FLAN SY CREPE
1. la
(
19/09/2007 12:09)
Manahoana daholo ooo!
Zah ry reto mbo ampianaro manao crèpe sy flan fa zah tia be nefa zah tsy mahay, misaotra mialoha e:D:miam:
Zah ry reto mbo ampianaro manao crèpe sy flan fa zah tia be nefa zah tsy mahay, misaotra mialoha e:D:miam:
novalian'i fiaritiana ny 22/10/2007 14:05
2. boubounezy
(
21/09/2007 09:10)
la za alou kia tena tsy mahay anio fa i fiffi ngamba afaka manomé lien ho anjy @ re7 io! ny hafa betsaka kou ny mahay azy ra tsy manomé i fiffi.
4. Rafotsy
(
21/09/2007 13:02)
la:
merci aky a!! zah malahelo be fa zah tsisy manoro mintsy:snif:
Salut !
Inty omeko anao ny fanaoko :
pate à crepes : 250g de farine , 2 oeufs , 1/2 de lait ( izay tinao na écrémé na demi na entier ), 3 cuillers à soupe d'huile , levure chimique kely ,1/2 verre de bière ( facultatif io fa legères be ny crepes )
Afangaro ny farine ,atody ary levure , arotsaka tsikelikely ny ronono , farana arotsaka ny huile , afangara hatrany ihnany , alefa ny labière dia avela hi reposer 1 heure eo ! Raha fluide loatra dia ampio farina ary raha matevina loatra indray dia ampio ronono !
Tsy dia asina matiere grasse betsaka intsony ny poele fa rarao goutte d'huile kely dia safoy @ essui tout !
Tsy nasina siramamy mihintsy ilay pate
@ izay ianao afaka manao crepes saléés !
Flan ; 5 oeufs , 100g de sucre , 75cl de lait ,50g de farine .
Afangaro tsara anaty bol ny sucre , farine sy ny
atody , arotsaka ny ronono !
Efa ni préchauffé nao thermostat 6 ( 180° ) eo ny la fôre , maka moule ianao , beurrer -na ilay moule dia arotsaka ao ilay preparation io ! Atsofoy lafôre ary masaka au bout de 30minutes ! Io ny base , ka azonao asina rhum kely , na rapé de coco , na amande na fruit izay tinao !
Mazotoa e !
5. fahamarinana
(
21/09/2007 17:00)
:arrow:Ohatran'io re7 ny Rafotsy io ihany koa fa saingy asiana pate brisée ao anaty moule dia goahana kely amin'ny sotro rovitra dia zay vao atao ao ilay fangaro nolazainy io dia ampidirina four avy eo.(l)
6. booboo
(
21/09/2007 17:39)
(...)dia refa mibontsina loatra sy mitady ho "may" ny tampony dia saronako papier alu.
7. la
(
24/09/2007 06:29)
Misaotra betsaka anareo fa kay zah mba novalinareo ihany merci doly an^:^=D:D
8. fahamarinana
(
24/09/2007 09:02)
:arrow:Fa maninona kosa moa no tsy ho valianay i la? mba zaraina zay kely hay,za koa aloha eto dia mba maka zay tsy haiko e.Tsy misy fisaorana !(l)
9. naughtyboy
(
24/09/2007 15:33)
reviko ny flan (indrindra saveur a la vanille)iza no mahay mahandro fa za mahay mihinana:°)ra tsy zany de eny @ patisserie ihany no iafarako ividy an'io:lol:
10. la
(
01/10/2007 12:09)
naughtyboy>ie tsara be mintsy wa asio flan sy crep partie ndray e hihih:):):)=D
11. fiaritiana
(
22/10/2007 14:05)
merci t@ lérecette fa tena interessant za koa tia cuisine be rahateo!!