/10/2007 06:46)
Oh la la yes :-)
http://www.madagascar-tribune.com/ fa nahazo akanjo vaovao ny site-n'ny Madagascar Tribune. Mahafinaritra ny endriny. Mampiasa fitaovana antsoina hoe SPIP izay afaka misahana tokoa ny momba ny fampisehoana ny Gazety amin'ny internet.

Mirary soa e.
novalian'i Kwasi ny 02/10/2007 15:03
2. Fiffi ( 01/10/2007 10:10)
tsara be le izy an ! =D=D
3. la ( 01/10/2007 11:45)
Misaotra ry hery a! napafantatra =D^:^:)
4. booboo ( 01/10/2007 11:50)
euh...lasa tsisy rubrique necrologie tsony ô ?
5. pissoa ( 01/10/2007 12:09)
Hi hi hi - tonga de ito no hitako voalohany tao ... :-D:-D:-D
6. Belle ( 01/10/2007 13:29)
hery: Oh la la yes

efa nahazo alalana tamin'i balbine ve aloha enao mampiasa io fomba fiteny ananany "marque deposee" (angamba) io? :D

booboo: euh...lasa tsisy rubrique necrologie tsony ô ?

tsindrio ilay bokotra "annonces" erY ambony dia ao daholo ilay izy kah!
7. Fiffi ( 01/10/2007 13:58)
pissoa: ny ahy ity....
http://www.madagascar-tribune.com/A-cause-de-comportements-indignes,2155.html
8. Kwasi ( 01/10/2007 14:28)
Fa inn ilay hoe SPIP?
9. xxx ( 02/10/2007 10:36)
kwasiv ny SPIP dia anankiray amin'irony antsoina hoe CMS, izany hoe raha tsorina dia site web vita fa customize-na sy ampidirana contenu sisa. http://opensourcecms.com/ misy ohatra maromaro

Ny an'ny serasera izao dia solaitra no CMS mampihodina azy.
10. Kwasi ( 02/10/2007 15:03)
xxx> misaotra (indrindra ilay rohy)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3442